Aleloia Amen mankasitrak mampahery Ranadahy de damby tahin' i Tompo daholy ee voninahitr ho an ' Andriamanitra irery ihany Amen
@harylidon40983 жыл бұрын
Voninahitra ho an’i Jesosy ! Mankasitraka Pasteur amin’izany fampianaranao izany . Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva anie Jesosy . Amen ! Ampio izahay Jesosy Hankato ny Teninao ! Amen ! Haleloia !
@ChantalHerivaoАй бұрын
Mankasitraka indrindra Jesosy ny nanomezanao an ty mpanomponao ty nandalo teto@minay hilaza ny fahamarinany amin teninao tahio manakana ny Ankohonany tompo ô ❤
Пікірлер: 9
Aleloia Amen mankasitrak mampahery Ranadahy de damby tahin' i Tompo daholy ee voninahitr ho an ' Andriamanitra irery ihany Amen
Voninahitra ho an’i Jesosy ! Mankasitraka Pasteur amin’izany fampianaranao izany . Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva anie Jesosy . Amen ! Ampio izahay Jesosy Hankato ny Teninao ! Amen ! Haleloia !
Mankasitraka indrindra Jesosy ny nanomezanao an ty mpanomponao ty nandalo teto@minay hilaza ny fahamarinany amin teninao tahio manakana ny Ankohonany tompo ô ❤
Amen , misaotra andriamanitra koa hoantsik jiamby mb mahay mandray ny teny andriamanitr , amen
Amen
salm tompoko.misaotra indrindry ralahy an.ny tompo ampitombo ny heriny aminao.
Amen,isaorana anie ny Tompo,mankasitrak
Misaotra Tompo noho ny Teny ! Mahereza rahalahy fa aza kivy !
Mankasitraka sitraka indrindra tompoko , fa mafinaritra fampianarana .