ANJIRO - MADAGASCAR [AVENTURE, CAMPING (PART1)]

Fantatrao ve hoe aiza zany Anjiro?
Anjiro dia any amin'ny 85 km mialan'Antananarivo raha manaraka ny RN2 iny ianao
Maro be ny zavatra azio tsidihana amin'iny faritra iny fa teto dia noentiko nanao camping sy nitisidika ireo karazana cascade maro samihafa ianareo
-----
Facebook : blaogy.voyage
Instagram : blaogy.voyage_tiary
Tik Tok : Blaogy Voyage
___
blaogy.voyage@gmail.com
#travel #nature #malagasy #tourism

Пікірлер: 2

  • @dinaliva7203
    @dinaliva720324 күн бұрын

    aza mba atao fohy kely eh. mankasitraka

  • @kialasoa9980
    @kialasoa998018 күн бұрын

    MBA mangataka atao format lava kokoa ilay amin'ny youtube ô😊