Tiako loatra - Hantatiana

Музыка

Musique évangélique malgache.
Nouveau VCD Hantatiana- Juillet 2010-Madagascar.

Пікірлер: 35

  • @rakotoarimananasimonescola7064
    @rakotoarimananasimonescola70645 жыл бұрын

    Tes chansons m’ont touché et continuent à me toucher. Merci 🙏

  • @marinathiana7042
    @marinathiana70425 жыл бұрын

    Tiako loatra ny midera anao Ry Andriamanitra fitiavana ô Andriamanitra avo indrindra Ianao Nefa dia nitia anay Naneho ny fitiavana ianao Fony aho mbola mpanota Maty ho ahy tokoa ny zanakao Mba ho fanavotana ahy Ka na iza haniratsiratsira sy hanenjika Hanaratsy anao Mbola asandratro ny hira Hanoy ny fiderana anao Ry Jehovah tomponay ô Ho azy ireo anie ity hira ity Haneo ny fitiavanao Ibitsiho f’ianao koa mbola tia Tiako loatra ny midera anao Ry Andriamanitra fitiavana ô Andriamanitra avo indrindra Ianao Nefa dia nitia anay Naneho ny fitiavana ianao Fony aho mbola mpanota Maty ho ahy tokoa ny zanakao Mba ho fanavotana ahy Raha jereko ny lanitrao Izay asan-dratsantànanao Sy ny volana amankitana Izay noforinanao Inona moa ny olona No hahatsiarovanao azy Nataonao ambany kely Noho Andriamanitra izy. Ka na iza haniratsiratsira sy hanenjika Hanaratsy anao Mbola asandratro ny hira Hanoy ny fiderana anao Ry Jehovah tomponay ô Ho azy ireo anie ity hira ity Haneo ny fitiavanao Ibitsiho f’ianao koa mbola tia Tiako loatra ny midera anao Ry Andriamanitra fitiavana ô Andriamanitra avo indrindra Ianao Nefa dia mitia anay

  • @andonirinahanitrinialaanas5951
    @andonirinahanitrinialaanas59513 ай бұрын

    Andriamanitra fitiavana toko enao❤❤❤❤❤

  • @ramandimbiarisontahinjanah4696
    @ramandimbiarisontahinjanah46966 жыл бұрын

    Merci Hantatiana. Hira nanamarika ny fahazazako ny hiranao. Ho an'ny Tompo irery ny voninahitra.

  • @davidramanirakaramaniraka2480
    @davidramanirakaramaniraka24807 жыл бұрын

    Ho an' Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika,@alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra sy ny fahalebiazana,ny fanjakan sy ny fahefana hatr@ aloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay. Amen

  • @hery7777777
    @hery777777712 жыл бұрын

    Tompo ô. ho anao irery anie ny dera sy ny laza ary ny voninahitra mandrakizay. amen

  • @andoprince3617
    @andoprince36176 жыл бұрын

    Tiko loatra, mampatsiahy ny fahazazana. Tena nahatsiaro voahatahy manokana @ hiran' i Hantatiana. Tsara ny Tompo.

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa18883 жыл бұрын

    27 December 2020 .tiak loatra ty hira ty.ary tsy leo aho mihaino azy isanadr

  • @radojosia2322
    @radojosia2322Ай бұрын

    2024

  • @TheNanou01
    @TheNanou0113 жыл бұрын

    Coucou Tatina! felicitation!! tsara be le hira; surtout oe misy an zanydrinay ah!! lol!! sangy!! biz njy!!!!

  • @tokyandriamarimihelatra9624
    @tokyandriamarimihelatra96243 жыл бұрын

    Mamy ny Fitiavanan'Andriamanitra, tsara be ny hiaran' i Hantatiana sy Ndriana Ramamonjy rehetra :)

  • @andrianirinasoaangie8311
    @andrianirinasoaangie83114 жыл бұрын

    Mankasitraka ,lehibe Andriamanitra❤

  • @murielleandriatiana1880
    @murielleandriatiana18803 жыл бұрын

    ity hiranao ity no nohiraiko voalohany tao ampiangonana.Tena nanamarika ny fahazazako.Tena tiako ny midera Anao Andriamanitra o

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo90034 жыл бұрын

    Il sontv bon tes louanges

  • @user-pq8wg7se5f
    @user-pq8wg7se5f2 ай бұрын

    ❤❤❤❤

  • @Domidoves
    @Domidoves12 жыл бұрын

    Tsara loatra ny midera an'Andriamanitra Fitiavana Avo indrindra tsara tarehy kely daholo ianareo!!! mahereza

  • @nathalievololonolivarakoto9912

    @nathalievololonolivarakoto9912

    5 жыл бұрын

    Tiako loatra ny midera anao

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky62383 жыл бұрын

    Maty ho ahy tokoa n'y Zanakao

  • @michelandrerandriamalalana7623
    @michelandrerandriamalalana76237 жыл бұрын

    Misaotra e! Mankasitraka. "Tiako loatra ny midera Anao ry Andriamanitra Fitiavana ô...Maty ho ahy ny Zanakao mba ho fanavotana"

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32653 жыл бұрын

    Amen

  • @ranaivosonmamitiana3509
    @ranaivosonmamitiana35094 жыл бұрын

    Tsara ny midera , mankasitraka

  • @andrianiainafifalina232
    @andrianiainafifalina2323 жыл бұрын

    Tiako loatra ny midera Anao ry Andriamanitra Fitiavana ô

  • @herisoarajaonarivelo3843
    @herisoarajaonarivelo384311 жыл бұрын

    Amen !

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5455 жыл бұрын

    Tena Tiako BE Misaotra an'i Hantatiana sy ny Tarika Ianao ihany Andriamanitra Ny Avo indindra

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo90034 жыл бұрын

    Tu es grand o dieu d'Abraham.

  • @jacqueteddy2857
    @jacqueteddy28579 жыл бұрын

    tiako ny midera anao ry Andriamanitra o!

  • @voahangyrakotondrasoa455
    @voahangyrakotondrasoa4558 жыл бұрын

    Tiko tena tiko

  • @kirralotus2201
    @kirralotus22018 жыл бұрын

    Tsara eh! tsara ny midera an'Andriamanitra

  • @rollandrandriamampianina9196
    @rollandrandriamampianina91964 жыл бұрын

    Hafa mihitsy ny feony @ mpihira rehetra, indrindra fa fiderana an'Andriamanitra no ataony. Hafa izany midera an'Andriamanitra.....

  • @njarasoaandrianjafy9609
    @njarasoaandrianjafy96094 жыл бұрын

    Alza ho alza ny gadona "gospel" sy ny namany manoloana ny hakanto ny hafatra mafonja ary ny fahamaotinana sy fahamasinana asehon'itony hira taloha???????

  • @rogerrakotomanantsoa468
    @rogerrakotomanantsoa4689 жыл бұрын

    (y)

  • @julierivosoa5832
    @julierivosoa58326 жыл бұрын

    Jésus est mort pour nous et il est ressuscité le troisième troisième jours

  • @M_W_S
    @M_W_S11 жыл бұрын

    ay ve am ty clip ty kou Toky e! tsara be le hira sy nareo, tsara ih2ny koa ANDRIAMANITRA

  • @financeibf8584
    @financeibf85848 жыл бұрын

    SAO TSY FANTATRAO ARY FA IZANY HOE JEHOVAH IZANY DIA ANARAN'I JESOSY TANY AN DANITRA .KOA TIAKO LOATRA NY MIDERA ANAO

  • @linuxu4619
    @linuxu46196 жыл бұрын

    Tabour