FISINDANA MPIHEVI-DRAHARAHA OMBAM-BADY - TAPANY 4 - FJKM ISOTRY FITIAVANA, MANTASOA 2022
Mankasitraka re TOMPOKO 🙏💕 tena tsara be zany fampianarana zany tiko ❤
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏 . Mitomboa fahasoavana Pateur , tsara loatra ilay fampianarana ; tiako mihitsy ny mihaino an'i Pasteur mitory teny & mampianatra 🙏🎧🇲🇬🇱🇧
Mankasitraka indrindra Pasteur amin’ny fampianaranao . Homba anao sy ny ankohonanao anie ny Tompo . Amen !
Mba aiza no afahana hiona amin'ny pasteur fa zay za voa mihaino tube nao
misaotra Pasteur fa tena nampianatra zavatra tsara ianao ,misaotra ny Tompo homba anao
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❤🙏
Misaotra amin'ny fampianarana pasteur,mankasitraka e
♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Mankasitraka pasteur, aty ivelany ny tenako no manaraka ny fampianaranao, ny toriteny sur you tube isanandro
Afaka mahazo ny chaine youtube misy ny fampianarany hafa ve?
Seau = siny
Mankasitraka
Пікірлер: 12

@rabakosoaniainaisabelle9404
3 ай бұрын
Mba aiza no afahana hiona amin'ny pasteur fa zay za voa mihaino tube nao
misaotra Pasteur fa tena nampianatra zavatra tsara ianao ,misaotra ny Tompo homba anao
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❤🙏
Misaotra amin'ny fampianarana pasteur,mankasitraka e
♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Mankasitraka pasteur, aty ivelany ny tenako no manaraka ny fampianaranao, ny toriteny sur you tube isanandro
Afaka mahazo ny chaine youtube misy ny fampianarany hafa ve?
Seau = siny
@NadiaStephanie-uh3we
2 ай бұрын
Mankasitraka