SALoMaFLM "FIAINANA HO ANAO" Dimanche24 Après la Trinité/Alahady24 Man. Trinite: John/JAONA

Fandaharana "FIAINANA HO ANAO" Dimanche 24 Après la Trinité/Alahady 24 Manaraka ny Trinite:
Lien KZread: kzread.infoFxp_pWvqEVA?...
Homélie pour les petits selon John/JAONA 6:37-40
Mpitondra ny Teny:
- Atoa RANDRIANANDRAINANDRASANA Tovohasindrainy Vahatr'aina
Mpampianatra SALoMa avy ao amin'ny FLM Alakamisy Anosiala
Fitandremana Ambohibao Antampontanàna
Fileovana Ambohibao
Synodam-paritany Antananarivo
"Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be." Jaona 10:10b
Fandaharana "FIAINANA HO ANAO" isaky ny Zoma @8ora alina (Teny Malagasy) sy ny Alahady @ 6ora sy sasany hariva (Teny Frantsay/Tenin'ny tanana)
Isaorana ny AKA.Ma 67ha nanao ny Tenin'ny tanana

Пікірлер