BACKSTAGE TOVO J'HAY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

Ойын-сауық

Пікірлер: 20

  • @vonyman9979
    @vonyman997920 күн бұрын

    Mankasitraka e❤❤❤❤

  • @TheNanou01
    @TheNanou016 жыл бұрын

    Artiste manandanja sady, tsy miteniteny foana fa mivohy fitiavana amin'ny alalan'ny zavakanto. Artiste tsotra sy plein de sens. Artite feno! Mirary soa hatrany e! ary mankafy hatrany!

  • @mialitianananou4289
    @mialitianananou42896 жыл бұрын

    Mankasitraka Tovo an, mbola zaza zah no efa nankafy fa mbola tsy miova hatr@zao satria mbola tsy miova koa ny kanto atolotrao, ho ela velona ny Kanto Malagasy, dia mankasitraka SkyOne

  • @rakotozananyihantamalala3750
    @rakotozananyihantamalala37503 жыл бұрын

    Tiako loatra enao Tovo J’Hay, tsy mety leo aho, ary mahafinaritra ny fahatsoranao ❤️

  • @moniquerambatoson6474
    @moniquerambatoson64743 жыл бұрын

    Tovo ➡️ professionnel be, 👍👍🎶

  • @whoisjohngalt7242
    @whoisjohngalt72426 жыл бұрын

    Mon artiste préféré toujours. ..love you Tovo J'hay

  • @waellahkiffeuse399
    @waellahkiffeuse3995 жыл бұрын

    Tiko fona hatram zao ty mpanakanto 1 ty😍😍

  • @swann6
    @swann65 жыл бұрын

    MIJERY SOPAPA AMIN WIKIPEDIA NDRAY RY NAVALONA ZANY

  • @malalanyanjararamananarivo9757
    @malalanyanjararamananarivo97575 жыл бұрын

    Mampahatsiaro ahy ny fahazazako mandefa hira amin'ny K7... Mbola mankafy foana. ;)

  • @alinesarobidilalaina6901
    @alinesarobidilalaina69017 жыл бұрын

    wouaouhhh 😍😍😍❤❤❤😘😘😘 m6 tovo aaa... tiko mandrakizay!!!

  • @jonasyjarry2267
    @jonasyjarry2267 Жыл бұрын

    ♥️👌👌👌

  • @ravelonarivonyharinavalona7989
    @ravelonarivonyharinavalona79897 жыл бұрын

    tsara be. Merci Tovo

  • @Meme-qm7mp
    @Meme-qm7mp4 жыл бұрын

    Misaotra amin'ny fizarana, mba mangataka an'i Silo ra mba mety eh

  • @hasiniainaratsirahonana1167
    @hasiniainaratsirahonana1167 Жыл бұрын

    hafa ian n tena mpanakanto

  • @nirinahenintsoa4854
    @nirinahenintsoa48546 жыл бұрын

    Wouhou 👌👍

  • @marcelrasolonarivo165
    @marcelrasolonarivo1657 жыл бұрын

    mankasitraka an'i Tovo Jhay fa ao tsara b!

  • @patrickranaivoharison3368
    @patrickranaivoharison33686 жыл бұрын

    Sur, M´lay fona Tovo j Hay

  • @akshaysingh7576
    @akshaysingh75766 жыл бұрын

    merci Tovo j Hay waou

  • @norolaingoralambo9830
    @norolaingoralambo98305 жыл бұрын

    Milay e!

  • @jeannelescrenier7563
    @jeannelescrenier75637 жыл бұрын

    mzhaleo

Келесі