FITOKANANA ROVA 2

Televiziona Malagasy
Facebook: Televiziona malagasy ofisialy
Twitter @TVMalagasy

Пікірлер: 12

  • @sylvoalias
    @sylvoalias3 жыл бұрын

    Mahavelombolo re ny fiverenan'ny hasin'i Madagasikara....rehareha sy haja ary voninahitra ho an'i malagasy tsy vaky volo....Misaotra anao Atoa Prezdan'i Republika Malagasy. Marina tokoa ny tenin'i Ramatoa Ratsimamanga teo fa noho ny finiavanao no nahatanteraka izao projet izao....Betsaka ny maro nifandimby teo alohanao nefa tsy nisy na de ny iray aza nanana izany fikasana izany afa-tsy ianao. Mankasitraka manaja misaotra anao Atoa Rajoelina. Ho ela velona anie Ianao sy ny fitondranao,ho ela velona anie i Madagasikara mandroso.

  • @Jorassik
    @Jorassik3 жыл бұрын

    Vita koa aloha zany iny ny Rovan'ny Madagasikara sns, ary efa tazana io aorianan'i Elysee Lemana io koa fa efa kely sisa dia ho vita koa ny KIANJA BAREA. Zany ka asa fa tsy kabary an! Bravo Mr Le President!

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao59623 жыл бұрын

    Miharin-doha isika Malagasy e, mbola betsaka ny zavatra tsimaintsy atao, fa efa miroso amin'izany isika. "Tsy adidiko samy irery; fa adidiko izaho sy ianao" ary "Ny ranomasina no valam-parihy" dikan'izay: foko 18 no mandroso.

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao59623 жыл бұрын

    I love quaetet. Mba misy manao arrangements tsara ny Hiram-pirenena amin'ny quartet string, na koa wind! Ataovy tsara ny orchestration!

  • @charlinerobel1240

    @charlinerobel1240

    3 жыл бұрын

    =jjj=jjjjjjjjj

  • @tianarakotovao5962

    @tianarakotovao5962

    3 жыл бұрын

    @@charlinerobel1240 Izay nanao Academique tsimaintsy nanao classique, donc tsimaintsy misy fitiavana classique foana ao. Kathy no nampihanatra ahy ny Canon, Fa tiako koa ilay version Cooolio" I see you when you get there"

  • @Jorassik

    @Jorassik

    3 жыл бұрын

    Na za tsy mahay n'inon'inona momba ny mozika ity aza ohatran'nhy mahatsikaritra fa mivalana ilay hymne(na tsy mivalana fa ohatran misy tsy mety e!)

  • @tianarakotovao5962

    @tianarakotovao5962

    3 жыл бұрын

    @@Jorassik Misy karazany maro ny arrangements, sao izay no nanaovany azy. misy ny Alteration.....Ary quartet no zavatra resahiko fa tsy hoe mivalana ve sa tsy mivalana?/ Ratsy ilay orchestration fa tsy mivalana, ilay Flautiste tsy heno satria manao melodie fotsiny, ny guitar.Bon mbola resaka hfa mihintsy daholo izany.

  • @Jorassik

    @Jorassik

    3 жыл бұрын

    Ok! Misaotra anao nanazava.

Келесі