Ny kandida ny vovonana Firaisakina no tonga voalohany teo amin'ny OVEC Morondava

Ny alatsinainy 8 Aprily 2024 tamin'ny telo ora no tonga nanatitra ny taratasy filatsahan-kovidian'andriamatoa Mamy Clavier teo anivon'ny OVEC Morondava ny vovonana FIRAISAKINA , izy moa no kandida voalohany nanatitra ny antotan-taratasy filaatsahan-kovidiana ho an'ny distrikan'ny Morondava

Пікірлер