TWOKII - Ahy irery [Clip Officiel]

Музыка

Twokii - Ahy irery [Clip Officiel 2022]
Abonnés vous à la chaîne Officielle de Twokii : / twokiiofficiel
Prod by : ZEDD
Réalisateur : Mbolatiana Rakotoarivony
Regarder Diso Tiako : • TWOKII - Diso Tiako [C...
Retrouvez Twokii Sur :
Facebook : / twokiiofficiel
Instagram : / twokii_officiel
Twitter : / twokiiofficiel
Tiktok : / twokiiofficiel
Tous droits réservés © Copyright 2022

Пікірлер: 51

  • @MohamedAli07
    @MohamedAli07 Жыл бұрын

    Paroles : Twokii - Ahy irery ❤️💙💚 1clp : Olon~tsotra enao iny ! tsy diso safidy aho fa tiko mihitsy ary izany tsy hosoloiko na rahoviana ! fa ho kolokoloiko hatrany ! Mandrakizay , ny faniriko Tsy ho rava ny anay, fa Ialahy aloha mangina F'efa anao aho neny , enao ahy irery avelao izaho iteny ! o baby e... Fa tiko enao malala ka tsy avelako , na iza no mitady handrava (x2) Ref : Tazomiko ahy irery Tazomiko ahy irery Tazomiko ahy irery enao Tazomiko ahy irery 2cpl : Tsy amelako enao ,tsy asiko ambiny fa Tazomiko ahy irery Efa aiko fa enao tsy mila tambiny , Fitiavana tsy antery Satria ny antsika efa masaka , ka ny ambiny mahaiza mionona Izaho ve no nahandro , nahamasaka koa ny sasany no hamantam~bonona ? Sanatria , izao tsy miditra amin'izany Sanatria raha zaho no handeha hianiany Sanatria mandeha tonga dia miala tany F'efa aiko ,efa itako ny lalana makany Fa aiko Ialahy te hanitsoka nefa ny fony efa lasan 'i Ratwokii , Raha Izaho Ialahy tonga dia mipitsika fa izy efa ela no nahatoky Tsy fatany matsy f'efa laniko tsianjery ny mombamoba azy iny .. Efa nomeko izay zavatra ilainy ka mbay e! mbay e! Izaho koa mahatoky ,F'Izaho irery ihany no mba anazy iny Fitiavana be tena tsisy analana ny anay Ref : Tazomiko ahy irery Tazomiko ahy irery Tazomiko ahy irery enao Tazomiko ahy irery Fa tiko enao malala ka tsy avelako , na iza no mitady handrava (x2)

  • @user-tu2ox8hz5g
    @user-tu2ox8hz5g2 ай бұрын

    ❤❤❤tsara be

  • @haingorandriamiarambola1487
    @haingorandriamiarambola1487 Жыл бұрын

    merci antsoooo😜🤪

  • @lovaniainarajerison7931
    @lovaniainarajerison7931 Жыл бұрын

    kiass bro tohizo foana ❤❤❤

  • @LounaAndriamandroso-ex1pi
    @LounaAndriamandroso-ex1pi10 ай бұрын

    ❤❤❤❤tsra loatra

  • @odelyfredericbaude3158
    @odelyfredericbaude3158 Жыл бұрын

    Tazomiko ana... Fa tiko...

  • @andrianarisoatokimalalaraj5739
    @andrianarisoatokimalalaraj5739 Жыл бұрын

    Ao tsara Twokii

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Misaotra e

  • @ergerfabiennerakotomalala2630
    @ergerfabiennerakotomalala2630 Жыл бұрын

    Au moins j ai écouté 30 fois déjà 😍😍😍😍❤❤❤❤❤

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    🥰❤️

  • @henitsoarakotoniaina7111
    @henitsoarakotoniaina7111 Жыл бұрын

    Tsara be le hira ❤️ tohizo fona lesy aah

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Mercii

  • @jeremieandrianaivo8270
    @jeremieandrianaivo8270 Жыл бұрын

    Tsara be Bro 👌🤞

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Merci mon gars 💪🏼

  • @rtfitsinjo0027
    @rtfitsinjo0027 Жыл бұрын

    Mlay kola le nataon' bomaka

  • @rojomamitianaaimeandrianin665
    @rojomamitianaaimeandrianin665 Жыл бұрын

    whaouuh tsara be re zay❤❤❤

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Mercii ❤️

  • @seraphinerazanampahatelo1247
    @seraphinerazanampahatelo1247 Жыл бұрын

    Mlay eh 👍 🔥

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Merci ❤️

  • @andriamiharintsoafinaritra5230
    @andriamiharintsoafinaritra5230 Жыл бұрын

    de tohizo hatrany fa tsara foana

  • @mihajarivoarakotoarisoa1168
    @mihajarivoarakotoarisoa1168 Жыл бұрын

    zay ilay gadona..tsara ee!!

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Misaotra e

  • @spsserigraphiesylvain8242
    @spsserigraphiesylvain8242 Жыл бұрын

    Mandona be

  • @jfarakoto1645
    @jfarakoto1645 Жыл бұрын

    Tsara ❤️

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Mercii frera

  • @nochujmahagagafamohazantso7467
    @nochujmahagagafamohazantso7467 Жыл бұрын

    Tsara,Sady mandona bé n'y paroles 🤩

  • @makwagangsgasy6828
    @makwagangsgasy6828 Жыл бұрын

    Milay be❤

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Mercii 🙏🏻

  • @makwagangsgasy6828

    @makwagangsgasy6828

    Жыл бұрын

    Adao ranga anao ft

  • @spsserigraphiesylvain8242
    @spsserigraphiesylvain8242 Жыл бұрын

    Performence

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Mercii

  • @ckaylahnivaran4098
    @ckaylahnivaran4098 Жыл бұрын

    tsara les bro an💝💗❣❤‍🔥💋

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Mercii ❤️

  • @anthonymartialherizo1223
    @anthonymartialherizo12239 ай бұрын

  • @rakotosonmichel7376
    @rakotosonmichel7376 Жыл бұрын

    🥰🥰🥰💓

  • @felananomenjanahary
    @felananomenjanahary Жыл бұрын

    tsara lotra tena tiko

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Merci 🥰🖤

  • @tonymaen6104
    @tonymaen6104 Жыл бұрын

    ❣❣❣

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    🥰🖤

  • @ergerfabiennerakotomalala2630
    @ergerfabiennerakotomalala2630 Жыл бұрын

    😍😍😍😍😍❤❤❤❤❤

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    🥰❤️

  • @khajims2205
    @khajims2205 Жыл бұрын

    Two two cv fôna wa e

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    💪🏼💪🏼

  • @hanitriniainaraheriarisoa6039
    @hanitriniainaraheriarisoa6039 Жыл бұрын

    Tsy ho rava ahona à, Ho avy any Antananarive any za de tsy maintsy ho rava. Tongava nge aty Paris Toky, tsy avelako mody any tsonnniiiii ☺️😚

  • @jazram1938
    @jazram1938 Жыл бұрын

    mila miezaka amy instrum

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    🙏🏻🙏🏻

  • @ririxandriamanana901
    @ririxandriamanana901 Жыл бұрын

    Bommaka! ao mba apoahy kely ty vazo ty!

  • @henitsoarakotoniaina7111
    @henitsoarakotoniaina7111 Жыл бұрын

    Fa tsi i Antso Bommartin ve io??

  • @andryrabearitovo66
    @andryrabearitovo66 Жыл бұрын

    fa tiako ianao malala ka tsy avelako

  • @TwokiiOfficiel

    @TwokiiOfficiel

    Жыл бұрын

    Tu connais bro✊

  • @andryrabearitovo66

    @andryrabearitovo66

    Жыл бұрын

    @@TwokiiOfficiel ia ia

Келесі