NY ATY AMINAY TSIROANOMANDIDY DU 18 NOVEMBRE 2017 BY TV PLUS MADAGASCAR

NY ATY AMINAY TSIROANOMANDIDY DU 18 NOVEMBRE 2017 BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 14

  • @brunopascal6322
    @brunopascal6322 Жыл бұрын

    Anisany tanana misy salle de cinéma taloha fandehananay vakansa des années 1965

  • @andriamaholisoahajanantena7097
    @andriamaholisoahajanantena70974 жыл бұрын

    Ny any aminay,mankasitraka eeh

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby17786 жыл бұрын

    Tena diso ny fitantaran'Ingahy Eugène araka ny lovan-tsofina t@ ireo iray Raiamandreny be eu

  • @miorarabenandrasana3740
    @miorarabenandrasana37404 жыл бұрын

    Un petit coucou pour une personne de Tsiroanomandidy qui se reconnaîtra

  • @tatamoranalison3658
    @tatamoranalison36584 жыл бұрын

    Ity ny tananay ee!! Mahafinaritra e!!

  • @princyrakotovazaha3312
    @princyrakotovazaha33124 жыл бұрын

    ❤❤

  • @carolerandria7882
    @carolerandria78826 жыл бұрын

    Mafinaritra tsy de be lotra tsony ny musique de fond. Nankarenina ny sofina taloha. Suggestio : havaozina le musique fa e fa ela lotra. Mankaleo b

  • @fredericrinarasoa1629

    @fredericrinarasoa1629

    3 жыл бұрын

    Refa tsy hihaino enao mijanona

  • @bachdu13
    @bachdu139 ай бұрын

    Misaotra tompoko

  • @ermanjato
    @ermanjato6 жыл бұрын

    Tena efa vitsy aza izany omby izany raha ny hita amin'ity horonan-tsary ity mitaha amin'ny taloha a, sady nihatery ny tsenan'omby, nisy ampahany lasa gare routiere sy zavatra hafa.

  • @rasoamanandrayjocelyne8207
    @rasoamanandrayjocelyne82076 жыл бұрын

    Ny hitako tany voalohany de midadasika eh! ary tany mena iany ko! Mbola hiverina oh! 2

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise98816 жыл бұрын

    Tena mahafinaritra be ny tanana misaotra tompoko

  • @mariefrancia8664
    @mariefrancia86646 жыл бұрын

    Mahafinaritrabe.Rarini rh oe Madagascar kely satri azo porofohinà. amini tantara eto oe metis Gasy n ponina ao Tsirohanomandidy ..satria sifantatr mazava oe iza marina no ten tomponi ary ni. marona ni Tanana..Makatsitra tompokoo.

  • @santatriniainajosephrafali3686
    @santatriniainajosephrafali36866 жыл бұрын

    mahafinaritra eeee