Ranja Arinala

Ranja Arinala

Lioka 12: 49 Tonga hanipy afo ety ambonin'ny tany Aho, ka manao ahoana ny faniriako mba hirehetan'izany sahady?


Jeso no vavahady

Jeso no vavahady

Jesosy no lalana

Jesosy no lalana

Hira Fisaorana

Hira Fisaorana

Noely fanavotana SLKM

Noely fanavotana SLKM

Alin'ny Noely

Alin'ny Noely

Jeso no mofon'aina

Jeso no mofon'aina

Пікірлер

  • @user-bc7km6ob4g
    @user-bc7km6ob4g10 күн бұрын

    Maman ❤😭

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy52802 ай бұрын

    Amen Amen Amen. Gloire à Toi Seigneur Jésus-Christ❤

  • @NandrianinaRakotomalala-jc6nj
    @NandrianinaRakotomalala-jc6nj2 ай бұрын

    😢

  • @HfhgGfg-bk9rn
    @HfhgGfg-bk9rn2 ай бұрын

    Misaotra jesosy malala 🙏🏻 😢

  • @francialopez2808
    @francialopez28082 ай бұрын

    Amen ❤🙏

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu39063 ай бұрын

    Hakiniko eo ampelatananao Tompo ny fiainako rehetra. Misaotra Jesoa Tompo ❤❤❤❤❤

  • @Taralila135
    @Taralila1353 ай бұрын

    Alléluia, Christ est ressuscité ❤

  • @zomampitamahenintsihoarana1461
    @zomampitamahenintsihoarana14615 ай бұрын

    MBA misy afaka mahafantatra ve tompoko hoe iza ilay vehivavy 1ère voix an Hobio izay?

  • @ranavalonarasoherina2240
    @ranavalonarasoherina22406 ай бұрын

    Tsara dia tsara ty hira ity saingy mila mi-supporter publicité isak'izay te hihaino azy. Ny hiram- pivavahana hafa anefa betsaka tonga de mande de mamembelona ny fanahy efa ketraka.

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison6 ай бұрын

    24/12/23 AMEN

  • @sittiarabbi6194
    @sittiarabbi61946 ай бұрын

    Aiza izay afoinao re Mba ho ahy Tomponao?😢😢😢😢

  • @sittiarabbi6194
    @sittiarabbi61946 ай бұрын

    😢😢😢Hira nampilatsaka ny ranomaso

  • @lyravel9689
    @lyravel96897 ай бұрын

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison8 ай бұрын

    AMEN 🙏💟🙏

  • @lyravel9689
    @lyravel96898 ай бұрын

    Les chants apaisent le cœur et ravive l'âme ❤

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p9 ай бұрын

    Misaotra anao ry Ray be indrafoa

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p9 ай бұрын

    Tsaroanay tokoa nay soa lehibe azonay ❤❤

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p9 ай бұрын

    ❤❤❤❤❤❤❤

  • @jullyratsimbazafy2467
    @jullyratsimbazafy246710 ай бұрын

    Misaotra Jesosy Fitiavana🙏🙏🙏🙏

  • @RakotohasimbolaAina-uk2pq
    @RakotohasimbolaAina-uk2pq10 ай бұрын

    Eny. Tsaroanay tokoa ny soabe noraisinay. Tsy tapaka avy taminao et Rainay be famindrampo.

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper822110 ай бұрын

    Hira tiako be sady mampahery zaho be fa mankasitraka feno Tompoko ❤❤❤❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie972211 ай бұрын

    🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @user-he2xj8ll6v
    @user-he2xj8ll6v11 ай бұрын

    Interpellant

  • @Taralila135
    @Taralila135 Жыл бұрын

    Misaotra Tompo Andriamanitra Andriananhary amin'ny soa rehetra azonay taminao 🙏

  • @angesabrinaralison5876
    @angesabrinaralison5876 Жыл бұрын

    Amen 🙏

  • @honoresylvainrandriamparany
    @honoresylvainrandriamparany Жыл бұрын

    ny foko noatolotro ho anao ry tompo o mba hanjakanao mandrakizay misaotra tompo tia anay o amen

  • @ezrajeanmichelearimalala
    @ezrajeanmichelearimalala Жыл бұрын

  • @tonamamy3435
    @tonamamy3435 Жыл бұрын

    Misaotra Ray ô Amen 🙏

  • @mitsimbinarazanamampionontsoa
    @mitsimbinarazanamampionontsoa Жыл бұрын

    "HO AMIN'IO TANY IO TOKOA NO HIZORAN'NY DIANAY" mankasitraka fa tsara be ilay hanaovanareo azy

  • @zoanyandriantsehenoarison562
    @zoanyandriantsehenoarison562 Жыл бұрын

    Raha mjery n'y lada Aho Dia hitako dia hitako nyfitantananao n'y diako koa Dia misaotra anao erampo .

  • @arorazafimahefa3297
    @arorazafimahefa3297 Жыл бұрын

    Amen

  • @veroniquerasolomananatena3079
    @veroniquerasolomananatena3079 Жыл бұрын

    Efa resy tokoa Zao ny fasana

  • @lefansderonaldo
    @lefansderonaldo Жыл бұрын

    Merci à Dieu et Jésus vraiment !!!!!!!! 😊🥰😍🤩🤩🤩🥰🥰🥰😍😍😍❤️❤️❤️❤️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️❣️❣️♥️♥️💖💖💖💖

  • @mariussolofomanana6635
    @mariussolofomanana6635 Жыл бұрын

    Misaotra tompo ny @ fitiavanao

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 Жыл бұрын

    Zay fitondrana avy aminao JESO malala dia ekeko avokoa, 🙏❤

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    🙏💟💟🙏

  • @techr9885
    @techr98852 жыл бұрын

    tena tsara tikoooooo

  • @finoanafanantenanafitiavan4244
    @finoanafanantenanafitiavan42442 жыл бұрын

    MANKASITRAKA ho a Andriamanitra irery ny voninahita

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    ❤️

  • @zoheryrazafindriantsoa5319
    @zoheryrazafindriantsoa53192 жыл бұрын

    Ity version ity no tiako kokoa ny feony.

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu39062 жыл бұрын

    Hampitomboy Tompo ô ny Finoko Anao, ny Fanahy Masina Hanazava ny lalako !

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu39062 жыл бұрын

    Atolotro Anao Tompo ny tenako hanompo sy hanaja Anao ! Amen

  • @heritianamaria7326
    @heritianamaria73262 жыл бұрын

    waoooooooooo

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82212 жыл бұрын

    Mangataka koa zaho ny hametrahanareo ilay hira hoe :O ry Jesosy mifaly ny foko !!azafady Tompoko! misaotra betsaka sahady!

  • @ranjaarinala1027
    @ranjaarinala10272 жыл бұрын

    kzread.info/dash/bejne/g6lqybGDgK2neqQ.html. Mirary soa indrindra tompoko.

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82212 жыл бұрын

    Tiako loatra sady mampahery zaho ! mankasitraka feno Tompoko fa mazava be ilay feo sy ny enregistrement !!homba anareo anie Jesosy mahery AMEN 🙏💖

  • @genevieverandriamananjara2096
    @genevieverandriamananjara20962 жыл бұрын

    Hianao Tompo no Mpamonjiko sy Aroko

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    Misaotra ry Fitiavana Tsy voafetra.

  • @vaonasolobernadetteflorenc7313
    @vaonasolobernadetteflorenc73132 жыл бұрын

    Amen

  • @andrearakotonandrianina5856
    @andrearakotonandrianina58562 жыл бұрын

    Isaky ny mitady ho kivy aho dia mihaino ity hira ity Mahazo fampaherezana avy hatrany.Misaotra anao Tompo o.

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy52802 жыл бұрын

    Mamelà ny heloko Tompo Masina ô. Mpanota tsy mendrika aho nefa zanakao asan'ny tananao ka aza avela ho very aho Ray Masina ô fa tariho hanaraka ny làlanao. Tafio ny herinao aho Tompoko sy Andriamanitro ô. Sasao amin'ny Rànao mahery ny rofiko sy ny aretiko rehetra dia hadio sy ho feno fahasalamana tanteraka ity zanakao Ray ô. Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo no anolorako izao vavaka izao. Misaotra Ray ô. Dera Laza ary Voninahitra ho anao irery ihany ety an-tany ka hatrany an-Danitra ary mandrakizay. Amen