Coulisses Ny Avo DU 15 AVRIL 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Coulisses Ny Avo DU 15 AVRIL 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 24

  • @gounoumerie8772
    @gounoumerie87724 жыл бұрын

    Tegna mafinaritra be tohizo fa tsara 💖💖💖💖💖💖💖

  • @gracietyahrasoatahiry1730
    @gracietyahrasoatahiry1730 Жыл бұрын

    C'est touchant, tsara ny mahita tanora manolo-tena ho an'Andriamanitra !

  • @ClararazakaharisoaSedra-ge8zk
    @ClararazakaharisoaSedra-ge8zk Жыл бұрын

    N'y avo mbola averiko mafy ianao

  • @andiolahsilvierah7775
    @andiolahsilvierah77756 жыл бұрын

    Hafa ihany ny évangélique. Mamelona Fanahy

  • @louiseulrichjustoline4114
    @louiseulrichjustoline41145 жыл бұрын

    Tahiny Tompo de tongava @ avo avo eeee😍😍😍😍

  • @nathymyah3615
    @nathymyah36156 жыл бұрын

    Tiko mihitsiny👌👌👌 aza mihemotra asa fitoriana ho oany olona rehetra

  • @raveronirinaharimbolasahon4894
    @raveronirinaharimbolasahon48946 жыл бұрын

    Sambatra ny manana an'i Jehovah ho Andriamaniny. Tohizo ny asa fitoriana, tahirizo ny finoana ary miambena mandrakariva satria mbola lavitra ny lalana ry zandry, zanaka isany. Mahereza sy mahavità be indrindra hatrany.

  • @mpampianatraravelomanana5855
    @mpampianatraravelomanana58553 жыл бұрын

    TSARA BE , manam-peo ilay Rojo, voninahitra ho Azy Tompo e

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster91196 жыл бұрын

    mankasitraka indrindra anareo Tompoko fa mafinaritra be anareo tahin Tompo e!

  • @rakotozananyandrianarisoa5488
    @rakotozananyandrianarisoa54886 жыл бұрын

    Mankasitraka e! dia tongava @ ambony indrindra eo sehatrin'ny fiderana an'Andriamanitra ô!!

  • @noumeainah2792
    @noumeainah27926 жыл бұрын

    mba tokony nisaorana ny musiciens fa adino angamba

  • @fenitracorneliorabesuel8118
    @fenitracorneliorabesuel81186 жыл бұрын

    ndriiii..... miasotra betsaka

  • @sarahhezekia3717
    @sarahhezekia37176 жыл бұрын

    Mankasitraka é!

  • @naharyniry8305
    @naharyniry83056 жыл бұрын

    Mahafinaritra ée. Tongava @ ambony indrindra

  • @gounoumerie8772
    @gounoumerie87724 жыл бұрын

    💖💖💖💖💖💖💖💖💖

  • @hajatiana7
    @hajatiana76 жыл бұрын

    Misoatra Rojo a! Mavità be indrindray @ asa efa nampandreketana hovitainao! Ny Tompo eo hanampy be dia be

  • @andrianavalonaerico2302
    @andrianavalonaerico23025 жыл бұрын

    tsara

  • @cecilerazafiarimbolatiana8152
    @cecilerazafiarimbolatiana81525 жыл бұрын

    Tiko be daolo ny hira tarika ny avo mampahery

  • @leenaleena29
    @leenaleena296 жыл бұрын

    Mankasitraka ee mahafinaritra tsara ny midera ny tompo ny tompo anie hitahy anareo ao @ tarika sy ny ankohonanareo izy anie hitahy @ zavatra rehetra atao mahareta hatrany sy mahavita be @ asany tompo

  • @andryfreddy6445
    @andryfreddy64455 жыл бұрын

    Misaotra Ny AVO tongava amin'ny AVO indrindra ee

  • @harryrama2283
    @harryrama22836 жыл бұрын

    Mahafinaritra

  • @noumeainah2792
    @noumeainah27926 жыл бұрын

    mirary soa de tohizo fa tena mankafy e

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni52296 жыл бұрын

    tongava @ izay tanjona irina e dia ho eo ambany fitahian andriamanitra

  • @saholyandria3277
    @saholyandria32776 жыл бұрын

    misaotra anareo dia tahiny jesosy ny asa fitorina izay atao nareo