MALALANY Antsan'ny Fifohazana FJKM Analamahitsy - AFA - Hira fampaherezana

Dira fiderana sy hira fampaherezana
Atolotry ny AFA Analamahitsy _ Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy _ ho anao.
" Satria malala eo imasoko ianao, eny be voninahitra sady TIAKO." ho ny Tompo.
Koa : Aza mba kivy na very finoana amin'izao fiainana izao.
satria : Ilay tompon'ny hery sy fahefana hampandresy anao ka aza mihanahana.
HEREZO NY DIA, MIFALIA sy MATOKIA

Пікірлер: 2

  • @elydadadomaury1406
    @elydadadomaury14067 ай бұрын

    Amen amen amen 🙏🙏🙏

  • @martinahrj2932
    @martinahrj29324 жыл бұрын

    Mankasitraka Mankahery ahy mafy ny hira