TANTARA GASY RDB MATI-KO VELONA
Ойын-сауық
TANTARA GASY MATI-KO VELONA
Nanantotosa : Anjariliva RDB
Karazany : Fiainam-piarahamonina
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.
Пікірлер: 69
Bravo ny ekipan ny RDB. Remarque kely, Ilay hoe commissaire Mamy mbola mila mianatra miaina tsara ao anatin ny tantara. Fa efa niezaka mafy Izy na izany aza . Tsy ohatran Cynese sy Faly miaina tsara @ zava-misy--emotion, voix, sns....
3 жыл бұрын
Voray ny hafatra tompoko :) Mirary soa indrindra 🙏❤️
SLM e! Mankasitraka indrindra anareo jiaby tompoko t@ tantara tena tsara ❤️. Mirary SOA&KRISMASY SAMBATRA e
3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko 🙏 mirary krismasy sambatra antsika rehetra 😊
Misaotra betsaka indrindra o eto ampihenoana azy zao 🇲🇬🇲🇬🇰🇼😘
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏🙏🙏☺️
💔😢🤔💞 Merci beaucoup 💐💖💖💖💖💖💖
Misaotr nizar tompok 🙏🙏😘😘🎧🎵
Mankasitraka tompoko ohhh 🙏🏽🎧👍🏾🇲🇬🎧🥰🎧🥰🇬🇧
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏 Manaova fety sambatra daholo 🙏☺️❤️
Maro ny mihevitra fa reefa vazah dia hoe Andriana...maro tokoa ny vazah taranaka Andevo . Toy ireo vazah ao Europe andevon ny Viking . Frantsay andevo resin ny Anglisy
Mankasitraka e🎵🎵❤❤😀😀
Merci bcp nizara f afk andro mihts e
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 ☺️
Msaotra indrindra 🌲❤🙋♀️🎧
Voan ny sida izany izy sy Jaona ...akory atao
tsar b le inspiration le mpanotra, le mpilalao ku efa pro b döli e, mankasitra tompoko!
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏
Miandry taratasy avy ap Dina nefa izy manana tel 😂 Mankasitraka fona e!
Tena mahafinaritra be ny tantara merci nizara
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏 Ie mampatahotra izy io 😊
@sabrinamalalawartina2924
3 жыл бұрын
@ Nga tss tohiny ve izio hotrany tapaka tampoka tokony ba hoisy Tony
Karadoha masika aona ko e!😂😂 mahita tataraina mintsy
Tsy voatery ho fotsy ihany ny Andriana. Ny Andriana avy any am foko Menabe tsy fotsy akory...fa izay mihevitra hoe fotsy daholo ny Andriana dia hevitra adala .
Mankasitrak eee🥰🥰❤️❤️❤️
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏🙏😊❤️
Misaotra hatrany ny mizara tantara 🤗
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mihainoa finaritra 😊🙏❤️
Tsy aiko hoe za rery ve tsy maita lohany sy vodinle tantara
@tefynadine8032
3 жыл бұрын
otrn tantara 2 sami afa
3 жыл бұрын
Somary otran film mihitsy izy ty, otran misy situation samy hafa kely :)
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ny tantara 😍❤😍
3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko 🙏 Mirary soa hatrany 🙏🙏❤️😊
Misaotra Le Lémurien Web TV. Mirary fety sambatra.
3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko 🙏 mirary fety sambatra atsika rehetra ihany koa ☺️
@mayaaandreaa3594
3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko 🙏😍
Misaotra betsaka Tompoko nizara🇲🇬💖👌!
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏❤️
Misaotra nizara tompoko 🌹🌹
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️😊
Misotra nizaroo fa tena tsara be 😍😍
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa indrindra 🙏❤️
Makasitraka hatrany tompoko
Misaotra betsaka oooo
3 жыл бұрын
Mirary soa hatrany tompoko 🙏🙏🙏😊
Vao hihaino fa mankasitraka sahady ooo
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏🙏🙏😊
Misaotra nizara. Mankasitraka ny mpanoratra & mpilalao ny tantara 🎧😍🇲🇬❤️🇱🇧
Mankasitraka indrindra tompoko ô
3 жыл бұрын
Mirary soa hatrany tompoko 🙏🙏🙏😊
Misaotra nizara o
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏😊
Misaotra betsaka topoko mirary taona vao2
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏 mirary fety sambatra antsika rehetra 😊🙏❤️
Misoratra nizara tompoko
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏
misaotra tompoko , manaova fety sambatra e!
3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko 🙏 mirary krismasy sambatra antsika rehetra 😊❤️
Misaotra re fa tena tsara e
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏🙏🙏😊
MANKASITRAKA tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏
Misaotra tompoko o
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏😊
Merci bcp
Mankasitraka tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
MANKASITRAKA tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏