Tena oe tiako loatra ty hira ty. Tiako loatra ny Andriamanitro ❤
Jesosy ihany ka tsy hiala aminy 🎀🤎
Mankasitra an Anicet fa tena tsara be daholo ny hiranao. Miandry ny album manaraka fa tena mampahery tokoa ny hiranao
Amen
tsara be😍
mafinaritra be
16 décembre 2022 taigna namapahery zaho ity hira ty ♥️♥️❤️💕 isaoragna ny Amdriamanitra lehibe
Waouh j'aime bien cette chanson et la parole
Amen 🔥
❤❤❤❤
Amen 🙏❤️🙏 Misaotra Jesosy fa mampandresy anay hatrany Ianao ❤️❤️
Amen 🙏🙏🙏🙏
Fiderana tsisy karazegny! Allelouia ! Jesosy ny antsika hatramin'ny fariny!
💞💞💞💞💞♥️♥️♥️♥️Amen 💞🙏💞
Merci Anicet,kanto loatra ny hiranao dia mirary anao hahefa be hatrany @ fitoriana ankira izay htaonao,mankasitraka tompoko o!
🙏🙏🙏❤️
Tena mahay oah Jesosy misaotra
No
Tsara be ny hira io misaotra aminy fampaherezana deraina jesosy amennnnnnnn
TsaraB, mankasitraka
Mafinaritre be mihintsy ny hiranareo, faly izahay na aty france aza mahita anareo
VANGOA maré rahalahy
Tsara be, deraina Jehovah
Merci
Amazing voice
Tsara Loatra
Mahay oa Jsosy!
mitondra aimpanahy be ilay hira. Misaotra,
Tena Manankarena aho @ alalan'Ilay Andriamanitro , VONINAHITRA HO AZY IRERY IHANY
Taf nandih ek zh ai . Zay rah nilamign ai 😍😍
Tiko b lay hira; voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany Amen
Mankasitraka ny mihira sy ny Mpamorina fa mampieritreritra Tokoa @zao fotoana mahaizy izao! Isaorana ianareo orana soa!
Fotoana mahamay izao
Dila tiako ai na ny feo na ny gadona na ny parole fa mankasitraka feno homba anareo hatrany anie Jesosy mahery!
JESOSY Ô, MISAOTRA FA TSY DISO LÀLANA TOKOA AHO RAHA NISAFIDY ANAO AMEN
Ampafantaro ahy Jesoa o! fa mahantra nfanahiko.
Tiako ai 😍🙏
tena tsara le hira sady mampatonga saina be,tsara andriamanitra
Jesosyooo avia ato anatiko anw
amen! courage fa valimbavaka efa hoavy🙏😍😘
😂😂😂AZA ela JESOSY fa miandry anao izahay ontsa ny FOKO mihaino sy mahita ity HIRA ity😂
Amen Amen aleloia Mankasitraka indrindra e TSARA ny MIDERA ny TOMPO
Voninahitra anie hoan driamanitra irery ihan Amen 🙏
AOKA HO FANTATRO FA OLON-KANDALO AHO, HANDEHANAKO MAHITSY EO AMINAO
Mankasitraka ny Mpihira Mahafinaritra e Tompo tsy miala aminao mandrakizay aho Sambatra aho miaraka Aminao
Tsareh
Tena nahery be mhtsy ao nieno ny hiranareo aty tany lavitra aty
Marina bée. Merci eeeehhhhh
J' aime sa voi moi
Пікірлер