Mankasitraka Pasteur Sylvain Raherivahatraina, tahin'i Jesosy manokana anie ianao sy ny ankohonanao
@annickrakotondramonjy76903 жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra Pasteur fa anisan'ny fantso-pitahiana nampitombo ny finoako ianao. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
@fanjaramamonjisoa75118 жыл бұрын
Tsara loatra Andriamanitra e! tsara anié Jéhovah izany fampianarana napetrakin ny fanahimasinao teo ambavan ny mpnomponao izany, ka dia ho raisinay @ Finoana tokoa Amen! misaotra @ nanekenao ho fitaovana hanao ny Asan ny Tompontsika! soyez bénis!!!
@domoinarasoloniaina88966 жыл бұрын
Amen! Tsara be lay fampianarana Pasteur,homba anao hatrany anie ny Tompo...hahay hampiasa ny finoana tokoa anie izahay
@rovalalaina225 жыл бұрын
Misaotra jesosy fa efa voarahiko ny fiadanana avy aminao .omeo fahendrena izahay Tompo , amen amen amen ....
@mariethereserabakolimihant4640 Жыл бұрын
AMEN'🙏♥️
@hantamalalahanta72057 жыл бұрын
satriko ijery an ty fapianaran ity foana. Fiadanana Pasteur a. tena mijer foan za f tiko saingy tiko rah mis bb koko f mangetaheta n fapianaranao zahay. tsy afk mividy CD satria lavitra. Fiadanana. tsara loatra n Tompo.
@marieegyptienne70344 жыл бұрын
Misaotra Jesosy ô
@rabetafikasaholy57577 жыл бұрын
Jesosy o! mba ho tafatoetra tsara ato am-ponay anie ny Fanahinao Masina mandram-piverinao ! Amen !!!
@jhennieandreah16883 жыл бұрын
Ho Anao irery Andriamanitra ny Dera sy ny Laza ary ny Voninahitra mandrakizay amen🙏
@sam.j86886 жыл бұрын
mino aho Jesosy fa hainao atao ny zavatra rehetra dia ny hitantananao ny fiainako.AMPITOMBOY ny finoako Tompo ohh!!
@annavaleria12367 жыл бұрын
Misaotra Tompo o ! tsara ny fampianarana
@vivianerakotomalala49586 жыл бұрын
Misaotra anao Pasteur nizara!
@moio14208 жыл бұрын
Mahery fo, izany no tiako andraisany ahy, miady ny ady tsara, manamarika tantara.
Пікірлер: 22
"TOMPO",O AMPITOMBOY NY FINOAKO ! AMEN' x🙏🙏🙏♥️
Mankasitraka Pasteur Sylvain Raherivahatraina, tahin'i Jesosy manokana anie ianao sy ny ankohonanao
Misaotra betsaka indrindra Pasteur fa anisan'ny fantso-pitahiana nampitombo ny finoako ianao. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Tsara loatra Andriamanitra e! tsara anié Jéhovah izany fampianarana napetrakin ny fanahimasinao teo ambavan ny mpnomponao izany, ka dia ho raisinay @ Finoana tokoa Amen! misaotra @ nanekenao ho fitaovana hanao ny Asan ny Tompontsika! soyez bénis!!!
Amen! Tsara be lay fampianarana Pasteur,homba anao hatrany anie ny Tompo...hahay hampiasa ny finoana tokoa anie izahay
Misaotra jesosy fa efa voarahiko ny fiadanana avy aminao .omeo fahendrena izahay Tompo , amen amen amen ....
AMEN'🙏♥️
satriko ijery an ty fapianaran ity foana. Fiadanana Pasteur a. tena mijer foan za f tiko saingy tiko rah mis bb koko f mangetaheta n fapianaranao zahay. tsy afk mividy CD satria lavitra. Fiadanana. tsara loatra n Tompo.
Misaotra Jesosy ô
Jesosy o! mba ho tafatoetra tsara ato am-ponay anie ny Fanahinao Masina mandram-piverinao ! Amen !!!
Ho Anao irery Andriamanitra ny Dera sy ny Laza ary ny Voninahitra mandrakizay amen🙏
mino aho Jesosy fa hainao atao ny zavatra rehetra dia ny hitantananao ny fiainako.AMPITOMBOY ny finoako Tompo ohh!!
Misaotra Tompo o ! tsara ny fampianarana
Misaotra anao Pasteur nizara!
Mahery fo, izany no tiako andraisany ahy, miady ny ady tsara, manamarika tantara.
❤AMEN ❤ TOMPO AN ÀMPITOBOY NY FIÑONAY ❤❤❤❤❤❤
Misaotra pasteur
AMEN !
Amen!!
Amen 🙏👏👏
tsara n'y Tompo e
amen