Tena tsara hira Fanasina fa dommage tsy misy youtube😢
@insidepeacerelaxation38947 ай бұрын
Handresy aho💪💪💪
@ricomichaelrm66847 ай бұрын
afaka mahazo version original an'io hira io ve fa mba misy mitady azafady?
@nalisoafrancis482310 ай бұрын
Tsara be! Tiako loatra😍😍😍
@etiennerafanomezantsoa63211 ай бұрын
mba mangataka anio hira io aho raha misy mp3 ao aminao!!! ilay izy hira mihitsy raha mety( tsy karaoke) misaotra tompoko!!!!
@tahianalalaina834 Жыл бұрын
Fifohazana70, Ry Fanahy Masina ao ambony 1 Ry Fanahy Masina ao ambony Irak'i Jesosy Tompo, Izahay aty dia mila vonjy, Hafanao, hatanjaho! Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina Hanafana, hampahery Fa ny fo lazolazoam-pahotana O! vonjeo, sao very 2 Ry Fanahy Masin-janahary, Hazavao re ny sainay, He! ny fonay osa, sy marary Mba sitrano handresenay. 3 O! ry afo Masin'i Jesosy 'Zay irin'ny firenena, lasanao koa re 'ty Nosy, Mba handray ny famonjena
Пікірлер
💓💓
😇😇😇
Tena tsara hira Fanasina fa dommage tsy misy youtube😢
Handresy aho💪💪💪
afaka mahazo version original an'io hira io ve fa mba misy mitady azafady?
Tsara be! Tiako loatra😍😍😍
mba mangataka anio hira io aho raha misy mp3 ao aminao!!! ilay izy hira mihitsy raha mety( tsy karaoke) misaotra tompoko!!!!
Fifohazana70, Ry Fanahy Masina ao ambony 1 Ry Fanahy Masina ao ambony Irak'i Jesosy Tompo, Izahay aty dia mila vonjy, Hafanao, hatanjaho! Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina Hanafana, hampahery Fa ny fo lazolazoam-pahotana O! vonjeo, sao very 2 Ry Fanahy Masin-janahary, Hazavao re ny sainay, He! ny fonay osa, sy marary Mba sitrano handresenay. 3 O! ry afo Masin'i Jesosy 'Zay irin'ny firenena, lasanao koa re 'ty Nosy, Mba handray ny famonjena
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥💔💔💔💔💔💔💔👍👍👍👍👍
Mahay ary mahagaga ny Andriamanitra 🔥❤️
Mahafinaritra frera a!
Mahafinaritra zareo a! Deraina Jesosy! Hadinon'ny ankizy ankehitriny ny hira taloha. Velombelomy iany! hihihi
Amen ,makasitraka
Fiadanana anie ho anao sy ny ankohonanao izay mihira sy mampahery, Jesosy Tompo hamoky fahasoavana sy hampitombo ny talenta. Gpe Salamo.
Misy version ve ?
Vojeo sao very JESOSY O
Tena ampihainoana zao Mankasitraka LOATRA
Ry fanahy marina o midina zao
Mankasitra eeeee,tahiny JESOSY e.voninahitra ho azy irery.
Tena tsara be io hira io
Hoan'i Jesosy ny voninajitra
🙌🏼
instagram.com/p/CRZMMRrp-Uh/?
AMEN 🙏
Gloire à Jésus. Bon courage les filles . Que Dieu vous benisse
tsara be e,mba angataka hira talo be aminao za ra mety hira an'i fanasina raha mety de tahin'I Tompo
Mankasitraka eeee
Mbola mino aho
Hafa ihany ny fiderana Pentekotista (y)