Пікірлер

  • @kialasoa9980
    @kialasoa998022 күн бұрын

    MBA mangataka atao format lava kokoa ilay amin'ny youtube ô😊

  • @dinaliva7203
    @dinaliva720328 күн бұрын

    aza mba atao fohy kely eh. mankasitraka

  • @limi5888
    @limi58882 ай бұрын

    Lehilahy ankavia ary ny vehivavy ankavanana 🤦🏻‍♂️

  • @limi5888
    @limi58882 ай бұрын

    Mety ny vlog, tsara ny fitsidihana sy kotrana! Fanontaniana : AmbohiTrabiby sa AmbohiDrabiby?

  • @Johasinamusic
    @Johasinamusic2 ай бұрын

    Yooo! Mahazo Ambohimahitsy Ankosirano eee

  • @ratsimbazafygati1981
    @ratsimbazafygati19812 ай бұрын

    mlay letsy ! 👍

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf2 ай бұрын

    Mahay manamboatra video nareo.

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf2 ай бұрын

    Beautiful!! Manignako a Madagasikara. Soasoa ty mijery video a Mada. Fa iraho tsy mahay miteny Marina. Fa teny Tandroy ty haiko. Azoko avao ty raha teninao agnaty video ity. Raha iraky avao tsy nahazo. Ty Tantara mikasiky ty vehivavy tsy azoko..

  • @sarobidyiantsarajosiarisao5112
    @sarobidyiantsarajosiarisao51125 ай бұрын

    RN firy mo zany ny makany?

  • @dadahrakotoniaina7197
    @dadahrakotoniaina719711 ай бұрын

    Tsara ny toy izao kanefa ireto no mila hatsaraina: 1. Ataovy teny Malagasy ranoiray fa aza asiana teny vahiny, 2. Tantara io ka mba fenoy tsara ny dinidinika rehetra. Ohatra: 14 Aogositra 1837 no nandefonana an-dRasalama. 3. Ianao milaza fa Andohalo kanefa dia mbola eny Ambohimitsimbina sy Ankaditapaka ianao. 4. Ambatondrafandrana no misy Fitsarana Gasy .... Ireo no heveriko fa mila hahitsy sy hatsaraina

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy513311 ай бұрын

    Ahaona ny momba ilay Katedraly Saint Laurent Ambohimanoro. EEM ?

  • @lovaandriatiaray3225
    @lovaandriatiaray3225 Жыл бұрын

    Mzrci bcp mampafantatra ny any aminay 🤩

  • @blaogyvoyage
    @blaogyvoyage Жыл бұрын

    Milay be any aminareo kooo 😊

  • @fernandisylviorandriarimal2889
    @fernandisylviorandriarimal2889 Жыл бұрын

    Mahafinaritra ilay horonantsary, misaotra anao 😁

  • @blaogyvoyage
    @blaogyvoyage Жыл бұрын

    Ianao no hisaorana nijery 🔥

  • @user-om5bc7ct8p
    @user-om5bc7ct8p Жыл бұрын

    Misaotra amin'ny fizarana🙏 Hita mivotra fona ilay vlog, tsara kely😊

  • @blaogyvoyage
    @blaogyvoyage Жыл бұрын

    Merci beaucoup ❤️

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 Жыл бұрын

    Tsara e😊

  • @blaogyvoyage
    @blaogyvoyage Жыл бұрын

    Mercii ❤️

  • @anja317
    @anja317 Жыл бұрын

    Tsara eeee❤❤❤

  • @fifilambretta7237
    @fifilambretta72372 жыл бұрын

    Good vidéo et bon son

  • @christianedacosta2813
    @christianedacosta28132 жыл бұрын

    Mafinaritra tohizo de aza minjanona ao tana fona

  • @michaelramann6565
    @michaelramann65652 жыл бұрын

    Superbe video ! Merci !! :-)

  • @mikarandrianaivo2888
    @mikarandrianaivo28882 жыл бұрын

    Misaotra e

  • @jeanclaudebelliard9454
    @jeanclaudebelliard94542 жыл бұрын

    Belle réalisation . Manque un sous-titrage en anglais ou français . Bonne continuation .😘

  • @mikarandrianaivo2888
    @mikarandrianaivo28882 жыл бұрын

    Mahafinaritra e

  • @mikarandrianaivo2888
    @mikarandrianaivo28882 жыл бұрын

    Mankasitraka é

  • @raharimanasoafara6646
    @raharimanasoafara66462 жыл бұрын

    Ary manahoana ny sécurité any ry Bandy kely?

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin13462 жыл бұрын

    ezaka kely sisa de

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin13462 жыл бұрын

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 2 12 2021🎄

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin13462 жыл бұрын

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 2 12 2021

  • @danielerakotosamimanana9590
    @danielerakotosamimanana95902 жыл бұрын

    documenté tsara

  • @rjcphotos454
    @rjcphotos4542 жыл бұрын

    Merci, mahafinaritse ! Ho AVY é. Merci @ ilay video.

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf2 жыл бұрын

    I miss Madagascar. Misaotra manamboatra video ianao. Tsara ny mahita tanana vaovao.

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf3 жыл бұрын

    Tsara be ny Madagasikara. Misaotra manamboatra ny video ity. Fa te Ho any ndraike aho.

  • @djohtsihoarana9446
    @djohtsihoarana94463 жыл бұрын

    mahaliana! ^_^ tohizo foana! :)

  • @fuegoplayerone
    @fuegoplayerone4 жыл бұрын

    Very good video! Thank you for the subtitles

  • @firanitra
    @firanitra4 жыл бұрын

    Ao tsara ilay ezaka e !

  • @emileandria6049
    @emileandria60494 жыл бұрын

    Be tokoa ny tsy mahalala na tsy tia halala ny tena marina fa mifaly ny mihainohaino sy manarakefa fotsiny izay voalaza ombieny ombieny eny fotsiny. misaotra an'i Tiary mitondra fanazavàna sy fanampi-mpanazavàna samy hafa, izay tena hilaina, mba hafahina miroso sy mahafantatra ny niandohàna. piment no tiako ny ahy @ ilay novidinareo iny..!!, fa tena izy ve ?? Ary ilay sary be eo akaiky ny tohatra mankany mahamasina angaha tsy azo?.. Mbola be angamba no fanampin'ireto volaza ireto any aorina any fa dia efa misy an'izay aloha..

  • @blaogyvoyage
    @blaogyvoyage4 жыл бұрын

    Misaotra betsaka