PRM 2019 | FIANIANAN'NY FILOHA ANDRY NIRINA RAJOELINA

Televiziona Malagasy
Facebook: Televiziona malagasy ofisialy
Twitter @TVMalagasy

Пікірлер: 53

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala46425 жыл бұрын

    Arahabaina ny Malagasy nahazo Filoha vaovao, ary mirary soa ho an'Andriamatoa Filoham-pirenena Andry Rajoelina izay hitondra ny tany sy ny fanjakàna!! ao aminao ny fanantenan'ny Malagasy rehetra

  • @nalisoarajerison2172
    @nalisoarajerison21725 жыл бұрын

    ny tsy tia sy ny mpialona dia tsy mba nahita ireto fitaovana nomen'ny filoham-pirenena Rajoelina Andry izay hiadina amin tsy fandriam pahalemana. Misaotra Président amin ny fanomezana!Tsy maintsy mandroso Madagasikara ary andry fahalemana ny tanàna

  • @radidyfihavanana8753

    @radidyfihavanana8753

    5 жыл бұрын

    aza raisina ho toy izany kosa e, mety misy antony hafa ao fa tsy hitanao, ohatra anontaniako anao: volam-bahoaka v no nividianana ireo sa vola tany amposiny manonkana? raha volam-bahoaka d voasoratra tao amin'ilay teti-bolam-panjakana 2019 v? hitanao fa tsy d azo tsaratsaraina fotsiny ny fomba fijerin'ny olona a! tsy hoe tsy tia izy na be fialonana raha mametraka izany fanadihadina izany fa mba te- hanana ny tsara e! Misaotra indrindra!

  • @tosmanefendi3938
    @tosmanefendi39384 жыл бұрын

    Happy to know Madagascar keeps its tradition and characters ruled by people descended from the first humans setting foot on this land when this land was empty around 2000 years ago arriving in outrigger canoes from the Sunda islands (Malay Archipelago)

  • @sahondragaudin4030
    @sahondragaudin40305 жыл бұрын

    Sincère félicitation pour les Malgaches car ils ont eux le nouveau président jeune sage et surtout prêt pour changer Madagascar donc on est confiance à notre Président Andry Rajoelina

  • @judithsofia4627
    @judithsofia46275 жыл бұрын

    Mirary soa anao Andriamatoa filoha. Aza miasa irery amin'ny maha-olombelona nefa fa miombona mandrakariva amin'Andriamanitra. Izy no manome ny fahasoavana

  • @noelinemedalin3213
    @noelinemedalin32133 жыл бұрын

    Mahereza fa Andriamanitra anie hanome hery sy tanjaka ho anao Andry Rajoelina

  • @andriamanantenasoatsilavin3397
    @andriamanantenasoatsilavin33975 жыл бұрын

    misaotra manokana ny filoha teo Aloha rehetra indrindra fa A/toa "Marc Ravalomanana " mafinaritra sy manana fanetre_tena tokoa ianao

  • @andorasamison4210
    @andorasamison42105 жыл бұрын

    Rehefa miray hina sy mifankatia ny Malagasy dia mahavita zavatra tsara ary tena mahafinaritra, tena tsara fiandohàna ny fitondran'ny Filoha Andry Rajoelina, homba anao hatrany anie Andriamanitra amreo andraikitra miandry anao

  • @mikeandriantsoa1556
    @mikeandriantsoa15565 жыл бұрын

    Arahabaina ny Vahoaka Malagasy fa nahay nisafidy ny fandrosoana, fandresena be hoan'ny Vahoaka Malagasy tsy vakivolo izao fahazahoana Filohampirenena vaovao nofidiambahoaka izao koa arabaina ihany koa ianao Atoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara vaovao voafidimbahoaka Andry Rajoelina. Misaotra betsaka anao fa vao fianianana no nataonao dia efa noporofoinao taminay vahoaka sahady ny fanatanterahinao ny teny izay nolazainao satria raha nampanantena fiara raitra sy matanjaka tsy matahodalana ianao dia indro efa io nasehonao io sahady fa notanterahinao izany ary nahazo izany tokoa ny Mpitandron'ny Filaminana Malagasy izay hiteraka tombotsoa hoan'ny Vahoaka Malagasy tsy vakivolo hampandriana fahalemana. Tena mendrika ianao Atoa Filoha fa ny tsy tia sy ny be fialonana ihany no tsy afaka mahita ny fandrosoana efa nentinao sy entinao ary ho entinao. Faly izahay ary afaka mirehareha manana anao Atoa Filoha.

  • @p-bernard2530
    @p-bernard25305 жыл бұрын

    mahafinaritreee, fety mendrika, tsara ny fandaminana, ary lasa miraihina ny rehetra, mahafaly ny fo, ary mahalatsaka ny ranomaso mihitsy, kay hendry ihany ito Malagasy malalako ito.

  • @charlesrakotobe3070
    @charlesrakotobe30705 жыл бұрын

    hita tanteraka fa olona vonona sy niomana ny filoha Andry Rajoelina ary tonga dia asa fa tsy kabary ary tsy mpanao kobaka am bava

  • @noelinemedalin3213
    @noelinemedalin32133 жыл бұрын

    Mahaleova mahalasana ianao Andriamatoa Andry RAJOELINA filoha hajaina vao lanimbahoaka matoky anao izireo na toa nifidy anao ela velona anie ianao hitantana anity nosy malalantsika ity

  • @haingoandriambolamanana3656
    @haingoandriambolamanana36565 жыл бұрын

    mahavelom-panatenana ity prezida ity ary mino aho fa ho tanteraka ireo zavatra nolazainy mba ho tombotsohan ny vahoaka malagasy tsy vaky volo

  • @reyph742
    @reyph7425 жыл бұрын

    LASA VORONA AZON ADALA I MADAGASCAR ZAO ! !!!MAMPALAHELO LE GASY MISAINA NY ANKAMAROANY.

  • @marinajenny2360
    @marinajenny23605 жыл бұрын

    MAFINARITRA fety Mba ho Madagascar sambatra anie tanindrazan malala

  • @rakotoaina781
    @rakotoaina7815 жыл бұрын

    tiako be lay hoe tsisy fotoam bavaka en plein investiture !! alao sarahana tsara mints ny fivahanana sy ny politika ! en tout cas ! felicitation au nouveau president ento am pahendrena tompoko ny firenena ! manaraka anareo mpiray tanindrazana en direct izahay aty canada ! ka dia miara faly am nareo rehetra ... mahereza fa mbola lavaa dia lavaaa ny lalana diavina !! 😊 bon courage

  • @solosoamandimbilaza1525
    @solosoamandimbilaza15255 жыл бұрын

    Voninahitra hoa Andriamanitra Rainay sy Jesoa Kristy Tompo ary indrindra ny fitsilovanao ny saina amam-panahin'ny vahoaka Malagasy rehetra Fanahy Masina ô! nahatongavana @zao fametrahana @ fomba ofisialy ny Filoha vaovao Hitondra an'i Gasikara izao. Ary taratra ny fampihavanam-pirenena ny fanotronan'ireo filoha teo aloha rehetra. Ka ankalazaina ny anaranao Masina

  • @yamamotoescobar232
    @yamamotoescobar2325 жыл бұрын

    Mampalahelo madagasikara .... Tsy président yo faha homme d'affaire.... Ary tsishy zavatra ataony iny andry iny

  • @judithsofia4627
    @judithsofia46275 жыл бұрын

    Misaotra ireo filoha teo aloha koa. Misaotra manokana an'Atoa Ravalomanana, fair play milay e, ho tahian'ny Tompo ianao. A/toa filoha a, aleo hisokatra ireo magro hahafahana manome asa ireo niasa tao aminy e! fa mandoava hetra Ravalo a!

  • @ravmbodysalaka4714
    @ravmbodysalaka47145 жыл бұрын

    Tony razoky force speciale tony no tena tokony fôrmena mlay de omena ftôvana raitra fa jere nge le talki walki e , tsisy oreillette kory nefa mission secrete no atao lol sady motorola TLKR T40 ve lele. Na ny zanako ary tsy ti anreny tsony

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah86495 жыл бұрын

    52 %100 NE pas soide pour fair sortir d cris a Madagascar 😂😂😂😂😂😂

  • @titan9269
    @titan92695 жыл бұрын

    Anja Rama et Christel couple lesbo de l'année

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah86495 жыл бұрын

    D madry v ny saitenisany napadany anio

  • @Chango775

    @Chango775

    5 жыл бұрын

    ary mandry ve ny sai-tena miteny otrizany?

  • @priscanana9336
    @priscanana93365 жыл бұрын

    Afa ihany tanora ✌✌✌

  • @carmenrazanakoto4190

    @carmenrazanakoto4190

    5 жыл бұрын

    Prisca Nana LOL

  • @moniquerambatoson6474
    @moniquerambatoson64745 жыл бұрын

    Ouh aie e !!!! Reto vahoaka , hmm...tsy omby mintsy mahamasina,

  • @philemonalbertin6340

    @philemonalbertin6340

    4 жыл бұрын

    slt vao2

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet80305 жыл бұрын

    Mbola tsy naheno na nahita loko orange na loko europe na loko hollandais ( la marne ou merinas )na oxidantal nitondra soa am continent afrique fa indrindraindrindra am nosy mitokana miala kely afrique de l est io ...malahelo razambeny origine ny tany io izay maty novonoina nony fiarovana tanindrazambeny. Madagascar est une bonne leçon de l humanitee..Histoire l origine de toute chose...

  • @noelinemedalin3213
    @noelinemedalin32133 жыл бұрын

    Mahafaly sy Mampihetsi-po ny mahita sy mandre ny ny vaovao avy any Madagascar na dia lavitra aty ampitan-dranomasina aza ny tenako dia toiny eo akaiky n'ireo mpiray tanindrazana amiko

  • @andrianasoloandoniaina118
    @andrianasoloandoniaina1185 жыл бұрын

    RIP Dago

  • @Chango775

    @Chango775

    5 жыл бұрын

    RIP zanak dada fa tsy Dago

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah86495 жыл бұрын

    D iady aminiza io zany tsy za reo ihny v jiolahy teo ekkkkk

  • @andriamanantenasoatsilavin3397
    @andriamanantenasoatsilavin33975 жыл бұрын

    mankasitra indrindra fa na dia lavitra ary mahita foana eee mitovy lay nanatrika ihany

  • @SOMBINY
    @SOMBINY5 жыл бұрын

    Haingo Rabarinala ô mampihohy be lay teny Frantsay-nao, andana aloha mianatrakely vetivety fa hafahafa be mihitsy!

  • @eddyrazanamasy2475
    @eddyrazanamasy24755 жыл бұрын

    Ry gay 5 nanafan nftoan

  • @reyph742
    @reyph7425 жыл бұрын

    ZAY VAO TENA LAFO AMBONGADINY AMIN I LA FRANTSA I MADAGASCAR ! TAFAPETRAKA NY SARIBAKOLONY ZANY HANJANAHANY TANTERAKA AN I MADAGASCAR ARY HOLASANY AMIN IZAY NY AIR MADAGASCAR SY JIRAMA ! !!!! BAY BAY ! !!!! MARO ADALA NY MALAGASY ! !!!!

  • @manatsoamanatsoa7875

    @manatsoamanatsoa7875

    5 жыл бұрын

    Itony le karazan olona tery saina s'y tsy te hivoatra ary fanetry be n'y firenena manin an lah foana frantsay vao maheno olona ho any frantsa ànefa sambatra nareo(1000fois) otr zaza kely anefa mangataka chocolat sy bonbon avy aty France kkkkkk

  • @reyph742

    @reyph742

    5 жыл бұрын

    @@manatsoamanatsoa7875 NY ATIDOHANAO NO FENO TAY ! !!!TSY MILA LA FRANTSA ZANY FA IZY IHANY NO FOTOTRY NY FAHANTRANA NY GASY ! !!IZA NO MAMONO AN I RATSIMANDRAVA SY NANONGÀNA AN I RAVALO ARY I NICOLAS SARKOZY MINTSY NO NAMATSY VOLA AN I ANDRY TAMIN NY FANONGAMAM PANJAKANA INY RAHA TSY HAINAO ! !!!KINDINDRENINAO IANAO ! !!GEGY ! !!!!

  • @reyph742

    @reyph742

    5 жыл бұрын

    @@manatsoamanatsoa7875 AMBARAKO TSARA FA NY FAMILLE NAY REHETRA DOUBLE NATIONALITÉ ARY ZA MIPETRAKA ATY FRANTSA FA TSY MANKASITRAKA NY POLITIKAN NY FRANCE AMIN NY FANARARAOTANA NY HAREN NY AFRIQUE SY MADAGASCAR AHO ARY NY GASY TENA ADALA ! !! TAHAKA ANAO MILELAKA NY FORIN NY LA FRANTSA I ZAHO FIÈRE AMIN NY MAHA GASY AHY NA DE MIPETRAKA ATY FRANTSA AZA ! !!!

  • @manatsoamanatsoa7875

    @manatsoamanatsoa7875

    5 жыл бұрын

    @@reyph742 koa raha misy saina elah maninona no tsy mody aty fa miletika any @tany tsy tin lah any tena feno tay marina n'y lohany lah milaza tsy tia frantsay elah nefa miboretaka any andafy any Zaha lty te andeha any mafy ah paradisa gasy foana lty reny malala ry le gasy adala tyah

  • @reyph742

    @reyph742

    5 жыл бұрын

    @@manatsoamanatsoa7875 : KINDINDRENINAO ENAO ARY ENAO MINTSY NO TSY TOKONY HAPETRAKA ETO LA FRANTSA FA METY NAREO SY ANDRY RAJOELINA NO MPAMAROTRA TANINDRAZANA TSY MANJARY ! !! MATIMATY FAHATANY NY MALAGASY NITOLONA HOAN NY FAHALEOVANTENA N I MADAGASCAR FA ZAO LASA MIANKOHOKA AMIN I FRANCE I MADAGASCAR NOHON NY ATAON I ANDRY RAJOELINA SADY ATAONY FITAOVANA. REFA TSY FALY HANO AKAPOY AMIN NY RINDRINA NY LOHA !

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany5 жыл бұрын

    Jeneraly bekibo 🤣

  • @radidyfihavanana8753

    @radidyfihavanana8753

    5 жыл бұрын

    milaza zavatra maro io fanamarihanao io an! sarobabay e , zay voa aza tezitra!!!!!toko tapaka tompoko, ka izay tsy mety aoka mba harenina e!

  • @eddyrazanamasy2475
    @eddyrazanamasy24755 жыл бұрын

    Afa ihany dada e

  • @thoniealbet8238
    @thoniealbet82385 жыл бұрын

    Mbol ts ar nsy karah ty tamin tantaran Madagasikara re topoko ôhhhhhhhhhh sokafy maso ts ar nisy afa ihan tanora aloha aih reo antitra homena lesona amin sisiny . Fa samabany no nisy filoha nifamindra fahefana teto . Donak ely an lah rajao na zan na ts zan

  • @madagascardocinterdits-voa4601
    @madagascardocinterdits-voa46015 жыл бұрын

    Une victoire bien achetée ! @ financera-t-il à nouveau ? Ou les Russes ? L'étau sur Andry Rajoelina se resserre ! @6ib0

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah86495 жыл бұрын

    Zaza kl mitatana olodehibe zany ty kkkkkkkkkk

  • @solosoamandimbilaza1525
    @solosoamandimbilaza15255 жыл бұрын

    Voninahitra hoa Andriamanitra Rainay sy Jesoa Kristy Tompo ary indrindra ny fitsilovanao ny saina amam-panahin'ny vahoaka Malagasy rehetra Fanahy Masina ô! nahatongavana @zao fametrahana @ fomba ofisialy ny Filoha vaovao Hitondra an'i Gasikara izao. Ary taratra ny fampihavanam-pirenena ny fanotronan'ireo filoha teo aloha rehetra. Ka ankalazaina ny anaranao Masina