BACKSTAGE JENERALY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

Пікірлер: 24

  • @poundalee5281
    @poundalee52813 жыл бұрын

    Un groupe mythique 🎹🎸🎼🎤plein de talents 👏👏le chanteur, Andy, comme tous les musiciens du groupe, humble, simple comme feu Gabhy👍👍

  • @Arison14
    @Arison143 жыл бұрын

    Analamahitsy sy ny manodidina tsy misy tsy mahalala an'i Jeneraly, revy manja

  • @vazosyhira
    @vazosyhira3 жыл бұрын

    Mankasitrka sy manakatelina Jeneraly ô! I Andy sainky sainky be maintsiny 👌- ny musiciens sy ny arrangemnt koa Ao tsara mihintsy -👌 - Velona i Gabi

  • @randrizaka1703
    @randrizaka17035 жыл бұрын

    milay be ilay izy, za tena miondana jeneraly taminin'ny fahatanorana ka hatramin'izao tohizo fa tsara ilay tononkira hafakely an'igabhy no henjana be miaraka amin'ilay sentiment iny mihintsy merci e!

  • @zanzibar4177
    @zanzibar41775 жыл бұрын

    Souvenirs Analamahitsy Cité... Merci beaucoup.

  • @poundalee5281
    @poundalee52813 жыл бұрын

    Quelle superbe interprétation de "" IZAHO SY IANAO"👍

  • @NiryNantenainaRazafindrakoto
    @NiryNantenainaRazafindrakoto5 жыл бұрын

    Enjana be ny mandimby an Gaby fa mivoka tsara amin'ilay feeling an Andy ilay izy. Dia ita ilay professionnalisme an'ny tarika fa mipetrapetraka daolo ny rehetra. Visty ny tarika manana izay trai-kefa zay. Zahay mo notaizana tamin'ny chanson à texte otran'ny an Jeneraly dia faly tokoa nijery ilay emission... Mirary soa e!

  • @moniqueravaoarisoa5828
    @moniqueravaoarisoa58285 жыл бұрын

    Mankasitraka e! tena tsara mihintsy le feo an, félicitation !!!!!

  • @poundalee5281
    @poundalee52813 жыл бұрын

    Vous n'avez pas besoin de matraquage, vous êtes bourrés de talents 👏👏ne changez rien👍 un peu plus de comm suffit👌

  • @teanandrana8449
    @teanandrana84495 жыл бұрын

    Paotsatroka e, dia mitomboa hasina ry zalahy a!

  • @fifalianazedekia3150
    @fifalianazedekia31505 жыл бұрын

    Mankasitraka ehh😊🤗🤗

  • @capricorneconfection9271
    @capricorneconfection9271Ай бұрын

    Annicett Mifona

  • @xascout
    @xascout4 жыл бұрын

    Mahafinaritra, mankasitraka ary mamporisika hatrany!

  • @landryranarivelo4101
    @landryranarivelo41013 жыл бұрын

    mampisaina zany vazo zany

  • @swann6
    @swann65 жыл бұрын

    GAIGY ZAN VOCAL ZAN FA TENA MITOVY AMINLE TENA JENERALY MINTSY LETIE

  • @delice.3180

    @delice.3180

    5 жыл бұрын

    henjana e!

  • @mahefaratsimbazafy9265
    @mahefaratsimbazafy92654 жыл бұрын

    marina izany Navalona amle bokotra akanjo aaa , milay eeee

  • @user-tb7jq3oz1p
    @user-tb7jq3oz1p Жыл бұрын

    Indrisy fa tsy misy tsony le backstage

  • @lesmerveillesdemitia7863
    @lesmerveillesdemitia78634 жыл бұрын

    Pao-tsatrok'eh!

  • @randriamalalavololoniaina8775
    @randriamalalavololoniaina8775 Жыл бұрын

    tena mankasitra fa tena ao tsara mintsy

  • @minoheritiana9018
    @minoheritiana90185 жыл бұрын

    mlay e

  • @dominiquerazanakolona7864
    @dominiquerazanakolona7864 Жыл бұрын

    Solo mianadqhy

  • @swann6
    @swann65 жыл бұрын

    MANAOVA PERIKA ANLE VOLO SANGA MALAMA INY ANDY REHEFA MANAO CONCERT FOTSINY A FA NY TAREHY EFA KELIKELY OTRAN GABHY A

  • @titinok

    @titinok

    5 жыл бұрын

    Misaotra anareo mbola mamelona ny sanganasan'itompokolahy fa tena kanto e ! Andy, ao tsara fa tohizo. Tsy manalavitra ny feon'i gaby. Siora daholo zalah