POOPY - Vavaka LYRICS

Музыка

Abonnez-vous à notre chaine KZread pour plus de lyrics
THÉÂTRÔNE manolotra anao:
💕POOPY ao @ CCESCA ANTANIMENA💕
👉Alahady 28 février sy Alahady 07 mars 2021👈
👉 @ 3 ora tolakandro
👉Fivarotana tapakila:
Manomboka ny "ALATSINAINY 08 FÉVRIER 2021"
@ 8 ora maraina hatr@ 4 ora hariva
Samy hivoaka @ io andro io ny tapakila @ 28 fév sy 07 mars
⚠️eo @ CC ESCA ANTANIMENA IRERY IHANY no fivarotana ny tapakila
❤️Hey! Fampisehoana roa samihafa reo an! 😘😘😘
#Poopy #HIRA_VAOVAO #Théâtrône #Sandrify #nostalgie
#spectacle #soradihy #HIRA_MALAGASY
#2021_spectacle
Tononkira
Na sarotra ny lalana aleha
Tsy ahasakana ahy tsy handeha
Na henjika na latsa eso koa,tsy mampaninona ahy
Navesatra ny efa nentiko
Toky foana no nasetriko
Tsy taitra aho f'ireo zay ratsy loha
Sy nampivadi-po ho tsinotsinona
Tompo o ankiniko aminao
Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy
Aoka ianao hitantana tsy handao
Ninoninona hanjo,na ho sarotra tokoa
Matoky anao aho ka tsy manahy
REF:matoky anao zahay
miandry ny marina
fantatray ianao fa tsy miangatra tompo o
miandrandra anao zahay
miandry ny rariny
tsy manahy ny fanahy manana anao

Пікірлер: 5

  • @CileLassagne
    @CileLassagne2 ай бұрын

    Longue vie ànao ❤❤❤

  • @beaknewcomer3835
    @beaknewcomer38352 жыл бұрын

    Why do they call her poopy??? I would be so pissed! I'm not sure that's a name in any language that anybody would want to use, is it? Cuz if it is then excuse me I just don't know!

  • @lyricsmusicmalagasy3073

    @lyricsmusicmalagasy3073

    2 жыл бұрын

    it's a first name with us

  • @AcademianYT
    @AcademianYT2 жыл бұрын

    poopy stinky

Келесі