Пікірлер

  • @nanjaranarimahefa1399
    @nanjaranarimahefa13997 ай бұрын

    🥹❤️

  • @andriamampianinafalihery6655
    @andriamampianinafalihery665511 ай бұрын

    indro Jesoa ,raiso ny tanako! misaotra Jesoa,mankasitraka ny mpihira

  • @heritianadavidelieandriama6940
    @heritianadavidelieandriama6940 Жыл бұрын

    Tsara tena tsara

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 Жыл бұрын

    🙏💟💟🙏

  • @mihantarakoto6545
    @mihantarakoto65452 жыл бұрын

    Amen

  • @ginotrabenandrasana4486
    @ginotrabenandrasana44863 жыл бұрын

    tsara sady mampahery ity hira tanora masina ity, merciii bcp

  • @mamyandrianirina4429
    @mamyandrianirina44293 жыл бұрын

    Zany ny hoe talenta nomen'Andriamanitra ka nentina nanome voninahitra azy mpanome. Tsara ary manome aim-panahy daholo ny hiranareo. Indrisy dia nandao antsika sahady kay zany io bandy manga feo be io. Efa nahavita ny fihazakazahanao tooa ianao. Jesosy anie hitsena anao eo amy vavahidin'ny lanitra ka hitondra anao ho any aminy. Mankasitraka ny mpamoron-kiranareo. Andriamanitra anie hampitombo ny fahasoavany ao anatinareo ahafahanareo mitombo ao amin'ny asa fanompoana ary any koa hitondra aim-panahy ho an'ny ondrin'Andriamanitra.

  • @odetterani989
    @odetterani9893 жыл бұрын

    Tena manohina ny fo , ary fon'olona maro tokoa ny hiranareo.Mankasitraka sy misaotra ilay Tompo Tsitoha nanome izany anareo. Ary misaotra anareo rehetra iany koa🙏🙏

  • @karimosolo3467
    @karimosolo34673 жыл бұрын

    1- Raha izay nokasaina hatrizay sy izay rehetra vita izay, no aposaka sy ho tantaraina dia mety ho kivy ianao. Mety hiverin-dalana tsy hanohy ka tsy hahatratra ilay tanjona dia ny eo anilan'ilay Ray. Misy tojom-pahoriana ka tonga dia mamoy fo, tsy mahalala fa ny fiainana efa nalamin'ny Tsitoha. Fa fitsapana mba hanefena ho mafy orina, ka hijoro hatoky Azy any aoriana any. Isan'andininy: Tsarovy fa izay miseho eo amin'ny fiainanao, dia lalana efa nomanin'i Jesosy ireny. Ekeo ny sitrapony, ny voninahiny dia ho hitanao ny fiainana rehefa ao aminy. 2- Ankino tanteraka aminy izao fiainanao izao fa Izy Irery no hampandresy ary hahatafita anao. Hazakazaka ny fiainana ka inona indray no andrasana, Jesosy miantso anao. Hianao malahelo io anie dia tsarovy tsara fa voasoratra Ka tadidio ny hevitra hitondrany anao, Hevitra hitondra fiadanana, sanatria tsy loza. Ka aza kivy ianao, Jesosy tsy mandao. Isan'andininy: Tsarovy fa izay miseho eo amin'ny fiainanao, dia lalana efa nomanin'i Jesosy ireny. Ekeo ny sitrapony, ny voninahiny dia ho hitanao ny fiainana rehefa ao aminy.

  • @odetterani989
    @odetterani9893 жыл бұрын

    Azafady tompoko inona ny lohantenin'ity hira ity, hirain' ny Tanora ihany koa ve? Mino aho fa tsara dia tsara iany koa an......

  • @ainarabenoro8790
    @ainarabenoro87903 жыл бұрын

    Mandria ampiadanana zao feo manga be zao

  • @mamyandrianirina4429
    @mamyandrianirina44293 жыл бұрын

    Vao haingana aho naheno hoe kay efa nantsoin'ny ray hody any aminy kay izy io. Mi-admirer ny feonao foana aho ralah refa miheno ity hira ity. Andriamanitra tokoa no manome ary izy koa no mandray. Matoky aho fa efa nahavita ny fihazakazakahanao ianao. Enga anie ireo namanao hanohy sy hahavita be amy asa fanompoana an-kira

  • @nirinaolisoaravolololoniai6588
    @nirinaolisoaravolololoniai65883 жыл бұрын

    Mandria am-piadana Mihaja RAKOTOARIMANANA, ilay manao solo.

  • @tigregeant5285
    @tigregeant52854 жыл бұрын

    Tiako sady misy lesona tsara , misaotra betsaka anareo

  • @melodiedah9130
    @melodiedah91303 жыл бұрын

    Tena tsara no misy lesona marina Misaotra nareo ny homba anareo

  • @gasifille
    @gasifille4 жыл бұрын

    TONON-KIRA Johin-dranomaso ve no asetrinao ny Tompo Hakiviana lava miampy sento sy toloko Raha ny fahoriana nentin'i Jesosy taminao Dia tsy ho zaka n'inona hatao Hazo fijaliana tsy mba manam-paharoa Nentin'Izy Tompo sy niafiany tokoa Koa ndeha atrakao ny loha, omeo ny entanao Fa Izy efa nanafaka anao Fiverenana: Indro Jesosy ô, mba raiso ny tanako Diovy ny foko ho lapanao tokoa (×2) Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana Maro zavatra sedraina raha lalana ombana Ny finoana ao anatinao no hazony sy hajao Mba hampiray ny Tompo aminao Izy no mitarika ny lalana mankany Sady nanamboatra toerana miadana hifaly Lova sarobidy izay nomeny ho anao Raiso Izy anio fa tsy hanenenanao Fiverenana

  • @mbotizandryelissah7444
    @mbotizandryelissah7444 Жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra tsara midera Tompontsika . Amen 😘

  • @angerajaonarivelo7234
    @angerajaonarivelo72344 жыл бұрын

    tsara!! an'AndriamanitraTrinité Masina irery ihany ny voninahitra , ny dera ny laza, izay azy hatramin'i taloha ,ankehitriny ka ho mandrakizay mandrakizay AMEN

  • @mioranirinaherindrainy9860
    @mioranirinaherindrainy98604 жыл бұрын

    ❤❤❤🙏🙏🙏

  • @aktarally8238
    @aktarally82384 жыл бұрын

    Mankasitraka, tena mapihetsi-po tokoa

  • @voahirananinaranivomanana8870
    @voahirananinaranivomanana88705 жыл бұрын

    Mankasitraka anareo rehetra mpihira. Ho mendrika anareo tokoa anie izany anaranareo izany. Mamporisika ny mpamoronkira hitrandraka hatrany ny talenta nomenn'Andriamanitra azy.

  • @newthink8848
    @newthink88485 жыл бұрын

    mafinaritra be ny hira manome hery tsara entinay miasa aty tany arabo fa mankasitraka ee

  • @nathymyah3615
    @nathymyah36155 жыл бұрын

    Kanto loatra ❤️😘😍💕

  • @jeanneramangasoavina248
    @jeanneramangasoavina2485 жыл бұрын

    Fiangaviana ty ry ZANAKO MASINA isany o : Mba somary ataovy karaoke misy tonony antsoratra dia mba afaka mihira miaraka aminareo zahay. Zao aho teto nanaraka ny vetsonareo androany hariva tontolo.... Ho ao amin'Jesosy mandrakariva anie ianareo manga feo reo.

  • @zoaniainajaona9777
    @zoaniainajaona97775 жыл бұрын

    Ny hitako mampiavaka ireto chorale ireto:ny feon-kira sy ny tononkira dia samy mahafinaritra ny sofina ny mihaino azy hany ka mora voaray sy mora tadidy

  • @sesr6490
    @sesr64905 жыл бұрын

    misaotra an'areo e.

  • @kantoliantsoarazanakolona6437
    @kantoliantsoarazanakolona64375 жыл бұрын

    Misaotra fa tena mampahery ahy manokana ity hira ity. Raiso tokoa Izy fa tsy hanenenanao :)

  • @soasorea8037
    @soasorea80375 жыл бұрын

    Aroo zay hira tiakow mankasitrak anreow fa mampitombo finoaka sad mosav ny alahel

  • @tahinafynatachia264
    @tahinafynatachia2646 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra ry tanora masina an ! mahefa be atrany @ asan"ny tompo fa tsy fona tsy akory ny fikelezanareo aina ao @ tompo , tena voray tsrara mintsy ny tononkira nareo

  • @selvireva8721
    @selvireva87216 жыл бұрын

    MISAOTRA ANAREO NANDEFA

  • @bluedana815
    @bluedana8156 жыл бұрын

    makasitraka reto aa tena tsara marina tokoa zany fa tsimaitsy mandalo fitsapana daolo rah mbl @,zao fiainana izao nef mbl ao lay jesoa kristy zay mpanafka sy mpanavotra

  • @vanessamaganda3160
    @vanessamaganda31606 жыл бұрын

    Mitombo talenta ry havana malala @tompo Jehovah anie hitahy anareo tsirairaivy

  • @eldakumari3694
    @eldakumari36946 жыл бұрын

    Mahafinaritra be dhl ny hiranareo .tohizo atrany n fanopoana an Tompo fa tsara IZY .

  • @rakotoarinivochristian585
    @rakotoarinivochristian5856 жыл бұрын

    J'aime bien

  • @ginahranjaniaina6482
    @ginahranjaniaina64826 жыл бұрын

    mankasitraka anareo fa tena mahafinaritra daholo ny hira! voninahitra ho an' Anandriamanitra

  • @tantelyr8092
    @tantelyr80926 жыл бұрын

    tiako loatra

  • @tantelyr8092
    @tantelyr80926 жыл бұрын

    tiako loatra

  • @tantelyr8092
    @tantelyr80926 жыл бұрын

    tiako loatra

  • @tantelyr8092
    @tantelyr80926 жыл бұрын

    tiako loatra

  • @rabehnambinintsoa8801
    @rabehnambinintsoa88016 жыл бұрын

    Tena tsara

  • @violettefanomezan7965
    @violettefanomezan79656 жыл бұрын

    Misaotra Jesosy fa tia anay Ianao . Amen

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby8396 жыл бұрын

    deraina mandrakizay Ianao RAY

  • @michelrazanajatovo860
    @michelrazanajatovo8607 жыл бұрын

    tonga de velona trara ny tenanay

  • @andribe2002
    @andribe20027 жыл бұрын

    6

  • @jean-michelgillot8768
    @jean-michelgillot87687 жыл бұрын

    C'est formidable le cœre

  • @michelrazanajatovo860
    @michelrazanajatovo8607 жыл бұрын

    mankasitraka anareo tompoko

  • @razafindrakotovola4967
    @razafindrakotovola49677 жыл бұрын

    Misaotra an'Andriamanitra ary mampahery anareo. Mahefa be amin'ny asa fitoriana an-kira.

  • @bebysaholybeby3021
    @bebysaholybeby30217 жыл бұрын

    Mitomboha amin ' ny fahasoavana .

  • @harintsoarazaiarihaja1987
    @harintsoarazaiarihaja19877 жыл бұрын

    tsara be !

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021
    @andriamasinorofitahiantsoa70217 жыл бұрын

    Hitako Ilay tonony, tsara Ilay clip. Merci !

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021
    @andriamasinorofitahiantsoa70218 жыл бұрын

    Merci ! Tohizo tsara dia mahefa be .

  • @volaniangavola7566
    @volaniangavola75668 жыл бұрын

    mahatsiar b ireo chorale nilaozako aho mihaino anareo eto misaotr betsk anareo f ten tsar ♡☆☆☆

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina6928 жыл бұрын

    tsara feo be le Monsieur misolomaso .

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina6928 жыл бұрын

    tsara be mankasitraka anareo tanora masina zahay aty France ,mitomboa talenta hatrany miaraka am Tompo eh.