Misy maro ao an-tsaha mitaraina - FFPM 310

Музыка

"Ento ny jiro mba hankao"...
Ka mety daholo rehefa jiro.... fa juste ianao mitondra jiro.... Izay no asaina ataonao 'zany. Mandeha mitondra jiro... Ka izay jiro anananao dia entinao mba hanazava ny hafa... Mety ho lampe hallogène ny jironao, dia izay no entinao... Mety ho lustre mamirapiratra be... mety ho labozia... mety ho veuilleuse... mety ho jiro kapoaka... na koa hoe lampe frontale... na lampe de poche
Izay jiro anananao dia entinao mandeha.... dia mandehana ianao... ka vitao ny asanao...!

Пікірлер: 35

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    Mitondra baiboly. Aseho Jeso Tompo mofon'aina. Mitsangana. Mandehana hoy n'y Tompo

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    Misy olona maro mitady baiboly. Mandehana s'y mitsangana hoy n'y Tompo. Momba antsika hatrany Izy 🙏

  • @minaely4069
    @minaely40693 жыл бұрын

    Makasitraka indrindra Tompoko tena tsara loatra izany🥰

  • @narindraramanankasaina2545
    @narindraramanankasaina2545 Жыл бұрын

    Hira fanevan'ny mpanjifan'ny Jirama

  • @laloulydia4451

    @laloulydia4451

    Жыл бұрын

    Euh oui ! Satria tratran'ny DELESTAGE foana nareo. Ndraso fa itondrako JIRO e 😜

  • @KuwaitKuwait-te6kk
    @KuwaitKuwait-te6kk6 жыл бұрын

    Tegna marina lay hira madehana zaho sy iana mba hitariky ny jamba fa nitompo momba atsika Amen

  • @amilioomarnuell0214
    @amilioomarnuell02148 жыл бұрын

    Mandehana ka vitao ny asanao ilazao fa misy lamba tsy mety lo.

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32653 жыл бұрын

    Maro n'y mitaraina ao an-tsaha. Mandehana hoy n'y Tompo ho any @ izao tontolo izao.

  • @lydiannesylvianah1028
    @lydiannesylvianah10283 жыл бұрын

    Mankasitraka

  • @tiasoa9061
    @tiasoa90617 жыл бұрын

    Tena marina ny voalazan izany hira hira izany.Koa mitsangana mandehana hitory an i Jesosy izaho sy ianao fa mbola maro ny olona ao anatin'ny aizina.

  • @0389726724
    @03897267247 жыл бұрын

    Misaotra betsaka anao Lalou Lydia mizara ity hira ity fa tena mampanentana ny fo tokoa! Tena tiako be ary mampisy fanantenana. joyeuses Pâques . Amicalement.

  • @laloulydia4451

    @laloulydia4451

    7 жыл бұрын

    Mirary fetin'ny Paska finaritra ho anao sy ny famille-nao ary ho an'ny rtra koa !

  • @juvetarthu6154
    @juvetarthu61544 жыл бұрын

    Mankasitraka topoko ee

  • @elisaravololoniaina8834
    @elisaravololoniaina88342 жыл бұрын

    Mitsangana fa ny tompo homba anao

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32653 жыл бұрын

    Envoi du Seigneur

  • @indiaa8555
    @indiaa85557 жыл бұрын

    Tena tiako ty hira ty❤

  • @rasoaexcell8991
    @rasoaexcell89917 жыл бұрын

    Amen!!

  • @borylabl7935
    @borylabl79357 жыл бұрын

    aleloia

  • @pamelamalala6121
    @pamelamalala61215 жыл бұрын

    Mankasitraka eee

  • @cvbnfrty4929
    @cvbnfrty49292 жыл бұрын

    💙💙💛🧡💜

  • @razanajaonaonyhaingotiana8843
    @razanajaonaonyhaingotiana88439 жыл бұрын

    Mahafinaritra ny midera an'i Tompo

  • @kathiefrancette2991
    @kathiefrancette29915 жыл бұрын

    Misaotra betsaka eh 🥰

  • @mobileplus5781
    @mobileplus57816 жыл бұрын

    MISAOTRA NAREO Nizara TOMPOKO

  • @laloulydia4451

    @laloulydia4451

    6 жыл бұрын

    Ankafizo ééé !!!

  • @zafisoaliliane8508
    @zafisoaliliane85089 жыл бұрын

    misaotra eee

  • @mariealicenomenjanahary2360
    @mariealicenomenjanahary23606 жыл бұрын

    Manome hery ity hira ty

  • @pierettemampion5267
    @pierettemampion52674 жыл бұрын

    Mankasitraka tompoko

  • @rasendranandrasanaverolla5167
    @rasendranandrasanaverolla51676 жыл бұрын

    verolland lailly perillancia

  • @marieellasoaveloma8321
    @marieellasoaveloma83213 жыл бұрын

    P

  • @lewguitarify
    @lewguitarify Жыл бұрын

    Dans une galaxie très très lointaine , les textes n’étaient pas du tout en rythme !!!!!

  • @laloulydia4451

    @laloulydia4451

    Жыл бұрын

    Car vous voulez des formations musicales comme au Conservatoire ??? Ce n'est pas fait pour vous ce compte donc, faut voir ailleurs !!!!

  • @ralisoalily6593
    @ralisoalily65933 жыл бұрын

    J'ai un probleme

  • @laloulydia4451

    @laloulydia4451

    3 жыл бұрын

    Problème-na inona ?

  • @karinerakotovao4217
    @karinerakotovao42178 жыл бұрын

    cv n

  • @tiasoa9061
    @tiasoa90617 жыл бұрын

    Tena marina ny voalazan izany hira hira izany.Koa mitsangana mandehana hitory an i Jesosy izaho sy ianao fa mbola maro ny olona ao anatin'ny aizina.