VAVAKA FANAFAHANA AMIN'NY FAMOSAVIANA

Музыка

🛐Raha tsapanao fa nisy namosavy ianao na misy mikendry ny hamotika
🛐Avereno miaraka amiko izao vavaka izao fa ho Voaharo ianao ary tsisy afaka mahazo anao izany
✍️Ambarako fa voaharo aho, tsy manakery amiko ny ody, n'iza n'iza manfika ny fiainako dia tsy mahomby amin'ny Anaran'i Jesosy
A🛐za adino mi s'abonne 🔔sy mizara fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞
#mkm #pourtoi #foi #chretien #prière #délivrance

Пікірлер: 2

  • @user-ew3ix1dv8c
    @user-ew3ix1dv8cАй бұрын

    Ambarako fa voaharo aho, tsy manakery amiko ny ody, n'iza n'iza manfika ny fiainako dia tsy mahomby amin'ny Anaran'i Jesosy. Amen 💞🙏💞

  • @user-tv2qy8bh4o
    @user-tv2qy8bh4oАй бұрын

    Ambarako fa voaharo aho, tsy manakery amiko ny ody, n'iza n'iza manfika ny fiainako dia tsy mahomby amin'ny Anaran'i Jesosy. Amen 💞🙏💞

Келесі