TAMBERINA SY TADIDY | NY FOKO MERINA

Televiziona Malagasy
Facebook: Televiziona malagasy ofisialy
Twitter @TVMalagasy

Пікірлер: 10

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbertАй бұрын

    Très intéressant beaucoup ça

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7znКүн бұрын

    Tiako iarivo

  • @lantosoajeanjacquesrabesaotra
    @lantosoajeanjacquesrabesaotra2 ай бұрын

    mankasitraka tompoko ,

  • @rivorasolofoson9344
    @rivorasolofoson93442 жыл бұрын

    Ary toa misy sary tena izy (photo reelle) ny sarin‘i Ralambo (taonjato faha-16) sy Andrianjaka (taonjato faha-17) kanefa ny nisian‘ny fankantsary voalohany t@ 19. August 1839. 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣 Na diso fijery aho na ianareo MANDAINGA. Valio kely azafady!

  • @wlfdevilsblack5339
    @wlfdevilsblack53393 жыл бұрын

    Mankasitraka tompoko amin'ny fizarana fa tena manampy

  • @harenarandyratefinanahary2195
    @harenarandyratefinanahary21953 жыл бұрын

    De ilay sary sarin'iza !? Satria 16 siecle 17 e siecle lay resaka

  • @SimonRabarison
    @SimonRabarison6 жыл бұрын

    Tsara e!

  • @wyattgibson2559

    @wyattgibson2559

    3 жыл бұрын

    Pro tip : watch movies on Flixzone. I've been using them for watching loads of movies during the lockdown.

  • @kashchance3980

    @kashchance3980

    3 жыл бұрын

    @Wyatt Gibson Yea, have been watching on Flixzone for since november myself =)

  • @albertrazafindrakoto9600
    @albertrazafindrakoto96004 жыл бұрын

    Aoka re mba tsy ho disoina ny tantara fa manaova fanadihadiana lalina vao mamoaka documentaire toy itony ianareo eto amin'ny TVM. Tadidio fa Razakatsitakatrandriana dia tsy zanaka lahimatoan'i Fara na Rapananamboninitanilehibe fa zanak'i Ramahafoloarivo vady faharoan' Andrianatsimitoviaminandriandehibe. Tsy niteraka mantsy Ratompoimbahoaka zafin' Andriatompokoindrindra avy amin'i Ratompoiniandriana zanany vavimatoa ka nalainy hirafy taminy i Fara ary novain' Andrianatsimitoviaminandriandehibe ho Rapananamboninitanilehibe ny anarany. Ramahafoloarivo no niteraka voalohany ary ny zanany no Lahimatoa. Fa Andriamasinavalona kosa no zaza voalohany naterak'i Rapananamboninitanilehibe ary tao Ambohimalaza izy no teraka. Vakio ny Tantaran' Andriana fa voalaza ao izany. Fa ny zanaka lahiaivo naterak'i Rapananamboninitanilehibe kosa dia Andriakazomangabemanefoefo .Nozarain'Andrianatsimitoviaminandriandehibe anefa ny anjaran'izy ireo: Razakatsitakatrandriana nampanjakainy teo Antananarivo ary nampanoaviny teo Alasora kosa Andriamasinavalona fa ny fitazomana ny hazomanga kosa natolony an'Andriakazomangabemanefoefo. Fa nohon'ny hevipetsy nataon'Andriamapandry sy ireo Andriana niaradia taminy dia naongandry zareo Razakatsitakatrandriana. Io disadisa io dia efa hita taratra na mbola tsy niamboho aza Andrianatsimitoviaminandriandehibe . Andriakazomangabemanefoefo dia tsy nanaiky hanoa an'Andriamasinavalona zokiny fa izy hono" vorona tsy manompo havana" .nanampitrotraka rahateo ny nizarana ny fanjakana ho an'ireo zanany efadahy sy ny disadisa taorian'izany ka dia niala teny Ambohimanga izy sy Andriamanalinarivo zandriny sy Zafindravola zanak'Anabaviny sy Andrianony Andriandehibe avy amin' Andriamboninolona avy eny Alasora niaraka tamin'ny Andriana 3000 mahery sy vahoaka marobe. Andrianony no raiben' Andriamanalinibetsileo tao Iandratsay Ankazomiriotra Betafo . Ny zanaka Lahimatoan' Andriakazomangabemanefoefo antsoina hoe Andriakazomangabe no Mpitakazomangan' Andriamanalinibetsileo. Ao Mahamasina Iandratsay izy no milevina fa ny taranany dia mipetraka ao Soanindrariny Antsirabe. Fa Andriakazomangabemanefoefo kosa dia nonina tao Sahamananina Miarinavaratra ary milevina ao izy sy Rafihaonanarivo vadiny. Rafihaonanarivo moa dia zafikelin' Andriatompokoindrindra avy ao Ambohimalaza fa noho ny saonjo mihoatra akondro nahazo ireo anadahiny kambana ( Andriamahatombo sy Andriatsihanika) tao Ambohimalaza dia nentiny niantsimo niaraka tamin'izy ireo ny anabaviny 4 ka teo ambodin'i Managana any Fandriana no nonina izy ireo . Tao no navoakan'Andriamahatombo hanambady ireo zandriny vavy ireo . Ny zanan'Andriakazomangabemanefoefo antsoina hoe Andriakazomangamanarivo no nipetraka ao Sahamananina ka tanana maromaro no misy ireo taranany:Ambohitrera, fokotany Ambolotara Zanakatovo,Miarinavaratra,Tsararay ,Ambinanindrano, Masindrary ary Vatomitsangana. Ny zanany hafa dia misy 4 lahy ka ao @ Commune Fandriana sy vohibasiana vohitrambo sy Antanifotsy no mitoetra.