Ny minisitra Haja Resampa no kandida IRD ato amin'ny distrikan'ny Morondava

Ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena no kandida solombavambahoaka natolotry ny IRD qto Morondava raha lasa lisitra faha roa kosa ny solombavambahoaka Tsiliva

Пікірлер