Miomana 16: Ny tahotra an'Andriamanitra

Пікірлер: 11

  • @ainantokyprisleonaina6455
    @ainantokyprisleonaina64554 жыл бұрын

    Amen de mankasitraka feno zao NY tenako vo manaraka an ito fampianarana satria zay vo itako sy fantatro tsapako OE mapiova NY fianakony fampianarana deraina NY tompo voninahitra ho azy irery iany

  • @uuj6947
    @uuj69475 жыл бұрын

    Tena marina zany ee misy mohaino teny fa ny fony no lavitry Andriamanitra ka nefa raha mihaino tsy mankato mamitaka tenany ,,fa enganie isika mandray hankato sady hitandrina mba ho ambany fahasoavan'i Andriamanitra sy Jesosy kristy mandrakariva Amen

  • @GalaxyGalaxy-jw1yw
    @GalaxyGalaxy-jw1yw4 жыл бұрын

    Amen , deraina jesosy

  • @vanessamaganda3160
    @vanessamaganda31605 жыл бұрын

    Marina zn misaotra betsak anw nanaik nataon'Andriamanitra fitaovana

  • @zzxxccvvaa6840
    @zzxxccvvaa68405 жыл бұрын

    Misaotra betsak aminy fizarana sakafompanahy vao tsiela zh nahita ny fanadaharana miomana zao zh manaraka fona ny toriteninao sady tiko be ny toriteninao

  • @ravinala958

    @ravinala958

    4 жыл бұрын

    za koa dia lasa mihaino ny toritenin'io Ranadahy io matetika 🌷 indrindra @ alina. Gloire à toi Seigneur ❤

  • @sahondragaudin581
    @sahondragaudin5814 жыл бұрын

    Bsr monsieur tena misaotra anao aho @ fampaherezana masina nomenao anay isan'andro ka dia fisaorana lehibe no omeko ho anao ka io DVD io tena ilaiko mihintsy ka misaotra tompoko

  • @kostkaniekostkanie4474
    @kostkaniekostkanie44746 жыл бұрын

    Ameen isaorana anie andriamanitra ee voninahitra hoan'Andriamanitra irery iany ee misaotra betsaka anw namana Tantely ô.

  • @tinaa6921
    @tinaa69217 жыл бұрын

    Amen ! velona JESOSY

  • @zzxxccvvaa6840
    @zzxxccvvaa68404 жыл бұрын

    Zanimitsyeee tena mafinaritr ny sakafompnh

  • @zzxxccvvaa6840
    @zzxxccvvaa68405 жыл бұрын

    Tena fanahimasina tokoa ny mampiteny anw tompo anie hombanw sy ny ankohonanao ary ny vady amanjanakao