FANAMBARANA NATAON'NY VEHIVAVY TIAKO I MADAGASIKARA

Nanao fanambarana iraisaina ireo Vehivavy Tiako i Madagasikara, manerana ny Kaominina 16 eto anivon'ny Distrika Antananarivo Avaradrano androany, fa manohana tsy misy fepetra ny Kandidan'ny Firaisankina Avaradrano Ofisialy, izay tarihin'Andriamatoa Avotraina Andriamosa sy Jimmy Randriantsoa.
Sanatria amin'izy ireo hoy hatrany ny Mpitarika raha handa ny fandaminana izay nataon'ny Mpitarika ity Antoko Politika manana ny lanjany eto Madagasikara, dia Andriamatoa Ravalomana Filoha Nasionaly ny Antoko Tiako i Madagasikara.
Nankahery ireo vehivavy TIM rehetra manerana an'i Madagasikara izy ireo, indrindra hankatok'izao fifidianana izay ho solombavambahoaka izao.

Пікірлер: 1

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo3 ай бұрын

    Hainareo tsara.miteny misy fitsipika mifehy azy...manaja demokrasia...efa tsy am fitondrana i ravalo ka...avia hiaraka aminay hoy ny faneva nateo tim...12% mbahoaka ihany no miaraka am n olona tsy lany tam.ara dalana..tsy lany i ravalo tam 2002 face n i ratsiraka..tsy lany i ravalo tam.niakarany tam.2e mandat noho ny famonoana jiro !!!tao am aizina no namadihana ny valim pifidianana. Izay malagasy niaina tam aizina tsy fahaizan dravalo nitantana...jadona navaivay no nafafiny mba hamaizana ireo adversaire politikany...am zao tompoko champion i rajoelina am fahaiza manorina foto drafitr asa am volam bahoaka...leader man...mazoto ny mpamatsy vola manome ..tsy toy n'y an i sasany ni bloqué ny bank mondial !!!de hilaza ve amzao hoe avia hiaraka aminay??? Hivari n ankady miaraka am n olona nandatsa draa tam ty firenena izay miandry fitsaran à driamanitra???? Any an daninitra sady voageja ny passeport ary tsy mis olona hanao lolikoly hoe miverena aty an tany fa hiaro anao aho n'a dia midina eto an tany tsy mis passeport ialah!!!! Hoavy izao ny fifidianana atsy hoatsy..colectif de candidats n dtavalo contre colectif de minisitra ndranjoalina..zay hitam bahoaka fa nahavita nanorina tam district mis azy ihany tsy maintsy ho maro lany maro an isa eo..tsy miveri. Dalana am firongon ny jadona mpiboboka volam bahoaka am fitiavan tena....ho kirana ny mpamatsy vola ahita fananganan dtajoelina erin aratra azo avy éolienne mbola tsy nis teto madagascar..zaaany ka jeunne mahay manorina am vola indramina ananganana zavatra hoam bahoaka fa tsy hanorenana magro sy air force one go tombo tsoin olon tokana zay tsy lanim bahoaka akory...

Келесі