NY KRISTIANA SY NY FACEBOOK - FJKM Isotry Fitiavana Alahady 24 Martsa 2019

Пікірлер: 14

  • @kolyandrianina
    @kolyandrianina2 ай бұрын

    mankasitraka indrindra Tompoko,

  • @lhfa1468
    @lhfa1468 Жыл бұрын

    👏🏻👏🏻👏🏻👍🙏🙏🙏

  • @tarapahazavana9349
    @tarapahazavana93492 жыл бұрын

    Mankasitraka hatrany tompoko amn fampianarana

  • @ntsoavina
    @ntsoavina5 жыл бұрын

    Merci fa tena tiko fona rhf cami no manome fampianarana .tena mahafinaritra be ahy foana.mampahatsiahy ahy tam mbola STK tany mada ny fihofanana nataony

  • @ravinala958
    @ravinala9584 жыл бұрын

    Voaray ny hafatra Tompoko!

  • @priscilllarakoto9117
    @priscilllarakoto91174 жыл бұрын

    Ataon'ny devoly mihintsy ny tsy hananantsika fotoana hivavahana sy hamakiana soratra masina ka ezahany aparitaka sy technologie mba ahavariana antsika, anisan'izany ny FB, karazana émission @ TV ; nefa azo atao tsara ny mifehy tena amin'izany, ataovy loha-laharana Jesôsy kristy @ zavatra ataonao rehetra, dia mangataha mba ho afaka @ fanangejan'i satana

  • @nojakelimioranandrasana5085
    @nojakelimioranandrasana50855 жыл бұрын

    Lalina be ilay fampianarana...Ny ohatra velona amaritana ny ''Facebook'' na ''FB'' amin'ny zava misy marina. Dia samy amantatra isika tsirairay hoe inona ny FB amin'izay ampiasaintsika azy....????!!!! Mankasitraka indrindra Zoky Camille ☺

  • @kotyjenny
    @kotyjenny5 жыл бұрын

    Misaotra tompoko!

  • @ntsoavina
    @ntsoavina5 жыл бұрын

    Fa izaho hoa mitady fampianarany foana ato am youtube fa dia ten vitsy

  • @mellissalyne9738
    @mellissalyne97385 жыл бұрын

    Mankasitraka topoko fa tsara

  • @YAFFAHJoyce
    @YAFFAHJoyce5 жыл бұрын

    Fanampiny fotsiny 2.5 milliards ny mpampiasa facebook zao

  • @yvesra3170

    @yvesra3170

    4 жыл бұрын

    Je m

  • @zoeramaroson9209
    @zoeramaroson9209 Жыл бұрын

    3q

  • @user-he2xj8ll6v
    @user-he2xj8ll6vАй бұрын

    Misaotra betsaka Camille anh! Mampieritreritra. JESOA homba anao mandrakariva @ asa-fanompoana zay niantsoanY anao