Concert Mahaleo Partie 2: Espace Magnan Nice 31/10/2015

Музыка

1er concert du groupe Mahaleo à Nice

Пікірлер: 10

  • @ClaudeyvesAndrianasolorainisoa
    @ClaudeyvesAndrianasolorainisoa2 ай бұрын

    Ankafiziko bé ity revy tany ity🙏 mankasitraka e!

  • @harsoa2326
    @harsoa23266 ай бұрын

    Fafinaretana be mihintsy ny mamerina indrindra rehefa live ka misy surprise kely. Matsiro re!. Misaotra Atoa Naina Rajao, misaotra tompoko.

  • @poundalee5281
    @poundalee52816 ай бұрын

    💔💔💔😭😭😭😭 Misaotra nizara na dia vaky aza ny fo mahita an'i Dadah sy Fafah.

  • @manourand9452
    @manourand94525 ай бұрын

    Misaotra nizara🙏🙏🙏. Tsy natory mihitsy nijery . @ 5 Ora marina izao

  • @AntsaRavohary
    @AntsaRavohary3 ай бұрын

    Ndrii, mahafinaritra foana eh. Fahatsiarovana koa à mon tres cher papa RAVOHARY Fidy

  • @lesmerveillesdemitia7863
    @lesmerveillesdemitia78634 жыл бұрын

    Milay Naina ah! Merci @ horonan-tsary eh!

  • @rabenarivodesire7705
    @rabenarivodesire77056 ай бұрын

    Levelo

  • @manourabemanou5359
    @manourabemanou535910 ай бұрын

    tsy misy Bekoto ve t@ ity spectacle ity azafady?

  • @guyrakoto9859
    @guyrakoto985910 ай бұрын

    nakaiza ilay 1ère partie ? :)

  • @jeanrak

    @jeanrak

    2 ай бұрын

    Tadiavo

Келесі