NY ATY AMINAY TANJOMBATO DU 25 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

NY ATY AMINAY TANJOMBATO DU 25 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 6

  • @ihobysylviannerazafiarisoa9967
    @ihobysylviannerazafiarisoa99672 жыл бұрын

    Makasitraka tompoko za mponina tanjombato fa anio vao nahafantatra tantarany 😊

  • @panarivoherifatrobrunorako9757
    @panarivoherifatrobrunorako97572 жыл бұрын

    Mercii o

  • @Mana31120
    @Mana311202 жыл бұрын

    Misaotra e. Mahaliana tokoa sady lehibe tao Ankadimbahoaka nefa tsy dia nahalala loatra ny tantara. Mahereza daholo ry tompon'andraikitra rehetra.

  • @maheryrazafindrabe7762
    @maheryrazafindrabe77622 жыл бұрын

    Mankasitraka

  • @bannerbruce6888
    @bannerbruce68882 жыл бұрын

    Hafa miitsy ny filazanareo an ny Tanhombato. Teny nogasiana io teny Tanjombato io. Misy tanàna any Indonesie atao hoe: TANJUNG BATU...ka sao dia io no nahatonga ny teny hoe: TANJOMBATO...ny " U " am teny indonezianina, dia hoe: " 0 " am phonetika malagasy. Eto am ity serasera ity moa tsy afaka maneho hevitra an tsary...fa tena misy tokoa io ville any Indonesie atao hoe: Tanjung Batu io.

  • @ryanramiarintsialonina1231
    @ryanramiarintsialonina12312 жыл бұрын

    merci,mba tongava eny ambohijanaka fa b tantara eny misy rova koa