NY ATY AMINAY ANOSIBE IFODY DU 28 AOUT 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

NY ATY AMINAY ANOSIBE IFODY DU 28 AOUT 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 6

  • @emmaallain4612
    @emmaallain46122 жыл бұрын

    Tena tsarabe le tanana magnifique 👍

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy20322 жыл бұрын

    Mba sambany reko ilay anarantanana misaotra mizara tompoko tsara sy kanto Madagascar❤

  • @victorrandria5117
    @victorrandria51172 жыл бұрын

    Mba mieritrereta re tompoko amin' ity fanalana ny taniny ny vahoaka nanamainty molaly ny tany nonenany hatramin' ny nahalatsahan' ny tavoniny. Tsahivina fa fampanantenana nataon' ny Filoha iany ko ny hamerina ny tanin' ny vahoaka eo ampelatanany. Tena mahavalalanina anefa ny zava- misy iainana hatreto.

  • @rasoa82
    @rasoa822 жыл бұрын

    Mino a fa tonga any @ fitondrana ny fangatahana ny vahoaka,ary any vahoaka ny tany fa tsy any manambola sy be kolikoly aoka hazava

  • @germainegermaine9393
    @germainegermaine93932 жыл бұрын

    Sady zavatra mahagaga efa hitany mahita tombontsoa @ le tany vahoka de tedavina alaina.

  • @germainegermaine9393
    @germainegermaine93932 жыл бұрын

    Tena mafinaritra misaotra panolotra fandaharana mirary soa hatrany.