BEST OF FARAKELY (VIDEO COMPILATION)
Музыка
BEST OF FARAKELY
1- Tiako izy
2- Tsy misy otran'i Neny
3- Nandeha ho azy (ft Olive)
4- Goa naho kepeke
5- Tsy foiko ianao (ft Laza)
6- Ny akaikinao (ft Laza)
7- Rotsirotsy
Facebook : hiratiako
KZread : bit.ly/398luDr
Instagram : / mhiratiako
SoundCloud : / hira-tiako
Пікірлер: 43
Tena mampirarakivy mihintsy e !'❤️
Tsara e!!, mitondra aingampanahy, misaotra anareo
Splendide, une voix divine et belle accompagnement. Comme ces pierres précieuses de Madagascar.
Farakely tout comme Erick Manana mes interprètes sans conteste les meilleurs. J’adore ! ♥️😂🎶♥️🎶♥️🎶♥️
Tsara , feo efa voajanahary , natao hihira ny fanomezampahasoavana !
Tsara be Farakely a❤️😍❤️
Tsara be ilay hira teny antandroy, tena tsy fantatro ny dikany aloha fa tiako be ilay izy♥️♥️♥️
Tiako loatra ny hiranao.
Mirary fahombiazana hatrany amin'izay kasaina atao rehetra FARAKELY ah, za dia anisan'ny mpankafy manohana anao hatrany!
Magnifique ♥️♥️♥️♥️♥️
Mahatsiaro an'i Sefo Nonoh mahita ilay clip farany. Ao am-po lalandava.
Merci Farakely
Trés bonne ambiance au volant ,trés belles chansons.....elles sont tout á fait comme je les aime á perdre le souffle. J'♥ á 1♥♥%...Merci Farakely...
misaotra nizara fa tena tsara o!
super !!!!
merci Farakely fa tsara be fona e
tsara lotra🥰
Tiako foana n'y mihaino anao mihira!!
Tiako 🥰
Mankasitrak fa tena mipetrapetrak daoly ny zava-drehetra e !
Tiako loatra mampanembona an i Dago
Tsara be !...Mankasitraka e !
Superbes interprétations. J'adoreeeeee.
TIAKO 😃🎤 Mankasitraka 😘
Écoutée sans modération ! :-)
ft Sefo Nonoh...ndryyy
❤️❤️❤️
Tiko be nareo
Farakely tsy foiko manao 23:37
Mahafinaritra loatra, misaotra nizara.
Tsara loatra ka
Dia mba aiza lay sarin i NENY ry farakely?,,, Tena tsara lay hira fa ataovy miaina lay clip ramatoakely a!!!!!!
Tsara be
tiako loatra e
tsara
❤
ty kosa alou milay eeeeee feo manga zao
Kambana ve ?
Je q
000 100 000 0 Olli
Faks'bw
Vendrana beu :" Madagasikaza, izy izezy", saika tiako, fa êêê !!!!!
Merci Farakely