HO FITIAVANA AHO (Tarigetram-piainan'i Masimbavy Thérese de l'Enfant Jesus)
👉👉 • Satria tiako ianao Mar...
1- Tsy manam-paniriana lehibe afa-tsy ny hitia aho
Dia ny hitia hatramin’ny ho fatin’ny fitiavana
Aleoko lavitra ny andro lavan’ny fandavan-tena
Satria i Kristy no fiainako sy hany fitiavako
Ho fitiavana ao am-pon’ny Fiangonana aho
Ho fitiavana ao am-pon’ilay Reniko aho
Ho fitiavana ao am-pon’ny Fiangonana aho
Ho fitiavana ao am-pon’ilay Reniko aho
2- Ianao ihany, ry Jesoa, no mahafaly ny fanahiko
Satria ity foko ity dia te-hitia anao ho doria
Tsy manenina aho nanolo-tena tamin’ny Fitiavanao
Tsy nikaroka afa-tsy ny fahamarinanao
Пікірлер: 30
Sainte Therese de I Enfant Jesus, priez pour les missionaries!
Tsara be
Que j'aime cette chanson....fais grandir à moi l' Amour Seigneur.
💖💖💖💖
Ao amin'ilay Reniko
Tiko loatra❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏💗
❤❤❤❤❤
Ho Fitiavana ao ampon ny fiangonana aho ho Fitiavana ao ampon ilay reniko aho ❤❤❤
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Io hira io no nanaitra ny foko hanaradia an Jesoa amin ny fanokanantena, satria i Kristy ihany no fiaianako sy any fitiavako.
@user-vg4lz6gr9o
3 ай бұрын
Mahareta hatramin ny farany ...
Tiako loatra ❤❤Amen
" Ianao ihany, ry Jesoa, no mahafaly ny fanahiko Satria ity foko ity dia te-hitia anao ho doria " Isany tiako indrindra amin' parole anatin' io hira io 🙂❤
@yvannahcochman7648
2 ай бұрын
Za ko Tia bé ny toniny s 'y ny feony
❤️🥺itako ihany ilay ny farany
MBA Terezin'i Jesoa Zazakely no mpiaro fahatelo an'i Madagasikara !
@vavakahirakatolika4187
2 жыл бұрын
Marina tokoa izany!!! 👍👍
Tarigetra sarobidy. :-)
Hira tsy haiko hadinoina tamin' ny fandalovan' izy telo mianaka teto Madagasikara ny taona 2015, sady taompahasoana teo amin' ny taona niainako 💗💗💗
Teny tiako be🙏🏼🙏🏼❤️❤️," Sainte Thérèse de l'Enfant Jésus, priez pour nous"
@user-uv8ly2kf3o
9 ай бұрын
Co tsara bemoko❤
❤❤❤
Mb therese arovy i zahay
@rakotonirinafelix3486
Жыл бұрын
Ho fitiavana aho ao ampon 'ilay Fiangonana Reniko aho. Tsara loatra.
@Yocline
2 ай бұрын
Idolâtre !!! Marie tsy mba hiaro anao velively !! Iray ihany no maty hanavotra anao dia i Jesosy kristy !izy irery ihany no hiaro anao . Vakio baiboly!!!
Tiako be ilay hira masimbavy marie Thérèse mivavaha hoanay ry zanako
@Yocline
2 ай бұрын
Amin’ny fomba ahoana moa no hivavahany Marie ho anao ?
Marie n’est pas la mère des Chrétiens mais la mère de Jésus ( Homme) . Sarah est la mère de toutes les nations comme Abraham le père de toute la multitude . Que faites-vous du commandement de Dieu qui dit 👉🏿«Tu ne te feras PAS DE SCULPTURE sacrée (....) NE TE PROSTERNERAS PAS DEVANT ELLES . » ? (Exode 20: 4-6) Comptez combien de statues vous avez dans votre église et combien de fois vous vous prosternez devant les statues de Marie ? Repentez-Vous , lisez vos bibles . Demandez à Dieu de vous montrer la VÉRITÉ . Que la grâce de Dieu soit avec vous tous.
❤❤❤❤❤
❤❤❤