Mba faingana re ry mino, Hira FFPM 654 - Hobio

Музыка

Пікірлер: 40

  • @ravinala958
    @ravinala9585 жыл бұрын

    Gloire à toi Père tout puissant! ❤

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32653 жыл бұрын

    Mankasitra. Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany. Amen

  • @HiraKatolikaMalagasy
    @HiraKatolikaMalagasy3 жыл бұрын

    Ny mpamonjy anao no manangana faneva, ary mampihevaheva azy eo alohanao, mankasitraka e 🙏

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82217 ай бұрын

    Tsara ai mametsovetso any anaty mihitsy !!!❤❤❤❤ mankasitraka feno Tompoko

  • @ghislainemauvais2607
    @ghislainemauvais26074 жыл бұрын

    Tena mahavelompanatenana ny Hiram piderana , velona mandrakizay

  • @andorakotonirina4945
    @andorakotonirina49454 жыл бұрын

    Misaotra Jesoa ô ! Hitako be le oe n'y Mpamonjy anao no manangana faneva eo alohanao oe aty n'y lalana.

  • @SomaSoma-ti9do
    @SomaSoma-ti9do8 жыл бұрын

    tsara no sady tiko hafa ihany ny mihaino hira masina mamelona ny fanahiko

  • @mireillerasoanandrasana3532
    @mireillerasoanandrasana35326 жыл бұрын

    Tsy NY zanaky NY nofo ni zanak'andriamanitra.fa NY zanaky NY teny fikasana.Ni isaina ho taranaka

  • @sadiamankasitrakaooomobile9291
    @sadiamankasitrakaooomobile92915 жыл бұрын

    Misaotra ny.mpanome tohiny jeso aby ô!

  • @diarlovebright6863
    @diarlovebright68639 жыл бұрын

    tiako be sady mampahery

  • @armandramboanasolo5656
    @armandramboanasolo56564 жыл бұрын

    misaotra fa mamelombelona fanahy

  • @TheHarvoon
    @TheHarvoon11 жыл бұрын

    Merci tonton Nirina sy Tatie Zozo, sendra nitady hira masina aho dia ity hira ity no hitako, kay ianareo no nandef aazy tato. Muriel

  • @pierettemampion5267
    @pierettemampion52674 жыл бұрын

    Mampahery ahy indrindra, mankasitraka tompoko

  • @sidoniejuster6270
    @sidoniejuster62707 жыл бұрын

    misaotra betsaka ny panolotra e, tahin Tompo aby e!

  • @user-oo6bw5pi4d

    @user-oo6bw5pi4d

    6 жыл бұрын

    Sidonie Juster misaotra Tompo ô

  • @rsoamalalaerisca5000
    @rsoamalalaerisca50005 жыл бұрын

    Mamelona ny fanahiko

  • @MsRamyo
    @MsRamyo10 жыл бұрын

    mampahery tokoa ity hira ity.

  • @mioraanja7717
    @mioraanja77176 жыл бұрын

    Ny Mpamonjy anao no manangana faneva

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah87695 жыл бұрын

    Tsara be ilay Hira , misaotra betska

  • @amilioomarnuell0214
    @amilioomarnuell02148 жыл бұрын

    Patricia aiza anao@ty hira ty . Agny edy erejiaby Zay

  • @clararj7950
    @clararj79508 жыл бұрын

    amen izay

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy5280 Жыл бұрын

    Gloire à Dieu❤🙏

  • @estelaelina269
    @estelaelina2697 жыл бұрын

    Aza mba manadino ny anjaranao ery hoy tompo malala

  • @selvireva8721
    @selvireva87215 жыл бұрын

    Misaotra

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah52495 жыл бұрын

    Tsara be

  • @Francelinnaivoson
    @Francelinnaivoson Жыл бұрын

    tsara jesosy

  • @fleuriarahantarisoanote9342
    @fleuriarahantarisoanote93426 жыл бұрын

    Amen🙏🏾

  • @natha1438
    @natha14387 жыл бұрын

    dieu tout puissant

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto74273 жыл бұрын

    Amen 🙏🙏

  • @rodaandriamanalina3553
    @rodaandriamanalina35535 жыл бұрын

    mapehery be fa misaotra betsaka o

  • @baryremonda2868
    @baryremonda28687 жыл бұрын

    Misaotra betsaka e

  • @pattynambinina9753
    @pattynambinina97534 жыл бұрын

    Tiko lotra

  • @lalaramangasalama2769
    @lalaramangasalama27697 жыл бұрын

    Samia ho tafian'Andriamanitra hery avokoa isika ary hazoto angataka any fanahy masina hiasa feno aty anatitsika avy..

  • @muriella20

    @muriella20

    6 жыл бұрын

    Lala Ramangasalama ny tompo anie homba antsika malagasy

  • @lantobonnet9709
    @lantobonnet97097 жыл бұрын

    misaotra e

  • @marle09ola43
    @marle09ola434 жыл бұрын

    AMEN 💖

  • @ezditheclautilde465
    @ezditheclautilde4657 жыл бұрын

    Misaotree

  • @ancellynina8090

    @ancellynina8090

    5 жыл бұрын

    tsara sady mpahery

  • @ancellynina8090

    @ancellynina8090

    5 жыл бұрын

    mamelombelona nynfanahy rehetra

  • @deborahtheresa2178

    @deborahtheresa2178

    5 жыл бұрын

    Mankasitra ee

Келесі