raha mbola misy tsiky PATSY (Bessa) lyrics
Музыка
TONONKIRA
Raha mbola misy tsiky e
Azonao hasedra ny rojon'ny ankaso
Nahoana indrindra iky e
No dia laniana foana ny vongon-dranomaso
Raha mbola misy ihany
Kintana mamiratra azonao banjinina
Nahoana no tomany no andanianao
Ny alin'ny ririnina
Raha mbola misy kalo
Azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no himalo
Mahita vodilanitra mosarena taratra
Пікірлер: 13
J'aime pas dire souvent le mot j'adore mais là ''J'ADORE'' Merci pour ces quelques minutes de bonheur
Isaorana ny mpihira sy ny mpitendry. C'est génial.
Randralyy! MANKASITRAKA B avy aty Amerika avaratra r'sé a! Efa zato taona no nitadiavana ty version'i Patsy ty!! MISAOTRA
avy aty RFA no mijery sy mihaino, mankasitraka Patsy!
Merci merci e
❤️Misaotra nizara e
sur raga ah! ef ela no nitadiavak anty !! mlau eh
Raha mbola misy tsiky eo amin'ny fiainako dia tsy haharesy ahy ny raanomaso
@paulinetsiky6238
6 жыл бұрын
ataovy zay aresena ny ranomaso fa resy io
@mamyrasetriarivony6235
4 жыл бұрын
Miezaka aho fa toy ny vao omly hatrany ilay fotoana nisarahana. Soa fa misy itony tononkalo itony ampahery.
Merci !
Fa mahoty vandilanitra ahoana kay???????