Tanora Masina Itaosy - Mitoera (Clip officiel)

Музыка

Lalana mideza ny ety an-tany
Tsy misy antenaina,mandalo ihany
Fa betsaka ireo kivy fo sy velon-taraina tokoa
Andriamanitra ô (x2)
Mitoera re anatin'ny fonay Ianao
Fanahy Masina ô (x2)
Mitoera re anatinay ianao
Inona ary anefa no hevitr'izany
Anjara tinendry sa aloka ihany ?
Diniho hoe izay banga aminao
Fa sao lalan-kafa ny anao
Andriamanitra ô !(x2)
Mitoera re anatin'ny fonay Ianao
Fanahy Masina ô !(x2)
Mitoera re anatinay Ianao
Raha ny fiainanay no tsy misy Anao
Dia ny asan-tSatana no hanjaka ao
Ianao no antom-pandresenay
Ireo fahavalo ry Ray
REF...

Пікірлер: 34

  • @raharivony8212
    @raharivony82122 ай бұрын

    Mankasitraka tompoko fa tsara ny hira misy ny antson nyfanahy mangetaheta an Andriamanitra,hitoetra ao anatin ny olombelona tsirairay 🎉❤

  • @ravoandriamifidy390
    @ravoandriamifidy390Ай бұрын

    Tsara le hira fa le vocal wa tsy izao mintsy no atao hoe choeur mikikika be mahadonto sofina be indrindria rehefa henoina maharitra

  • @ginotrahery
    @ginotrahery Жыл бұрын

    tsara hira❤❤❤ jesosy

  • @Careuuu
    @Careuuu4 ай бұрын

    Mipaka aty anatinay tokoa ny Fanahy Masinao Tompo oh

  • @kantorabenoroson6749
    @kantorabenoroson67494 жыл бұрын

    Fanahy Masina o, Mitoera re anatin'ny fonay Ianao.... Raha ny fiainanay no tsy misy Anao Dia ny asan-tSatana no hanjaka ao Ianao no antom-pandresenay Ireo fahavalo ry Ray

  • @tolotrarazafintsalama4802

    @tolotrarazafintsalama4802

    4 жыл бұрын

    alao satana tsy atao majuscule e

  • @HaritianaHaritiana-gj7wn
    @HaritianaHaritiana-gj7wn11 ай бұрын

    Raha ny fiainanay no tsy misy anao, de ny asan'ny sarana no hanjaka ao...

  • @fidyandriamihaja8069
    @fidyandriamihaja80694 жыл бұрын

    Fanahy Masina ô, mitoera re anatinay ianao... Antsoantson'ny fanahy mangetaheta mitady an'Andriamanitra ity hira ity. Tena tsara

  • @raharivaojeanneelisabelle502

    @raharivaojeanneelisabelle502

    4 жыл бұрын

    Fidy ANDRIAMIHAJA 🙏❤️🙏

  • @lovasoafaniry6016
    @lovasoafaniry60164 жыл бұрын

    Andriamanitro o! Misaotra anao eo anilanay mandrakariva, be fitiavana loatra ianao!

  • @arlettemanantenasoa5366
    @arlettemanantenasoa53662 жыл бұрын

    mankasitraka indrindra fa namoha fanahy maro efa natory

  • @rijasoajeanjacquesrajaobel5164
    @rijasoajeanjacquesrajaobel51644 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra fa tena tiko be io hiraio ary mampahery tokoa

  • @dimbiarimananarambelofiana1801
    @dimbiarimananarambelofiana1801 Жыл бұрын

    Voninahitra ho an'Andriamanitra

  • @tigregeant5285
    @tigregeant52854 жыл бұрын

    Anisany ankafiziko koa ity hira ity, mamelombelona ny fanahy, misaotra anareo

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 Жыл бұрын

    Amen 🙏 Mankasitraka TMI

  • @razafimbeloonja9992
    @razafimbeloonja99923 жыл бұрын

    Tompo ô! Tia anay hianao

  • @LucienMonteurVideo
    @LucienMonteurVideo4 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra ❤❤

  • @razafindratsioryharenasaro9583
    @razafindratsioryharenasaro95834 жыл бұрын

    Andriamanitra oh,,, mitoera ré anaty n'y fonay Ianao ❤️❤️❤️❤️

  • @mendrikahasinaandriantsara4245
    @mendrikahasinaandriantsara42453 жыл бұрын

    tsara be, misaotra betsaka

  • @minohari8503
    @minohari85035 жыл бұрын

    Rahoviana indray no misy ALBUM vaovao hivoaka.

  • @LalatianaFanantenanaRASO-gt9ok
    @LalatianaFanantenanaRASO-gt9ok Жыл бұрын

    zah lu mankafy tanor masin e

  • @harimalalamanevasoa4939
    @harimalalamanevasoa49393 жыл бұрын

    tiko be ilay hira mandona fanahy tsara

  • @abelrakoto1639

    @abelrakoto1639

    3 жыл бұрын

    Tena tsara hira misaotra Tompo ho any mpanoratra

  • @user-so6vd6mc9i
    @user-so6vd6mc9i11 ай бұрын

    Mahery ny ran' I jrsosy

  • @user-so6vd6mc9i

    @user-so6vd6mc9i

    11 ай бұрын

    Mahery be

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina6922 жыл бұрын

    Amen

  • @vatosoaonjaniainafitahiana4942
    @vatosoaonjaniainafitahiana49424 жыл бұрын

    ❤❤💘

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa24013 жыл бұрын

    ♥️♥️♥️♥️

  • @andrianiainaderasoa
    @andrianiainaderasoa4 жыл бұрын

    🙏🙏👏👏

  • @juxtemecaline584
    @juxtemecaline5843 жыл бұрын

    💓🙏🙏

  • @harena092
    @harena0924 жыл бұрын

    Tena tsar makasitra

  • @abelrakoto1639
    @abelrakoto16393 жыл бұрын

    Mitoera ato aminay i Jososy🏡🏡🏡🏡🏡

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana42083 жыл бұрын

    😍😍

  • @angelineraharilalao7342
    @angelineraharilalao73424 жыл бұрын

    iza kay ilay soliste vehivavy azaafady ? sao misy mahay ... t'es devenue de plus en plus belle chérie ... Tiako loatra ilay tononkira

Келесі