KTKL FLM Betania Toliara - Jesosy ro Hazomanga soa

Музыка

**VERSION ORIGINALE**
A/C: Ramaha RAKOTONIAINA (Président d'honneur KTKL)
Kristianina Tanora Kitan'i Lotera
Album: JESOSY RO HAZOMANGA SOA

Пікірлер: 42

  • @jeannedinafotomanantena7741
    @jeannedinafotomanantena7741Ай бұрын

    La vareaky gn'aiko! Mazava soa ie eto. "La vareake" Dikany: "Tena faly aho", fa tsy "lava rehaky" izay midika hoe : lava resaky. Rariny raha Ilay tena izay no mivoaka eto, satria tena mandray anjara eto @ ireto mihira ireto, ny mpamorona ny hira!🙏

  • @linedouard1533
    @linedouard15335 жыл бұрын

    Mahavelo, rolahy e. Rengerengeonareo soa Jesosy io, fa Ndragnahary vatane, voho mampilay gny devoly koa. Hafa koa, lah'.

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32653 жыл бұрын

    Mankasitraka 😘 Voninahitra ho an'Andriamanitra

  • @patricknomenjanahary3192
    @patricknomenjanahary31927 жыл бұрын

    hidera an'i Jehovah aho raha mbola velona koa !! tena tsara le hira anaovanareo anazy

  • @violettefanomezan7965
    @violettefanomezan79656 жыл бұрын

    Mendrika hoan Anao Andriamanitra ôny fiderana ,ny voninahitra dia Anao hatrizay hatrizay ary ho mandrakizay.Amen

  • @aristiderazanadrainy9045

    @aristiderazanadrainy9045

    6 жыл бұрын

    Dera anie ho an'Andriamanitra; Ary misaotra ihany koa, ho an'ilay A/C; Mirary azy mba ho lava andro iainana; Amen.

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын

    Jesosy hazomanga tsy atakalo, tsy afoy. :-)

  • @fenomananamampitasoa2826
    @fenomananamampitasoa28266 жыл бұрын

    Le imaninan tena betania lahy. Misaotra

  • @faratina5458
    @faratina54583 жыл бұрын

    Mercie bcp fa afa-po aminy feo manga😍🥰

  • @0389726724
    @03897267247 жыл бұрын

    Tiako be ! misaotra anareo rehetra fa tsara be ny feonareo sy ny fiderana an'JESO.

  • @thierrylemmens4530
    @thierrylemmens45305 жыл бұрын

    Tsara be. Misaotra ary mametraka antsika mianakavy @Andriamanitra Ray-tsika!

  • @andryrakoto9937
    @andryrakoto99376 жыл бұрын

    io ro lahy ty orizinaly n'ty malaza maneran-tany toy

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    🙏❤️

  • @user-xd2ur8xz6g
    @user-xd2ur8xz6g7 ай бұрын

    Mankasitraka fa tena tsara

  • @thierrylemmens4530
    @thierrylemmens45305 жыл бұрын

    Misaotra be fa tena tsara indrindra @izao mianjady @firenentsika izao!

  • @ntsprass6836
    @ntsprass68364 жыл бұрын

    Tsara e, Voninahitra ho Azy irery ihany !!

  • @user-yz3jg4sh5m
    @user-yz3jg4sh5m4 ай бұрын

    ❤❤

  • @martherakotondrasoa6678
    @martherakotondrasoa66785 ай бұрын

    Misaotra ZANAHARY 🙏

  • @jaonaranarivelo1187
    @jaonaranarivelo1187 Жыл бұрын

    Toniny hazimanga

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    🙏💟💟🙏

  • @mampiononacecilia8629
    @mampiononacecilia86297 жыл бұрын

    mr6 e tsara be mahafinaritr ny managna an JESOSY

  • @melodiedereve3395
    @melodiedereve33956 жыл бұрын

    Mankasitraky anareo lahy longo

  • @tanoraamf3810
    @tanoraamf38107 жыл бұрын

    misaotra fa tena tsara

  • @mamyrakotonitama743
    @mamyrakotonitama7436 жыл бұрын

    Mankasitraka!

  • @merillawell258
    @merillawell2585 жыл бұрын

    ❤️🙏🏻

  • @lollorampanana6381
    @lollorampanana6381 Жыл бұрын

    Misaotra indrindra,mankasitraka tompoko! Samy tahian'i Jesosy Hazomanga soa daholo isika ô🙏🙏🙏

  • @ghislainecellio6442
    @ghislainecellio64425 жыл бұрын

    💗💗👏👏

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson98204 жыл бұрын

    🙏🙏🙏❤

  • @sylvoalias
    @sylvoalias6 жыл бұрын

    La vareake gn'aiko izao managn'an'i Jeso agnateko ao....

  • @holinatsweets3551
    @holinatsweets35515 жыл бұрын

    Tsara be e!

  • @mariannedina6880
    @mariannedina68805 жыл бұрын

    Mahafinaritra loatra misaotra betsaka tompoko.

  • @saimbolaelvina7051
    @saimbolaelvina70515 жыл бұрын

    Mafinaritra ay

  • @dorthine123
    @dorthine1233 жыл бұрын

    tena kanto

  • @racheljozia868

    @racheljozia868

    3 жыл бұрын

    Mahatsiaro gne fandalova tame KTLM (Serafima) te Farafanga Misaotry rôhô ary mankasitraky ! Tsara ny midera an'i Jéhovah ! ❤️

  • @marcxavierrabemanantsoa4962
    @marcxavierrabemanantsoa49624 жыл бұрын

    tsara be

  • @racheljozia868

    @racheljozia868

    3 жыл бұрын

    Tsara ny midera an' Andriamanitry... Da misaotry enareo fa magnet am_po e hiranareo.

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky62385 жыл бұрын

    kanto loatra

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky62386 жыл бұрын

    kanto lotra

  • @norianoria924

    @norianoria924

    6 жыл бұрын

    Amen

  • @fbdballiotte7274
    @fbdballiotte72745 жыл бұрын

    reconfort

  • @achilledenis1550
    @achilledenis1550 Жыл бұрын

    La tombe de Jésus

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    🙏💓