Indro atolotra antsika ny version vaovao, efa nofenoina ilay tonony banga any amin'ny farany.Isaorana ny Chorale Kerobima Morondava nanavao azy, sady tompon'ny hira.
mahafinaritra be, iza re mba manana ny Instrument an'io hira io fa hadikako amin'ny fiteny Slovèn
Izaho mino Tanteraka anao Jesoa ❤
Efa feno amizay zany ity azo atao tsara any ampiagonana makasitra be o
misaotra eee tena ahatsiarovako anareo ao Morondava ....
Merci Seigneur !
@nay agny Zay!❤❤❤
Mamelombelona finoana tsara ilay hira, misotra betsaka
Izaho mino❤
Misaotra ny amin'ny famenoana sy ny fizarana. De hiasa ao aminareo hatrany ny fahasoavan'Andriamanitra hamokaranareo bebe kokoa. Isaorana Andriamanitra🙏💟!
🙏💟💟🙏
Misaotra betsaka Tompoko
soa zao lahy ts habokay gny talenta
Salut Je vais m'abboné car j'aime bien
❤❤❤ misotra eee !!
❤❤
Soa eeeee 🙏🙏
❤❤❤
🥰😍💕
🥰🥰❤️🙏🙏✨️
Пікірлер: 19