TEFY - Ny Ratra Tavela (Official Video / Malagasy version of "Scars in Heaven" by Casting Crowns)

Музыка

Enable subtitles for the lyrics !
Official Video and malagasy version of "Scars in Heaven" by Casting Crowns.
Please like, share and subscribe !
Follow me on Facebook : / tefymusicofficiel
The original version : • Casting Crowns - Scars...
The instrumental : • Casting Crowns - Scars...
Lyrics translation, video editing, storyboard, direction and production by TEFY MUSIC.
Couple's scenes videos by Pavel Danilyuk from Pexels.
LYRICS :
Raha mba nahafantatra aho hoe androany ilay andro
Dia nofoanako izay rehetra nataoko anio
Ary nijanona anilanao, niresadresaka taminao
Kanefa tsy nampoizina izany.
Ankehitriny misy banga anatin'ny foko
Ianao kosa tsy mety miala ato an-dohako
Kanefa haiko fa ianao dia nahazo fiainam-baovao
Ka na mitomany aza izaho dia mitsiky ihany.
Fa ny ratranao rehetra, efa sitrana avokoa
Fahasambarana sisa, no mitoetra any an-danitra any
Fa ny ratra izay tavela any, izay tena mahafaly aho
Dia eo amin'ilay Tanany, izay mitazona anao.
Haiko fa tsy mora ny lalana izay nodiavinao
Haiko fa be ny ratra sy alahelo nolanjainao
Haiko fa tena niady mafy ianao
Fa ankehitriny efa tapitra,
Efa resy avokoa ‘zany rehetra izany.
Fa ny ratranao rehetra, efa sitrana avokoa
Fahasambarana sisa, no mitoetra any an-danitra any
Fa ny ratra izay tavela any, izay tena mahafaly aho
Dia eo amin'ilay Tanany, izay mitazona anao.
Haleloia x3
Ho an'ilay tanana mitazona anao.
Ankehitriny misy banga anatin'ny foko
Ianao kosa tsy mety miala ato an-dohako
Fa tsy maintsy hitohy ny fiainana
Ary ho tohizako ny adinao
mandra-pihaonako anao indray, oh-oh
Fa ny ratranao rehetra, efa sitrana avokoa
Fahasambarana sisa, no mitoetra any an-danitra any
Fa ny ratra izay tavela any, izay tena mahafaly aho
Dia eo amin'ilay Tanany, izay mitazona anao.
© 2022 - All rights reserved to their owners.
#TefyMusic #NyRatraTavela #CastingCrowns #MalagasyVersion #OfficialVideo

Пікірлер: 2

  • @oliviaralambomanana7069
    @oliviaralambomanana7069 Жыл бұрын

    bravo Tefy

  • @TefyMusicOfficiel

    @TefyMusicOfficiel

    Жыл бұрын

    Merci !

Келесі