Пікірлер

  • @RakotoFranco
    @RakotoFrancoКүн бұрын

    Tsy izaho irery fa Izay Mino anao Ray o🙏🏽

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868Ай бұрын

    Voninahitra ho an'Andriamanitra ❤🙏

  • @tsarts-dm4jm
    @tsarts-dm4jmАй бұрын

    Mankasitraka anareo

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868Ай бұрын

    Gloire à Dieu 🙏

  • @rakotondrazafyrovanirinaan1017
    @rakotondrazafyrovanirinaan10172 ай бұрын

    Misaotra namoha ny fanahy maha gasy

  • @alinerahantaniheriharimani513
    @alinerahantaniheriharimani5132 ай бұрын

    Anjakao ny fiainako ❤

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau20712 ай бұрын

    2024 kanto ery ny firindran ' ny feonareo!

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82213 ай бұрын

    Hita ihany nony farany ilay hira t@fahazazana fa tena mankasitraka feno Tompoko ❤❤❤homba atsika rehetra anie Jesosy mahery ary hitahiry antsika hatrany

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi82623 ай бұрын

    🤩💕

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi82623 ай бұрын

    🤩💕

  • @todisoarazafindrabekoto8429
    @todisoarazafindrabekoto84294 ай бұрын

    Tena Tsara ilay izy saingy misy tsy mifanaraka tsara le temps. Dia sahirana ny sofina mihaino azy.

  • @Taralila135
    @Taralila1354 ай бұрын

    Raha MBA tsara s'y madio s'y milamina toy Io tanana Io 'y any Dago🙏💓

  • @Armelleclemancia
    @Armelleclemancia4 ай бұрын

    Tsy haiko fa tena miditra be any anatiko any ty hira ty ,sady latsaka hoazy ny ranomaso tsy hoe maninona

  • @zonyhavana4752
    @zonyhavana47524 ай бұрын

    Mamelombelona fanahy erii

  • @Taralila135
    @Taralila1354 ай бұрын

    Hisorana Jéhovah mandrakizay❤

  • @rebekapayet652
    @rebekapayet6524 ай бұрын

    Amen 🙏❤️

  • @evelyneandriantsilavo7061
    @evelyneandriantsilavo70614 ай бұрын

    Jesosy malalako o! Atolotro anao ny foko s'y n'y fanahiko Ary n'y fiainako retra, Ary ireo vadiamanjanako, tahio izahay Tompo o! Amen!

  • @jaonaj9367
    @jaonaj93675 ай бұрын

    Misaotra an'Andriamanitra noho izany feo tena tsara omenareo izany. Mahababo fo tokoa

  • @jaonaj9367
    @jaonaj93675 ай бұрын

    Merci pour ce chant d'adoration, c'est vraiment exaltant, A Dieu seul la Gloire

  • @bifa50
    @bifa505 ай бұрын

    Thank you for sharing

  • @abelrinason9688
    @abelrinason96885 ай бұрын

    Tiako be le hira 💖💖 Tonony sy feony. Tsara be koa le toerana @ sary. Misaotra nizara

  • @mrevsi3776
    @mrevsi37766 ай бұрын

    nalaina avy t@ hira rosianina izy ty

  • @mihantalalainaandrianaivo5076
    @mihantalalainaandrianaivo50766 ай бұрын

    Masitraka tsara laotra ❤❤🎉🎉🎉

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison7 ай бұрын

    AMEN

  • @RiccardoRabosaona
    @RiccardoRabosaona7 ай бұрын

    Bravo ta gloire est a dieu

  • @RiccardoRabosaona
    @RiccardoRabosaona7 ай бұрын

    tsoa

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82217 ай бұрын

    Tsara ai mametsovetso any anaty mihitsy !!!❤❤❤❤ mankasitraka feno Tompoko

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau20717 ай бұрын

    Mahangoly ny fo, henoina ihany.Mankasitraka e!😢😢

  • @tojonirinarakotomalala78
    @tojonirinarakotomalala787 ай бұрын

    mabobara feat kenny antagnan'olo

  • @zomampitamahenintsihoarana3077
    @zomampitamahenintsihoarana30778 ай бұрын

    Mba afaka misy milaza ve oe iza ilay feo voalohany amin'izany hira izany? Misaotra tompoko

  • @zomampitamahenintsihoarana3077
    @zomampitamahenintsihoarana30778 ай бұрын

    Mba miangavy anie e, iza kay ilay feo voalohany amin io HOBIO io, efa tena ela no naniriako hahafantatra azy

  • @narindrarandriamananjara544
    @narindrarandriamananjara5449 ай бұрын

    Interprétation anisany tasra ndrindra!! Mbola tiako foana fa misaotra indrindra e

  • @rabejaonarabejaona3679
    @rabejaonarabejaona367910 ай бұрын

    Kanto loatra, manainga ny soa ato anaty. Misaotra o

  • @maurillerakoto2250
    @maurillerakoto225010 ай бұрын

    Tsara raha haingakaingana kokoa ny rythme

  • @user-rg1rm4or2v
    @user-rg1rm4or2v10 ай бұрын

    Aleloia❤

  • @soloheryrandrianarison5833
    @soloheryrandrianarison583310 ай бұрын

    Merci

  • @oravo3297
    @oravo329711 ай бұрын

    Mahafinaritra be

  • @jhonyfredrazafindrazaka3449
    @jhonyfredrazafindrazaka344911 ай бұрын

    Izany ka hira tompoko. Mankasitraka ❤

  • @jean-marcbaudiquey274
    @jean-marcbaudiquey27411 ай бұрын

    Merci Seigneur pour t merveilleuse réussite de nos enfantsCEPE deCarene BEPC deStefan et Baccalauréat en Bâtiment deBrice Dieu vous bénisse mes enfants 💋 TatieDoris vous aime tant.🙏🙏❤️

  • @bodorazafimandimby7639
    @bodorazafimandimby763911 ай бұрын

    Mahafinaritra loatra e

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 Жыл бұрын

    🙏💟🙏💟🙏

  • @jedidiaramaroson8854
    @jedidiaramaroson8854 Жыл бұрын

  • @lizziebonillamendez3085
    @lizziebonillamendez3085 Жыл бұрын

    Amén!!❤

  • @mihaminahenintsoaandrianav6149
    @mihaminahenintsoaandrianav6149 Жыл бұрын

    Souvenir mer Tibériade

  • @denisemada2754
    @denisemada2754 Жыл бұрын

    ❤❤❤❤🙏🙏

  • @samravoavy3943
    @samravoavy3943 Жыл бұрын

    So nice song

  • @pierrotrazanajatovo617
    @pierrotrazanajatovo617 Жыл бұрын

    ZANY KA ANGOLAM-PEO N'NY ANGOTIANA MISAOTRA R_IMBOSA

  • @randrianaivofaraniaina5253
    @randrianaivofaraniaina5253 Жыл бұрын

    aleloia deraina Jesosy amen

  • @bifa50
    @bifa50 Жыл бұрын

    ❤❤❤❤

  • @bifa50
    @bifa50 Жыл бұрын

    Mankasitraka❤