COULISSES ON TV Vanintsoa DU 27 SEPTEMBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR

Жүктеу.....
Пікірлер: 34
@elyseazrael2621 Жыл бұрын
mpankafy mandrakizay za Vanintsoa a! nofinofiko ny mbola mba hilalao tantara aminao sy hanao music miaraka aminareo mianakavy kely. Hitahy sy hiaro anareo YHWH e
@saharahola5746 Жыл бұрын
Zay tokiky zay tena tiako 😙😙😙😍😍
@angelayarilanto39743 жыл бұрын
Mankasitraka e.. mirary soa sy fahombiazana be dia be Vanintsoa a.. mahafinartra ery mijery anareo 4.. 😍😍😍😍😍
@exkuw77712 жыл бұрын
Mafinaritra be nareo Vanintsoa, sambatra enao Fa feno tsika² lalandava 🥰🥰🥰🥰
@isabellerazafimamonjy47683 жыл бұрын
Mankasitraka Vanintsoa 3mianaka . Tiko bé feonao mihira. Sy ny tantara lalaovinao. Mirary SOA indrindra Tompoko ❤❤🌹🌹💐💐🌷🌷
@adamranaivoson6826 Жыл бұрын
Mankasitraka ary mirary soa anareo mianakavy kely e! 🙏🙏
Mankasitraka ee, mirary Soa ho anareo de tongava @ ambony indrindra 😍
@zoerazafiarinelina28313 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra ry Vanintsoa telo mianaka, tena kanto, mahafinaritra, mirary ny soa ho tody @ izay irina ny tanjona hanandratra avo ny zava-kanto malagasy tena malagasy tokoa. Andriamanitra manakarem_pahasoavana anie homba anareo hatrany....
@patrickrazafindrakoto74303 жыл бұрын
Mankasitraka , ampitiavana be ry izy mianakavy kely a, TSOTRA, KANTO , MATOTRA, MASAKA eeeee Tiko be nareo🙏🙏🙏
@miharisoalalainafanirinjat88713 жыл бұрын
Kanto lotra nareo 3 mianaka💖💖
@randriamampianinamamisoa3553 жыл бұрын
Mahafinaritra foana rehefa miaraka manatanteraka zavatra ny RAD sy ny zanaka.
@rinenoronoroalinivo12033 жыл бұрын
Mankafy tokoa ny hiran'i Vanintsoa zahay aty Quebec
@elodymirill35693 жыл бұрын
😍💓💖💝💞😘😘😘
@hantanirinamalala75692 жыл бұрын
❤❤❤❤
@samsoudinenirina75453 жыл бұрын
Wow
@lyanamavokely8887 Жыл бұрын
Tohina koa ny foko nahita an i Vanintsoa. Tena mahay tantara mihitsy tiko be eee
@nathalierazanatinaknott12093 жыл бұрын
Mankasitra be dia be ooooo
@kalebarazaf5328
3 жыл бұрын
O leiretsy à tena misaotra betsaka ,tena mpankafy tanteraka ny tantara ny tena, ny ahy zao de naminavina Rehefa mihaino tantara misy an' i Vanintsoa de io Ramatoa Kely mpanolotra ny coulisse tv plus io Laingo, io no ao antsaiko @ ilay feo somary mitovy le mivanitika Kely, mba Manantena izahay Any aoriana Kely mba ho asainareo coulisse ireo mpilalao tantara ,asa Inona no mety ho lohahevitra @ izany misaotra e,!
@tianarakotovao59623 жыл бұрын
Mirary soa! Ho anay tsy mahay valiha sy kabosy; mankasitraka./ Chromatique ve izy reny sa diatonique?
Пікірлер: 34
mpankafy mandrakizay za Vanintsoa a! nofinofiko ny mbola mba hilalao tantara aminao sy hanao music miaraka aminareo mianakavy kely. Hitahy sy hiaro anareo YHWH e
Zay tokiky zay tena tiako 😙😙😙😍😍
Mankasitraka e.. mirary soa sy fahombiazana be dia be Vanintsoa a.. mahafinartra ery mijery anareo 4.. 😍😍😍😍😍
Mafinaritra be nareo Vanintsoa, sambatra enao Fa feno tsika² lalandava 🥰🥰🥰🥰
Mankasitraka Vanintsoa 3mianaka . Tiko bé feonao mihira. Sy ny tantara lalaovinao. Mirary SOA indrindra Tompoko ❤❤🌹🌹💐💐🌷🌷
Mankasitraka ary mirary soa anareo mianakavy kely e! 🙏🙏
Vanintsoa mafaty2 ery miaraka amin feony apiny mozikany tena mafinaritr lotra Izy❤️❤️❤️😍😍😍
Mankasitraka indrindra mahita an’i Vanintsoa. Mahafinaritra ny mahita ny fahaizanao mitendry valiha, sady mahay milalao tantara Anh! Sambatra be ianao efa vocation-ao zany “play by ear”💝💝💝
Mafinariritra n'y mihaino feon'Vanintsoa
Faly be koa nahita an’i Nanja! Mahafinaritra be nareo milalao tantara 😍😍😍
Mankasitraka sy mirary fahombiazana feno ho any vanintsoa 😍😍
Tena mahafinaritra loatra ity sipa ity. Tsotra kely mahafinaritra nefa feno talenta ❤️❤️
Mankasitraka tanteraka Vanintsoa à.Québec
Tiko be refa miteny vanintsoa, hotran'ny miheno le tantara reny
io zany i Vanintsoa ilay mpilalao tantara amin'ny radio? faly mahafantatra, tsara ny mozika gasy mankasitraka indrindra VANINTSOA TONGAVA AMIN'NY AVO INDRINDRA E zahay mankafy anao foana foana e
Mankasitraka anareo 3mianaka fa Tena mafinaritra e❤️❤️🙏🙏🙏
Nahita iany aho !!! Mahafinaritra be nareo 3mianaka kely e !!! 😘 😘 😘
BRAVO!!!!! 🥰😘
tena hoe... mitoraka vonin-kazo fito fehy mihintsy e!! mankasitraka !!! Misaotra
Mankasitraka ee, mirary Soa ho anareo de tongava @ ambony indrindra 😍
Mankasitraka indrindra ry Vanintsoa telo mianaka, tena kanto, mahafinaritra, mirary ny soa ho tody @ izay irina ny tanjona hanandratra avo ny zava-kanto malagasy tena malagasy tokoa. Andriamanitra manakarem_pahasoavana anie homba anareo hatrany....
Mankasitraka , ampitiavana be ry izy mianakavy kely a, TSOTRA, KANTO , MATOTRA, MASAKA eeeee Tiko be nareo🙏🙏🙏
Kanto lotra nareo 3 mianaka💖💖
Mahafinaritra foana rehefa miaraka manatanteraka zavatra ny RAD sy ny zanaka.
Mankafy tokoa ny hiran'i Vanintsoa zahay aty Quebec
😍💓💖💝💞😘😘😘
❤❤❤❤
Wow
Tohina koa ny foko nahita an i Vanintsoa. Tena mahay tantara mihitsy tiko be eee
Mankasitra be dia be ooooo
@kalebarazaf5328
3 жыл бұрын
O leiretsy à tena misaotra betsaka ,tena mpankafy tanteraka ny tantara ny tena, ny ahy zao de naminavina Rehefa mihaino tantara misy an' i Vanintsoa de io Ramatoa Kely mpanolotra ny coulisse tv plus io Laingo, io no ao antsaiko @ ilay feo somary mitovy le mivanitika Kely, mba Manantena izahay Any aoriana Kely mba ho asainareo coulisse ireo mpilalao tantara ,asa Inona no mety ho lohahevitra @ izany misaotra e,!
Mirary soa! Ho anay tsy mahay valiha sy kabosy; mankasitraka./ Chromatique ve izy reny sa diatonique?
Mankasitraka nareo sady misaotra nareo
Tsara feo be vanitsoa sady sariaka be