Toritenin'ny pasteur Mailhol

Toritenin'ny pasteur Mailhol

Hanarahanao ireo toritenin'ny pasteur Mailhol rehetra, izay efa vonona ka azonao arahina amin'ny alalan'ny tambazotran-tserasera

Пікірлер

  • @mahefarakotonirina3702
    @mahefarakotonirina370214 күн бұрын

    Alefa fôna papa ah. Kely sisa dia VITA AAAAH...

  • @VALERIETAFITASOA
    @VALERIETAFITASOA2 ай бұрын

    misaotra betsak e,tahiny tompo dahol

  • @cazalsolo
    @cazalsolo4 ай бұрын

    Ahoana ity toriteny dec 2024 nefa mbola Vao fevrier zao 😅

  • @tvplusmada5566
    @tvplusmada55664 ай бұрын

    Hafahafa na firesaka aza,

  • @telegrandbenoit5578
    @telegrandbenoit55786 ай бұрын

    ✝️ APOKALYPSY☪️ ✝️ ☪️ 🕎 ✝️

  • @rakarandohagolgotha336
    @rakarandohagolgotha3367 ай бұрын

    Misaotra ny Nahary!

  • @bertillepalmier
    @bertillepalmier7 ай бұрын

    BONJOUR MADAGASCAR UN BONJOUR DE PARIS DOMMAGE QUE VOUS N'AYEZ PAS UN TRADUCTEUR FRANCAIS CELA NOUS RENDRAIT SERVICE DE MIEUX COMPRENDRE LA TRADUCTION FRANCAISE

  • @tojoniaina4039
    @tojoniaina40398 ай бұрын

    AMEN

  • @MarcellineKilindo-gy1ek
    @MarcellineKilindo-gy1ek8 ай бұрын

  • @bodoaverygrace8677
    @bodoaverygrace86779 ай бұрын

    Mankasitraka d kopatanana avy aty New York oooo

  • @user-my2tz7rl8t
    @user-my2tz7rl8t9 ай бұрын

    Mankasitraka

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie97229 ай бұрын

    Amen ❤❤❤

  • @tojoniaina4039
    @tojoniaina403910 ай бұрын

    Misaotra fa mazava ny hafatra

  • @tojoniaina4039
    @tojoniaina403910 ай бұрын

    ry Jesosy Zanak'i Davida oh, Mamindra fo aminay

  • @rakarandohagolgotha336
    @rakarandohagolgotha336 Жыл бұрын

    Sabatr'i Jéhovah!Tsy haiko na ity findaiko no tsisy feo sa efa avy any ifotony.

  • @MarcellineKilindo-gy1ek
    @MarcellineKilindo-gy1ek Жыл бұрын

    Akaiky anao ny lapampirenena misy ny prezidan pastera😂😂😂 Enga anie ...

  • @MarcellineKilindo-gy1ek
    @MarcellineKilindo-gy1ek Жыл бұрын

  • @bird7309
    @bird7309 Жыл бұрын

    isaia 57:15

  • @tojoniaina4039
    @tojoniaina4039 Жыл бұрын

    ao tsara Pasteur ah

  • @tojoniaina4039
    @tojoniaina4039 Жыл бұрын

    ao tsara

  • @user-yr5hi5uu9b
    @user-yr5hi5uu9b Жыл бұрын

    MBA matahora re am fampiasana olona am fivavahana. Fa tsy paminany anal Malhol!

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy5133 Жыл бұрын

    Misaina amin'ny vody

  • @bird7309
    @bird7309 Жыл бұрын

    genese 28:20-22 jakoba manao 1/10 genese 25:29-34 Esao namidy ny fizokina taminy jakoba genese 29: 20-25

  • @barthelemyrabarinarivo5510
    @barthelemyrabarinarivo5510 Жыл бұрын

    Sbj d sanatria ts ho Tonga any kanana v enao pst?🤔🙏

  • @alfredrabemananjara2842
    @alfredrabemananjara2842 Жыл бұрын

    👏

  • @user-yr5hi5uu9b
    @user-yr5hi5uu9b Жыл бұрын

    MBA hazavao agnamiko moa:Magnina it pasteur ty afaka mitety andafy, ex: t agny Jerusalem, nefa I Tsara tsara koa pitory nefa na Mcar manontolo aza tsu votetiny.Agnamiko mila mandinika fa misy very NY maizigna io. Zao fotsiny'TSY MISY AFAKA am FITSARA NYAMBONU'

  • @bird7309
    @bird7309 Жыл бұрын

    gen 22:9-13 exemple olona mataotran'y Andriamanitra

  • @bird7309
    @bird7309 Жыл бұрын

    malakia 3:16 boky fatadidina fatsiarovana

  • @user-yr5hi5uu9b
    @user-yr5hi5uu9b Жыл бұрын

    Hazavao agnamiko:Samy mitory NY baiboly Malhol sy Tsara tsara. India mahasamihafa azy raha ty pasteur ty afaka mande2 mitory andafy fa Tsara tsara ao Mcar ihany! Mapieritreritra an!

  • @user-yr5hi5uu9b
    @user-yr5hi5uu9b Жыл бұрын

    Mahagaga ahy fa ilana ve NY fisehoana am torana reto, handresena lahatrs NY olona mamany NY tatarany baiboly.fataro fa ty baiboly ty anie tsy originale fa efa nadika ind-5. Mieritrereta am reto milaza pitory reto an

  • @meryraveloarisoa8152
    @meryraveloarisoa8152 Жыл бұрын

    Mankasitraka Pasteur fa voaray ny hafatra

  • @tojoniaina4039
    @tojoniaina4039 Жыл бұрын

    Tsara b

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 Жыл бұрын

    Désolée mais les juifs ne fonctionnent plus avec les dîmes depuis la disparition du temple , juste par les offrandes… arrête de mentir.. si vous ne savez rien taisez vous …

  • @lantou974
    @lantou974 Жыл бұрын

    Lol

  • @avanagna
    @avanagna2 жыл бұрын

    Sabatry Jehovah ee, mba mangataka video taminy 01.01.2022 azafady

  • @saminaoumar6410
    @saminaoumar64102 жыл бұрын

    Eh tena tsara n'y . Tompo mahereza fa momba antsika . Jéhovah amen . Aleloia