Charity Gayle - Thank You Jesus For The Blood (MALAGASY COVER by TEFY MUSIC)

Музыка

Malagasy version of "Thank You Jesus For The Blood" by Charity Gayle.
Please like, share and subscribe !
Follow me on Facebook : / tefymusicofficiel
The original version : • Charity Gayle - Thank ...
The instrumental : • Thank You Jesus For Th...
Lyrics translation and performance by TEFY MUSIC.
LYRICS :
Fadiranovana
Ny tenako taloha
Very aho, jamba aho
Tsy narahako ny sitraponao
Feno fahotana
ny fiainako manontolo
Kanefa tampotampoka teo
Dia reko ilay Feo
Ianao nanao lalana
Mankany amin'ny fahamarinana
Ka na taraiky aza izaho
Dia harahako hatramin'ny farany
Hazo Fijaliana
No nahafatesanao
Mba hanafahanao anay
Tena miaiky ny Fitiavanao
Misaotra Anao indrindra izahay
Noho ny rà nalatsakao ho anay
Ny Rànao dia nanadio anay
Ka azonay antoka ny Fiainana Mandrakizay
Ny fahotako
sy ny toerako nalainao
Maty ka nalevina Ianao
Ka nitsangana tamin'ny andro fahatelo
Resy tanteraka
ny fahafatesana
Ary ny ràn'ny Zanak'ondry
Dia nanova ahy
Misaotra Anao indrindra izahay
Noho ny rà nalatsakao ho anay
Ny Rànao dia nanadio anay
Ka azonay antoka ny Fiainana Mandrakizay
Tsy mba misy mahery
Noho ny hery mahagagan'ny Rànao
Rànao
Izahay zanakao
Dia voavidinao tamin'ny Rànao
Rànao
Misaotra Anao indrindra izahay
Noho ny rà nalatsakao ho anay
Ny Rànao dia nanadio anay
Ka azonay antoka ny Fiainana Mandrakizay
Voninahitra ho azy irery
Voninahitra ho azy irery
Ny Rànao mikoriana ato anatiko
Voninahitra ho azy irery
#TefyMusic #Cover #CharityGayle #ThankYouJesusForTheBlood #Malagasy #Music

Пікірлер

    Келесі