Worship Moment

Worship Moment

Fotoam-piderana sy fiankohofana manokana natokana hiderana an'Andriamanitra ao anatin'ny ora iray izay handraisana mpanakanto iray. Mahazoa haim-panahy dia ho tahiana manokana anie ianao

Пікірлер

  • @icoone4996
    @icoone49969 ай бұрын

    54:44

  • @rasjulie2849
    @rasjulie284910 ай бұрын

    Efa amataonany no niandrasako an ity... Zao vao itako. Mankasitraka be fa tena tsara be daholo.... Tahin'ny tompo

  • @tianaericandriambolasoa8555
    @tianaericandriambolasoa8555 Жыл бұрын

    Merci pour votre chanson les paroles me font pleurer merci du fond du cœur continué halleloia amen Jésus bisous bisous narreou halleloia 🙏

  • @rakotozafyhajaniainajosia1744
    @rakotozafyhajaniainajosia1744 Жыл бұрын

    In wa le zv noteneninao teo in e?mba te ahafantatra fotsin?teny ts fantatr l iz fa tena ts ao anaty diksionera mits!mankasitraka

  • @farjan5702
    @farjan5702 Жыл бұрын

    Halelloia halelloia amen amen

  • @nirinaorida8745
    @nirinaorida87452 жыл бұрын

    LEHIBE TOKOA NY TOMPO

  • @TheVoahary
    @TheVoahary2 жыл бұрын

    Mankasitraka fa tsara be foana hatramin'izay, afaka asiana karaoke na playback en ligne ve azafady?

  • @louisemarierabearinaivo5863
    @louisemarierabearinaivo58632 жыл бұрын

    Tiako💓, miteny be amiko ny tonony ny sy ny feon-kira, ny rija. Mankasitraka, tahian'ny Tompo

  • @faramalalaleroy5536
    @faramalalaleroy55362 жыл бұрын

    Allelouia mahereza ravavy e

  • @satryniaina1102
    @satryniaina11022 жыл бұрын

    Tsara be

  • @radomichelherimbolarandria5532
    @radomichelherimbolarandria55323 жыл бұрын

    MANKASITRAKA E

  • @fearoma106
    @fearoma1063 жыл бұрын

    Voninahitra ho an'Andriamanitra Fitiavana ! 🙏😇

  • @minoharimanga3787
    @minoharimanga37873 жыл бұрын

    Misaotra Tompo ô Lehibe tokoa ianao Tompo ô,Amen

  • @lantoranaivo3488
    @lantoranaivo34883 жыл бұрын

    Tena henoko be le fanatrehana :) tsy miova ny Tompo Aleloia

  • @jla7388
    @jla73883 жыл бұрын

    Miankohoka anatrehanao. Mankasitraka tanteraka Anao ny momba anay rehetra. Ry Tompo Lehibe Mpanjaka Andriamanitray mandrakizay. Heleloia Haleloia. Amen Amen 👏👏👏 Raiso ny haja sy dera ary voninahitra mandrakizay 🙇‍♀️🙏 Mitomboa fahasoavana akia Pepe Shine, zana-tsipìka-maherin'ny Tompo 👍

  • @dinavololonarakotovahiny5849
    @dinavololonarakotovahiny58493 жыл бұрын

    Tokony ijoro vavolombelona amin ny fiteny amn hira ary amn fitafiana isika tsy sanatria mitsara fa tiko loatr ny feonao fa izay rehetra momba anao anie d hotorak izany anie satria vavolombelon Kristy isika izay nandray azy .Tahin Jesosy ianao

  • @ravohange1997
    @ravohange19972 жыл бұрын

    Matthieu 12:33 ny voany no hamatarana ny hazo.

  • @tianaericandriambolasoa8555
    @tianaericandriambolasoa8555 Жыл бұрын

    Sara bée👏😁

  • @mamiejenny996
    @mamiejenny9963 жыл бұрын

    Haleloia f tsy tokony asina pub kosa l fiderana eny afovony eny e

  • @fjjffh4770
    @fjjffh47703 жыл бұрын

    Omar Ali ravavy malalako mitombo fahasoavana atrany ny Tompo anie hoba anao antrany ary apitombo ny fanomeza mpahasoavana nomeny anao Alléluiaaa