Manaova ny mety - Antsa an'i Kristy

Музыка

Ity hira ity dia nalaina avy tao @ album "Ny fitiavako Anao" 'Antsa an'i Kristy - AntsaPraise)
Tsisy tompon'ny ampitso - manaova ny mety fa toerana fandalovana eny ihany ny ety an tany, ka nahoana mifandrafirafy lava o! sy mifankahala, fa mety hampalahelo an'i Jesosy Tompo malala, manenina anie raha hilaozany eto....

Пікірлер: 43

  • @harenaraj9983
    @harenaraj99834 жыл бұрын

    tsy misy tompon'ny ampitso manaova ny mety Fa toerana fandalovana eny ihany ny ety an tany, Ka nahoana mifandrafirafy lava o! Sy mifankahala, fa mety hampalahelo an'i Jesosy Tompo malala, Manenina anie raha hilaozany eto.... Mba mahaiza mibebaka sy mifandefitra Izay toetra ratsy azo ntsika harenina hareno malaky Fitaka sy soloky fankahalana o!! Ndao hariina izany, izay te hibebaka sy hiova dia raisaina ihany Manenina anie raha hilaozany eto.... Samia miambena isika rehetra Ho avy tsy hampilaza anie ny Tompo hitsara antsika Ka tandremo re razoky o!! sao tsy fantany intsony Malalaka ny fotoana nomeny hisafidianantsika Ho amin’ny fiainan-tsy hita ve sa ho amin’ny fiaina-mandrakizay (Sao manenina) Manenina anie raha hilaozany eto… Manaova ny mety isika rehetra Ny fiainana an-tany koa mba misy fetra Koa araraoty ny tàna-mitsotra sy feo miantso malefaka Ka dieny izao e!! Manaova ny mety

  • @perleduchemann1633
    @perleduchemann16335 жыл бұрын

    Tsisy tompon'ny ampitso manaova ny mety Fa toerana fandalovana eny ihany ny ety an tany, Ka nahoana mifandrafirafy lava o! Sy mifankahala, fa mety hampalahelo an'i Jesosy Tompo malala, Manenina anie raha hilaozany eto.... Mba mahaiza mibebaka sy mifandefitra Izay toetra ratsy azo ntsika harenina hareno malaky Fitaka sy soloky fankahalana o!! Ndao hariina izany, izay te hibebaka sy hiova dia raisaina ihany Manenina anie raha hilaozany eto.... Samia miambena isika rehetra Ho avy tsy hampilaza anie ny Tompo hitsara antsika Ka tandremo re razoky o!! sao tsy fantany intsony Malalaka ny fotoana nomeny hisafidianantsika Ho amin’ny fiainan-tsy hita ve sa ho amin’ny fiaina-mandrakizay (Sao manenina) Manenina anie raha hilaozany eto… Manaova ny mety isika rehetra Ny fiainana an-tany koa mba misy fetra Koa araraoty ny tàna-mitsotra sy feo miantso malefaka Ka dieny izao e!! Manaova ny mety

  • @minosoasoniarakotonarivo8549
    @minosoasoniarakotonarivo85492 жыл бұрын

  • @harciarakotomalala9348
    @harciarakotomalala93488 жыл бұрын

    tena tsara be mihitsy ilay hira,sady mahavelom-bolo no mampivavaka.Tohizo ny fitorina an'Andriamanitra ry Antsan'i Kristy fa tena tsara.Maka anareo foana izahay

  • @Moon_fall8
    @Moon_fall8 Жыл бұрын

    Manaova ny mety (Antsa an'i Kristy) Tsisy tompon'ny ampitso manaova ny mety Toerana fandalovana eny ihany ny ety an tany, Ka nahoana mifandrafirafy lava o! Sy mifankahala, mety hampalahelo an'i Jesosy Tompo malala, Manenina anie raha hilaozany eto.... Mba mahaiza mibebaka sy mifandefitra ‘ zay toetra ratsy azontsika harenina hareno malaky Fitaka sy soloky fankahalana o!! Ndao hariana izany, f’izay te hibebaka sy hiova dia raisainy ihany Manenina anie raha hilaozany eto.... Samia miambena isika rehetra Ho avy tsy hampilaza anie ny Tompo hitsara antsika Ka a a tandremo re razoky o!! sao tsy fantany intsony Malalaka ny fotoana izay nomeny hisafidianantsika Ho amin’ny fiainan-tsy hita ve sa ho amin’ny fiaina-mandrakizay Manenina hoy aho raha hilaozany eto Samia miambena isika rehetra Ho avy tsy hampilaza anie ny Tompo hitsara antsika Ka a a tandremo re razoky o!! sao tsy fantany intsony Malalaka ny fotoana izay nomeny hisafidianantsika Ho amin’ny fiainan-tsy hita ve sa ho amin’ny fiaina-mandrakizay Manenina hoy aho raha hilaozany eto… Manaova ny mety isika rehetra Ny fiainana an-tany koa mba misy fetra Koa araraoty ny tàna-mitsotra sy feo miantso malefaka Ka dieny izao !! Manaova ny mety Manaova ny mety isika rehetra Ny fiainana an-tany koa mba misy fetra Koa araraoty ny tàna-mitsotra sy feo miantso malefaka Ka dieny izao !! Manaova ny mety

  • @zoarinirinamirana4965
    @zoarinirinamirana49653 жыл бұрын

    Mankasitraka fa sady mampianatra ilay hira no miteny ny marina. Tahian'i Tompo hatrany ianareo

  • @ririandri9119

    @ririandri9119

    3 ай бұрын

    👍👍👍👍

  • @norosahondrarazafindrakoto5541
    @norosahondrarazafindrakoto55415 жыл бұрын

    Mankasitraka @ ilay hira .Miaraka @ tonony .Tena tiko ity hira ity sy ny gadona hanehoana azy .

  • @farazuliette5961
    @farazuliette59614 жыл бұрын

    Misaotra be'tsaka Amin'ny lai hira fa tsara be ❤️❤️❤️❤️🙏🙏

  • @lantomalala1997
    @lantomalala19977 жыл бұрын

    tsara tiko be ity hira ity, isaorana i Tompo nanome anareo talenta, mahereza hatramin ny farany @ asa fitorin e!

  • @Rbatseba
    @Rbatseba Жыл бұрын

    Deraina Jesosy

  • @ranaivohiraina9464
    @ranaivohiraina94647 ай бұрын

    Bonjour tsara b le izy ❤❤❤

  • @raharivaojeanneelisabelle502
    @raharivaojeanneelisabelle5026 жыл бұрын

    Mankasitraka fa tsara ny hira de mirary soa hoanareo hatrany Jesosy homba nareo hatrany @asa fitorina ataonareo

  • @nathalieraveloniaina3573
    @nathalieraveloniaina35739 ай бұрын

    tena tsara!!!

  • @sitraka5928
    @sitraka59284 жыл бұрын

    tsara mbe mintsy ilay hira, Mampianatra ny tsara

  • @randrianaivofaraniaina5253
    @randrianaivofaraniaina52536 жыл бұрын

    tena marina izany ANDRIMANITRA TSARA NY ANDRIAMANITSIKA KA MENDRIKA HAJAINA NOHO IZANY ALEO MANO NY METY E ZAO FIDERANA ATAONAREO ZAO TENA METY E

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia41753 жыл бұрын

    Tena tsara mihitsy, isan andro ah mihaino azy ity ihany fa mankasitraka indrindra.

  • @ririandri9119

    @ririandri9119

    3 ай бұрын

    👍💞

  • @nomenjanaharykely7121
    @nomenjanaharykely71214 жыл бұрын

    tena feno anatra tsara mihintsy. Mankasitraka

  • @ME-ts9mp
    @ME-ts9mp5 жыл бұрын

    Qui aurait les paroles de cette chanson. Elle est vraiment belle.

  • @mariesymphoroserazafindrak9891
    @mariesymphoroserazafindrak98916 жыл бұрын

    Mankasitraka anareo e!!! ary mirarisoa anareo ny groupe salem

  • @baovolarakotobe3399
    @baovolarakotobe33994 жыл бұрын

    Misaotra betsaka amin'ny toninkira! Tafita ny hafatra. Mirary ny fahasoavan'ny Tompo ho antsika rehetra

  • @jozatalnemer3026
    @jozatalnemer30263 жыл бұрын

    Misaotra betsaka ô

  • @priskacharismaandrianariso5701
    @priskacharismaandrianariso57016 жыл бұрын

    Amen

  • @Grace73278
    @Grace732784 жыл бұрын

    J adore cette chanson. Manaova ny mety fa mandalo ny ety antany. MERCI❤

  • @ianjaharivonyrazafy3032
    @ianjaharivonyrazafy30325 жыл бұрын

    ❤❤❤

  • @liokaimisaharison2559
    @liokaimisaharison2559 Жыл бұрын

    Tsara loatra

  • @sarikadalleau661
    @sarikadalleau6613 жыл бұрын

    🙏❤

  • @faramahaleombyck3521
    @faramahaleombyck35216 жыл бұрын

    Tiakoooooooooooo

  • @nallytiavn6229
    @nallytiavn62294 жыл бұрын

    mankasitrak e!!!!!!!!!!

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany90846 жыл бұрын

    mankasitraka tanteraka @ lé hira sy ny tonony

  • @ramarotafikakoloina2307

    @ramarotafikakoloina2307

    5 жыл бұрын

    Ronjo ny avo

  • @cybermax3122
    @cybermax31224 жыл бұрын

    2020

  • @sarindratatianak5862
    @sarindratatianak58626 жыл бұрын

    Marina be tsara

  • @francoisramaroson4593
    @francoisramaroson45935 жыл бұрын

    Mankasitraka, Tompoko o! Manja izany, raha hira sy mozika! Aiza no mba mety ahitana io album "Ny fitiavako Anao" io? Manao fampisehoana azo jerena ve ianaeo, azafady? Misaotra e.

  • @ME-ts9mp
    @ME-ts9mp5 жыл бұрын

    super joli, on pourrait avoir les paroles?

  • @nyaina9782
    @nyaina97824 жыл бұрын

    Tena farak'zé mafnaritra be ty hira tsik tyh

  • @styleyfrancky9128
    @styleyfrancky91287 жыл бұрын

    Tiako marina ity hira ity e? :)

  • @ameliearmandinenadal2332
    @ameliearmandinenadal23323 жыл бұрын

    Inbb

  • @diamranaivoson2842
    @diamranaivoson28425 жыл бұрын

    mb tk ho fanatatr ni ao andohan'ireo olona n'click dislike réo

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany90846 жыл бұрын

    Tsisy tompon'ny ampitso, manaova ny mety toerana fandalovana eny ihany ny ety an tany, Ka nahoana mifandrafirafy lava o! Sy mifankahala, mety hampalahelo an'i Jesosy Tompo malala, Manenina anie raha hilaozany eto.... Mba mahaiza mibebaka sy mifandefitra Izay toetra ratsy azo ntsika harenina hareno malaky Fitaka sy soloky fankahalana o!! Ndao hariina izany, f izay te hibebaka sy hiova dia raisainy ihany Manenina anie raha hilaozany eto.... Samia miambena isika rehetra Ho avy tsy hampilaza anie ny Tompo hitsara antsika Ka tandremo re razoky o!! sao tsy fantany intsony Malalaka ny fotoana zay nomeny hisafidianantsika Ho amin’ny fiainan-tsy hita ve sa ho amin’ny fiaina-mandrakizay (Sao manenina) Manenina anie raha hilaozany eto…(2) Manaova ny mety isika rehetra Ny fiainana an-tany koa mba misy fetra Araraoty ny tàna-mitsotra sy feo miantso malefaka Ka dieny izao e!! Manaova ny mety

  • @christianeandrianasolo-rat7879

    @christianeandrianasolo-rat7879

    6 жыл бұрын

    Mankasitraka amin'ny tononkira ! 😘

  • @fararanaivoson9660
    @fararanaivoson96605 ай бұрын

Келесі