Келесі
- 7:31
- 368 М.
- 00:42
- 7 МЛН
- 8 күн бұрын
- 00:54
- 46 МЛН
- 20 күн бұрын
- 00:25
- 26 МЛН
- 19 күн бұрын
- 2:22:55
- 1,8 МЛН
- 23 күн бұрын
- 3:53
- 1,1 МЛН
- 4:34
- 1,6 МЛН
- 48:22
- 44 М.
- 4:26
- 2,5 МЛН
- 6:18
- 1,4 МЛН
- 5:18
- 1 МЛН
- 4:04
- 1,1 МЛН
- 5:13
- 3,3 МЛН
- 6:48
- 6 МЛН
- 5:22
- 24 М.
- 3:39
- 171 М.
- 4:09
- 2,2 МЛН
- 2:51
- 6 МЛН
- 3:19
- 1,8 МЛН
Пікірлер: 78
Je m'en remets complètement à toi mon Seigneur. Pour tout ce que je n'arrive pas à faire, je m'humilie devant toi, agis en moi et purifie-moi, guide-moi vers l'accomplissement de ta volonté car que seule ta volonté soit accomplie. J'ai entièrement foi en toi
Seigneur, pour tout ce que je n'arrive pas à faire, je sais que tu peux me donner la force, la capacité et les moyens. Je m'en remets à toi.
Hay teo foana I Kristy, teo hatrany tokoa izy na tamin' ny fifaliana, eny tamin'ny fahoriana!
Je pleure en entendant ce cantique. Entre tes mains je pose tout
Jésus,merci,merci d'être toujours là pour moi, je remets ma vie entière,toute ma vie entière en toi, ho tanteraka amin'izay sitraponao amin'ny fiainako Jesoa, je suis prête.Amen
Ça fait du bien à l'âme Seigneur
tsy kivy satria eo anilatsika foana i Kristy.Amen
Dera sy Laza ary Voninahitra ho anao irery hiany Jesosy Kristy Tompo ô ety an-tany ka hatrany an-Danitra ary mandrakizay. Misaotra Tompo ô amin'ny famindramponao sy ny fitiavanao tsy manampetra.🙏🏿❤
Hay teo fona i Kristy ❤️❤️❤️❤️ Amen 🙏🙏❤️❤️❤️❤️
hay teo foana i Kristy.... Mitoera ato amko Kristy mba anoro lalana sy hiaro ahy na amin'ny mora na amin'ny sarotra. Amen
Eny Tompo tena eo anilanay mandrakariva IANAO! amen!!!!!!
Manome hery @ saina, vatana indrindra ny fanaiko satria akaikiko fona i Kristy amen.
@andrianarajoeli7801
3 жыл бұрын
Misaotra Anao aho fa tsapako tokoa fa eo foana Ianao Kristy mitantana sy hiaro ary manome hery
Hay teo foagna Kristy. Merci Seigneur
Merci Seigneur sans toi je suis rien. Gloire à toi mon Seigneur mon Dieu mon Sauveur mon consolateur mon tout💝
Hay teo foana I Kristy... 😘❤️ Nanohana sy nitantana
EO ANILANTSIKA FOANA KRISTY AMEN
Je m'en remets à Toi Seigneur
Misaotra an'Andriamanitra fa teo foana izy hiaro @zao aretina mananontanona ny vahoaka Malagasy izao
Hay teo fona i kristy Saotra tompo am zay natanao ahy rehetra
Bonne écoute à tous,que Dieu soit avec vous,louer ,louer le Seigneur.Amen.
@Lag-ot1no
4 жыл бұрын
Amen
@user-xm2ke4cn9s
3 жыл бұрын
Amen
@bodorazanoelisoa9637
Жыл бұрын
Amen
@ramarosonmbolatiana4926
8 ай бұрын
Amen
mahatsiaro any Fr CLAUDIEN FEC vao mandeha le hira. hira fanevany io mantsy
Gloire à Dieu tout puissant ♥️🌹🙏🙏
Teo foana izy. Eo foana izy ary ho eo foana izy
teo foana marina i kristy fa isika no niamboha azy kay fa izy niondrika nijery antsika foana fa isika no niodina ka nanaao izay tiantsika atao zany no mahantonga nantsika ho azompahoriana
Hay teo foana tokoa Ianao ry Tompo o ary ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy.
@rijarasoloharison4503
4 жыл бұрын
🙏🙏🙏
Hay teo foana i Kristy
Eo foana i Kristy, ary mbola hoe eo foana izy, aza manary toky, tsy ho foana anie ny fanantenanao
@ramarosonmbolatiana4926
8 ай бұрын
Misaotra 🙏
GRAND DIEU merci Beau coup 🙏🏻❤️🙏🏻
Mitantana sy miaro hatrany izy!
Hay teo fona i Kristy
Que du réconfort. Gloire à Dieu
Merci mon DIEU ,
Miasa Jesosy ô😢
Amen
Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany🙏🏿
Hay teo foana I Kristi
Tsy mandao IZY hay teo foana KRISTY
tsapako be jesosy fa eo anilako mandrakariva Ianao
Mialy
Tsy irery aho manana anao misaotra Jesosy
amen
@anjanyainamanantsoa5812
5 жыл бұрын
Amen
❤❤❤❤❤
Hay teo foana ianao Kristy Misaotra Jesoa
teo foana i Kristy na t@ mora na t@ sarotra
Super!
❤❤❤❤
❤❤❤❤❤❤❤
Coucou avy aty France Tiako foana ity hira ity☺️☺️ Mapite hody any Madagascar ☺️Merci❤️
@jeanramambason9588
3 жыл бұрын
Jaovita à, azoko tsara ny fihetsem-ponao mahare ity hira ity. Izao no mba hevitro : rehefa mankany Madagasikara, dia MILA FIOMANANA TSARA. Satria na dia gasy aza isika mipetraka aty Adafy efa ela, dia misy zavatra betsaka miova, ary tsy ampoizina akory any Madagasikara : na toe-tsaina, na ny sandam-bola, na ny endriky ny fahantrana, na ny fahadiovan'ny tanàna, ny tsy fitovian'ny fomba fijery rehefa miady hevitra, ny fanantenan'ny olona zavatra avy aminao (vola, akanjo, appareils electronics, chocolats sy ny sisa)... Mora ho antsika ny milaza zavatra samihafa, na manatsikera, na manome lesona; sady koa isika tsy tamàna mihoatra ny herinandro vitsivitsy any, dia lasa "mody". KOA tsy hiteny aho ny amin'izay tokona hatao, satria samy manana ny contexte-ny (familial, sy social) avy ny tsirairay, ary mahalala izay tokony hatao. Veloma, avy aty Canada
@nivomalalarajaonarivelo313
3 жыл бұрын
Mody re a
@jeanramambason9588
3 жыл бұрын
@@nivomalalarajaonarivelo313 Dia mora sady ohatran'ny mitaraina/mitalaho izany fiteninao izany. Madagasikara anie tsy mety hadino na hafoy é .
@ursulasoavita2582
3 жыл бұрын
Moo de même tiako be le hira Salut de Toulon
tsara be le hira
💖💖🙏
😭♥️
TSARA NY MIDERA
Misaotra mankasitraka tompoko
tsara be
Hay teo fona i k
🤕😔💔❤️🥺
♥️ merci
M
Tiko be minor ity hira ity mampahery
K'
@wilsonrazafinjatovo5425
4 жыл бұрын
Christ est la même si le Corona menace
@eulalieernestineramamonjis2835
3 жыл бұрын
Tena eo akaikinao mandrakariva Kristy ary mijery ihany koa Amen
Amen
Amen
Amen
@fahendrenarasolomanana2811
5 жыл бұрын
Misaotra,mankasitraha,maneke, fa lehibe Jehovah.