Пікірлер

  • @nyhasinaadolphesuzel6701
    @nyhasinaadolphesuzel67013 ай бұрын

    ilay fivavahana kristianina ity izany dia tsy nanaiky mihitsy ary izy nidirany dia potika daholo ankehitriny izay firenena nasaina niala t@ ireo finonany ka hanompo ny an'ny vazaha. Potika ny firenena ankehitriny dia mbola tsy misy tonga saina. Hanjanaka sy hanandevo ve izy dia hampiditra zavatra tsara ho antsika?

  • @maromanekchand8870
    @maromanekchand88704 ай бұрын

    Nanomboka teto isika no nihinan’emaniny aby jusque @ zao. Firenena voahozona

  • @yolanderatsimbazafy3846
    @yolanderatsimbazafy38467 ай бұрын

    S’il savait

  • @lembagnol5882
    @lembagnol58827 ай бұрын

    RIP Richard RATSIMANDRAVA

  • @user-di4bp9vd7e
    @user-di4bp9vd7e8 ай бұрын

    Mino ve ianareo fa betsaka ny lainga sy fitaka @ tantarampirenena toy ireny satria zavatra niforonina no tena ampianarina ny olona ?

  • @manankasy
    @manankasy8 ай бұрын

    Ankehitriny mbola mikonikony ny handentika ny firenentsika ireo izay nampijaly fahizay. Aoka izay. Tsy misy vanona ny ao amin'ny zandary. Kanosa avokoa ny miaramila. Ny vahoaka anefa efa vonona.

  • @EDDA-Rve
    @EDDA-Rve9 ай бұрын

    Il a était éliminé satria tsy anaraka directives frantsay ennemis numéro 1 donc faut le stoppé net frantsy ne souhaite pas le développement de Madagascar Satria tindreo atao garde manger tongava saina

  • @claudemontalbano3381
    @claudemontalbano3381 Жыл бұрын

    Le feu il y a 500000 ans! Tiens je croyais que selon nos chers écolos c'était un nouveau phénomène qui venait d'apparaître en Grèce avec le réchauffement climatique!

  • @nikkoigawa8057
    @nikkoigawa8057 Жыл бұрын

    C'était trop facile au démarrage. Après tout se referme en plein visage.les bonnes paroles furent marchés mais après : les massacres tous azimuts 😢😮😮😮

  • @germainflorent4365
    @germainflorent4365 Жыл бұрын

    Apostoly 12 zany ?

  • @ikotozafy
    @ikotozafy Жыл бұрын

    tsy maintsy miverina ny famarinana izay hiharina i Madagasikara

  • @harverakotoarisoa2067
    @harverakotoarisoa2067 Жыл бұрын

    Misaotra nizara TOMPOKO

  • @r.randria.3744
    @r.randria.37442 жыл бұрын

    Révolution socialiste é, Révolution orange indray é. Ny niafarany dia bokan'ny Révolutions i Madagasikara. Mampalahelo!

  • @paradoxsystem6955
    @paradoxsystem69552 жыл бұрын

    nanomboka teo dia potika tanteraka ilay firenena.

  • @murieldubois6240
    @murieldubois62402 жыл бұрын

    Bel édifice vu de l'extérieur en 2019 lors de ma visite. Dommage qu'il ait été ravagé par les flammes j'aurais bien aimé le visiter. Espérons qu'il sera reconstruit.

  • @akonfan3599
    @akonfan35992 жыл бұрын

    Maty ratsiraka lui mme il dit sa !

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin13462 жыл бұрын

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @iaryrajaonaharisoa859
    @iaryrajaonaharisoa8592 жыл бұрын

    Ranavalona n'avait rien au départ contre la religion . Comme le pasteur LMS Ellis avait peur d'être dépassé par les catholiques une autre religion introduite ; il a dit à la reine que les catholiques vont s'emparer du pouvoir derrière la religion. C'est la cause de la colère de Ranavalona . Car les LMS ont prospéré , ( éducation, , hôpital etc ...)Les étrangers ont été expulsés y compris Jean Laborde avant la persécution des chrétiens malgache s.Ce n'est pas que Ranavalona n'a pas exécuté les chrétiens étrangers comme ce qui a été évoqué dans l'émission, parce qu'ils n'étaient pas là. (Ils étaient tous expulsés) Seul son médecin , le seul européen présent sur l'île pendant la persécution . Ce n'est qu'après sa mort que les européens sont de retour ainsi que Jean Laborde

  • @brunlybenjamianarakotoaris4389
    @brunlybenjamianarakotoaris43893 жыл бұрын

    Mankasitraka andriamatoa ANDRIANTSOA Robert amin'ny fizaranao sy fampahafantaranao anay taranaka aty aoriana ny tantaram-pirenen-tsika Malagasy

  • @symonettefanjanarivo8305
    @symonettefanjanarivo83053 жыл бұрын

    Misaotra @ fifampizarana fa anisan'ny tantara ireny na inona na inona famakiana azy !

  • @jeanramambason9588
    @jeanramambason95883 жыл бұрын

    I wonder how different would be the path Madagasikara would have taken with 20 years of RATSIMANDRAVA administration ?

  • @haryhary6633
    @haryhary66333 жыл бұрын

    Tena ambany be mihintsy ny niveau intellectuel ny zoky malagasy reheto .Misy eto niteny hoe ratsiraka intellectuel .Mampiomehy mihintsy izany .Angamba io satria be dia be ny zoky malagasy tsy nandia fianarana dia averiny zareo fa intellectuel i ratsiraka. Mampalahelo.

  • @asalcatraz2334
    @asalcatraz23343 жыл бұрын

    Intellectuel Amiral Didier Ratsiraka Ary ts azo lavina izany . Le toe tsainao ratsy be , teneninao fa TS mahay n'y olona refa ts mitovy hevitra aminao

  • @coolman3322
    @coolman33223 жыл бұрын

    jusqu'au aujourd'hui il tellement fort en idéologie malgache et le top

  • @carinnasam6531
    @carinnasam65313 жыл бұрын

    Informez vous Madame Hary

  • @carinnasam6531
    @carinnasam65313 жыл бұрын

    Car c est un intello sinon il serai pas Amiral

  • @gasimafonja1
    @gasimafonja1 Жыл бұрын

    @@carinnasam6531 capitaine de frégate tsy amiral avao

  • @ismaelharentsoa9930
    @ismaelharentsoa99303 жыл бұрын

    Raha nisy ny filoha natsilo saina indrindra nandritran'ny fitondrana nifandimby dia izy.

  • @gasimafonja1
    @gasimafonja1 Жыл бұрын

    Taty amin'ny 3ème république izy vao nisy vokatra... noheverina ho natsilo saina izy fa saingy diso safidy no sady variana nampanjaka ny "causes côtières"...

  • @mrevsi3776
    @mrevsi37763 жыл бұрын

    Maka lagy be ingahy Gille Andriamahazo,, jereo tsara ilay video eo @fanoloram-pahefana

  • @rasoanantenaina3588
    @rasoanantenaina35883 жыл бұрын

    Ankehitriny mbola mihoronkoditra zah nihaino an' ty 😢

  • @sedsonrakotolalainarimiham1827
    @sedsonrakotolalainarimiham18273 жыл бұрын

    mafinaritra ny mahita ny tantaran'ny malagasy soa mba misy afaka milaza na mitantara ny mombamomban'ny groupe T T S izany ;fa toa tsy mba henonay taranaka aty aoriana mihintsy misaotra betsaka

  • @nikkoigawa8057
    @nikkoigawa80573 жыл бұрын

    les commentaires :il manquait la sonorisation. À refaire la présentation de ce documentaire MERCI.

  • @stephanetiana4834
    @stephanetiana48343 жыл бұрын

    Mba tiako ho fantatra hoe avy aiza ny sarimihetsika sy oronan-tsary taloha hitao ato amin'ity video ity

  • @sabinerazafi1644
    @sabinerazafi16443 жыл бұрын

    Ilain'ny taranaka foana ny mahafantatra ny tantaran'ny fireneny, misaotra e!!!

  • @mihaminahenintsoaandrianav6149
    @mihaminahenintsoaandrianav61493 жыл бұрын

    Otran misy diso ilay mpitantara Dimanche 28 Avril 1958 nefa io andro io alatsinainy.D Charles de Gaulles premier président de la 5è république fa tsy 3è

  • @joachimrafidinarivo2342
    @joachimrafidinarivo23423 жыл бұрын

    Latimer Rangers mirediredy hoe Gilles Andriamahazo hono no namono ny filoha Colonel Ratsimandrava. Mampiomehy

  • @blibla8607
    @blibla86073 жыл бұрын

    Tsy niteny izy hoe Gilles Andriamahazo no namono azy. Fa tenina mpanoratra nanao fikarohana anaty boky no naverin, mpanoratra izay nanondro any Gilles Andriamahazo

  • @vaovaondraha
    @vaovaondraha4 ай бұрын

    TSY MISY nandiso ko NEFA INY raison sdre iny

  • @patrice7217
    @patrice72174 жыл бұрын

    Depuis la misère , pourquoi ? Et bien c'est comme l'Afrique incapable de gérer c'est tout le plus malin se goinfre on connaît ca Haïti , Cap vert et j'en passe tellement naïf ces peuples , leur dirigeants en profitent ,.

  • @zanakamadagasikara4778
    @zanakamadagasikara47783 жыл бұрын

    C'est ton père la misère on préfère vivre libre plutôt que d'être soumis au vazaha

  • @arfortsunab7276
    @arfortsunab72762 жыл бұрын

    @@zanakamadagasikara4778 bien dit

  • @cloudvlm
    @cloudvlm11 ай бұрын

    ​@@zanakamadagasikara4778pourtant on n'est toujours pas libre, on est encore sous influence française avec même un président français, la bonne blague ! le gouvernement de Tsiranana était sans doutes le plus prospère malgré que Tsiranana ait été placé par les français

  • @hajaraza6126
    @hajaraza61264 жыл бұрын

    Masoandro milentika mbola atoandro R I P Mon Colonel rava ny Fanatenana

  • @acharaz6926
    @acharaz69264 жыл бұрын

    Mankasitraka. Ho lovain'ny taranaka mifandimby Misaotra e !

  • @olgasaab5293
    @olgasaab52933 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra tompoko

  • @dinadina-wj5uj
    @dinadina-wj5uj4 жыл бұрын

    izay olona nandoro ny Rova sy ireo naka ny fananan mpanjaka dia voahozona hatr@ ny taranany !!!! misaotra t@ tantara

  • @ralaiarivonyrodolphe1593
    @ralaiarivonyrodolphe15934 жыл бұрын

    misaotra e

  • @sylvainjulien2779
    @sylvainjulien27794 жыл бұрын

    Merci d'avoir realisé ce video tres instructif sur l'histoire du Rova. J'ai beaucoup apprécié et espere que ce monument historique et culturel sera renové et mis en fonction à nouveau un jour.

  • @hantasauerer1987
    @hantasauerer19874 жыл бұрын

    😢😢ny vakoka sy ny TANTARAMPIRENENA.Lasa lavenona ..Misaotra nizara.

  • @edmeedenis3590
    @edmeedenis35904 жыл бұрын

    Enga anie ka Andriamanitra ambony hiaro sy itahy fanahy ny razambentsika malagasy sy tantara feno voninahitry Gasikara Amen

  • @gobinnahdevie9014
    @gobinnahdevie90144 жыл бұрын

    Misaotra fa mazava tsara

  • @ravalymicka7425
    @ravalymicka74254 жыл бұрын

    mankasitraka indrindra tompoko

  • @-eiw-7487
    @-eiw-74874 жыл бұрын

    Sa dake

  • @-eiw-7487
    @-eiw-74874 жыл бұрын

    Fake

  • @christiantsiresimana194
    @christiantsiresimana1944 жыл бұрын

    Misaotra anao fa saingy mila fanamarinana tsara aloha

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet80304 жыл бұрын

    Tsy dia marina loatra io histoire tantara lazainao io.satria misy atao hoe commerçe triangulaire..miady vazah mampiditra andevony sy maka vahoaka ankery ato madagascar ataony sesitany ataony andevo..Ary afrique anaty afrique madagascar dia tsy andevo izy..fa ny foko avy mexique bolivie perou argentine ary misy koa avy aty asie sinoa thailande japon balie inde notaterina forçer niditra tato madagascar

  • @hajaraza6126
    @hajaraza61264 жыл бұрын

    Paradisiaque Madagascar Sady tsimiankindoha Izany ny nofy .tena tsaho tokoa latsabato no natao ireo fa tsy fifidianana

  • @andrerabesandratana8875
    @andrerabesandratana88754 жыл бұрын

    TENA OLOMANGA INY AN IZA NO MBA HAHASOLO AZY?

  • @rasoanantenaina3588
    @rasoanantenaina35883 жыл бұрын

    Tsy misy mahsolo azy.

  • @malagasy2619
    @malagasy26194 жыл бұрын

    Vazaha namono président n'y atsika

  • @marioncheban8014
    @marioncheban80145 жыл бұрын

    qui a tue JUMBO il faut etre sérieux des motards qui vont abattre un tireur d élite qui a été bien placé à qui ils vont faire croire cela

  • @jeanmarcbaker4330
    @jeanmarcbaker43305 жыл бұрын

    Merci pour ces archives (y)

  • @ulrichonoelysi5986
    @ulrichonoelysi59865 жыл бұрын

    Zay lay paradisa socialiste eh