Пікірлер

  • @HairTop-Tana101
    @HairTop-Tana10121 күн бұрын

    Good Job 💥

  • @user-di3db3pk2b
    @user-di3db3pk2b11 ай бұрын

    aiza ary ilay clip anty le nefa dia tena tsara

  • @AndryWzk
    @AndryWzk Жыл бұрын

    Amin'ilay tena tiako ty vazo iray ity. Respect Malm & Mafro 💪

  • @rakotoarivonytatamonirina7541
    @rakotoarivonytatamonirina7541 Жыл бұрын

    👍👍👍🔥🔥🇲🇬

  • @rinaandrianindrina9905
    @rinaandrianindrina9905 Жыл бұрын

    Ce style correspond mieux à l'artiste 🔥💪

  • @edmondfrancis2340
    @edmondfrancis2340 Жыл бұрын

    p̲r̲o̲m̲o̲s̲m̲ ❗

  • @celinaonja3301
    @celinaonja3301 Жыл бұрын

    Coup de cœur B🥰❤️❤️😘🇲🇬tsara trop

  • @bejaminabejamina5288
    @bejaminabejamina52882 жыл бұрын

    mlam tsara

  • @anjaharijaona5340
    @anjaharijaona53402 жыл бұрын

    ❣❣❣❣❣❣❣❣❣❣❣❣❣

  • @richardclaudio3670
    @richardclaudio36702 жыл бұрын

    Matiora freedom Mba hitako gasy mitondra feo originally zegny. Fa tsy kara ery sasany teo jamaican isanamdra nefa reo aminzo gasy be.

  • @jeanjacquesmahazoniaina8224
    @jeanjacquesmahazoniaina82242 жыл бұрын

    Sayda

  • @andriambololonirinasarobid3343
    @andriambololonirinasarobid33433 жыл бұрын

    Du feu 🔥

  • @ainaraobentsoa1504
    @ainaraobentsoa15044 жыл бұрын

    Asio nouveautés Martiora aloha fa tena efa ela zay

  • @MafroMARTIORA
    @MafroMARTIORA4 жыл бұрын

    LYRICS INTRO: OH YEH YEH... MAFRO LHIAJAH...MLMDM MUSIC AH...EO!! REFRAIN Mampadihy Jaloux...EHH Mailamailaka ianao mba Mandihiza alou...EHH Aza menatra fa Mankafiza alou...EHH Asio fandihy Zoulou asio fandihy zoulou INTERLUDE: EO..EO IHANY EO...EO...EO IHANY ...X2 COUPLET: OH YAH EH... mailamailaka enao Mama liza fa zay mampandihy Jaloux...EHHH OH YAH EH... Aza menatra ianao ry Ngiah ndrina fa zay mampandihy jaloux...EHHH ... NON!!! Jaloux nga tony fa zay manasa de tongasoa,fa ato tsisy magnadary samy afa-po,fa revy tsisy mana-vary fa le entona ankafizo alo aveo eto mankaty zareo fa mety mankafy zao'reo...ehhh REFRAIN... COUPLET: MALM: EH YAH BABY vakina fotsiny io zay tsy te-alala fa hita eo ny fikanio...zay mody mandihiza alo,fa tsy maintsy iakatr'eo jaloux ka calme ianao,aleo anivan'io tsy alany bobaka,aleo anivan'io mody mihembotremotra fa vizak'io...AYIHH INTERLUDE... COUPLET: MAFRO: fa le Tsain no tsiriritinla tsy ato faza mtsiriritra ny havako fa manimbazimba ny razako aza marikoriko fa Alako io man Alako io Man... Vao maheno anay dia malain-komana Alako io Man... Vao maheno anay dia malain-komana MALM: fa le jaloux ty mandihiza ianao lou atova YOH,taitra mpandalo aza menatra fa aleo hifangaro tsinjaka tsika mazaka maro ...X2 REFRAIN...X2 OH YAH EH... mailamailaka ianao Mama liza fa zay mampandihy Jaloux...EHHH OH YAH EH... Aza menatra ianao ry Ngiah ndrina fa zay mampandihy jaloux...EHHH outro...

  • @rwls4826
    @rwls48265 жыл бұрын

    Zah maka anlah ra Tox a💪