VAVAKA FANAHY MASINA

Музыка

✍️ Ny fiainana maha Kristianina mihintsy no mila Anao Fanahy Masina satria na eo aza ny Faniriana, hetaheta hivavaka sy hanao ny sitrapon'Andriamanitra 🔥 dia tsy vitan'ny herin'ny tena, vola, fahaizana fa mila Anao aho
🕊️Afaka mahafoy 1mn ve ianao hiantsona Azy🔥🔥
🕊️Aza adino mi mizara sy mi s'abonne 🔔 amin'ny Pejitsika
💟🙏Zarazarao fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞
#MkM #prière_pour_to #chretien #pourtoi #saintesprit

Пікірлер

    Келесі